Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ifiona
(
26/01/2010 18:41)
nahemotra ihany ny fifidianana ry zareo
Andry Rajoelina vient d’annoncer le report des élections législatives prévues pour le 20 mars 2010 pour une date ultérieure.
Toutes les élections seront programmées entre avril et novembre 2...
tohiny
novalian'i esserra ny 01/02/2010 00:47
vatofototra
(
26/01/2010 10:28)
REGARDER VIDEO Un an après 26 janvier 2009-2010
REGARDER VIDEO Un an après 26 janvier 2009-2010
* No comment - Après 8 c'est 9, Ra9 avec sa grenadocratie
* Monja Roindefo occupe le terrain - Africa24
http://www.vatofototra.com...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2010 21:39
BlackGasy
(
26/01/2010 06:45)
Mitono tena ...
Tena mampihomehy mihitsy ireto HAT ireto angah tsy mba sivanina intsony vaovao alefa fa tena mitono tena mihitsy eh, heritaona omaly no nahamay ny TVM sy ny RNM dia naratiraty le ratsatanana V manao n...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:03
soanja
(
26/01/2010 04:50)
Ny pilokelin' Andrianampoinimerina
Mba sendra nahita ity asa soratra ity aho ka mba ho zaraiko amin'ireo izay liana ny kolontsaintsika. Maromaroa ny toy izao!
Ny pilokelin' Andrianampoinimerina
http://www.haisoratra.org/article....
tohiny
novalian'i soanja ny 26/01/2010 23:56
itaramasoandro
(
26/01/2010 01:49)
tsy mino ny lahatra ny malagasy
namparitaky ny vahiny nifandimby teto @ nosy sy ny gasy sasantsany nifandray tendro @ izy ireo ny hoe : « mponina mora kivy, manaiky ny lahatra voatondro ho azy ny malagasy ».
rehefa jerena a...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:16
fiaronandra
(
25/01/2010 21:45)
concours ENMG 2009
Mampalaelo ny toe javatra mitranga eto amintsika
Nivaly ny sabotsy lasa teo ny fanadinana hidirana ho mpiantra ho mpitsara.
Izany dia taorian'ny nahavitan'ny adina am_bava.
1- Nisy aloha ny fih...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 26/01/2010 08:37
xxx
(
25/01/2010 20:57)
Didy folo kristiana manoloana ny fahasarotam-piainana
1 Aza miady irery
...fa mihavàna aminAndriamanitra (Genesisy 3.17-19)
2 Aza matahotra ny fahasahiranana
...fa ao aminny mangidy no misy ny mamy (salamo 119..71)
3 Aza mivarilavo nohonny fahas...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/02/2010 21:24
bazylou
(
25/01/2010 18:38)
pinga pinga ery ty
jean kely manao hevitra taingina fotsiny :-P :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:13
terrywui
(
25/01/2010 15:35)
Aza mamoromporona vaovao diso ato ry TIM a
Hita izao fa vaovao lainga sy naforonina sy tsy tsara pasoka fa tefitefy maika sy zara fa vita no almefan'ireto TIM RESY LAVA ireto ato amin'ny serasera.ato !!! tena manala baraka an'ity seraseranay i...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2010 18:15
xxx
(
25/01/2010 12:50)
AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV
Ahoana ny fomba atao mba hanomezana fahafampo ny vehivavy rehafa manao firaisana, misy teknika ve sa ahoana,aiza koa no ahitana ny point G...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:42
ANARIM
(
25/01/2010 11:39)
miongotra be ny voloko, ho sola zà atsy ho atsy ...
inona no tokony ataoko??? efa manify volo de nature izahay telo vavy zanak'i dada sy neny!!! tamin'ny nampinono ny zanako mianadahy aho toa tsy mba niongotra volo izany, nefa izany no henoko hoe mampi...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/02/2010 00:32
baramina
(
25/01/2010 11:02)
mitady sipa
mitady sipa 18ans kahatramin' 21ans...
tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:12
rabaradaka
(
25/01/2010 08:58)
Fanambarana avy amin'ny mpiasan'ny MATD
FANAMBARANA
- Manoloana ny tsy fahaiza-mitantana ataon'ireo tompon'andraikitra eto amin'ny Ministeran'ny Fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana izay manomboka amin'Atoa Hajo ANDRIANAINARIVEL...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:37
jarifa
(
25/01/2010 04:14)
URGENT
Mitady olona te hiasa aty abu-Dhabi
Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao:
1)Topographe:
-Mahafehy tsara Station Total
-Mahay GPS vaomaika tena tsara
-Mahay Auto-CAD
-Mahay Covadis ...
tohiny
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:27
tgvafond
(
24/01/2010 22:58)
6ème Rue-publique pour Rajoelina
I can announce that the election of the members of the Constituent Assembly of the Sixth Republic will take place on March 20, 2010. On that date, the current government will resign.The wall street j...
tohiny
novalian'i milamm ny 27/01/2010 11:38
radomelina
(
24/01/2010 18:31)
amiraly
mandeha ny feo fa iverina an,,tanindrazana ny deba .ka ahoana aaaaaaa.sa mbola 1tour de vita ny an, zanak;osy aaaaaaaa :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:34
xxxw
(
24/01/2010 13:28)
Le 20 mars 2010 sera un jour férié, chômé,
Le 20 mars 2010 sera un jour férié, chômé, payé et sans élections.
Efa mahazatra , foza dia foza ihany, @ manaraka aza miteniteny foana, aza entim-po loatra lehikely a
Miandry ny filazana man...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:37
zakilinina
(
24/01/2010 09:53)
Malgachisation de l'enseignement
Hitako tao amin'ny l'express de mada. ity ka ampitaiko.
La malgachisation à suivre
La dernière conférence à Ouagadougou pourrait relancer le débat sur la malgachisation de l’éducation.
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 26/01/2010 09:32
pikajunior
(
24/01/2010 00:50)
efa ho 1ans izahay mbola izahay ihany no mpandresy
efa lany fika tanteraka ny lalimanga ,manao grevy etsy sy eroa nefa tsy maha vita azy ,efa miroso ny train fa dia hatomboka ny election ny 20mars izao,
tsy aleo ve ry zareo ajanona @ izay io tolona t...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:38
sipagasy
(
23/01/2010 18:41)
maccaron
Miarahaba
Sao misy mahay ireny maccaron tahaka ny any Madagasikara ireny kay e!!! ilay ohatran'ny misy tantely sy voana sesame ireny miaraka @ ilay ohatran'ny pate caca pigeon nefa mamy ilay izy e!...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 07/04/2010 21:44
