Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vitamatavy ( 03/02/2010 10:49)
@ 7 fevrier 2010 isika no mifankahita manaofety
ho tapitra ny 6 fevrier ny delais nomen'ny GIC,dia ho vita hatreo ny politikan'ny hon hon hon,tsy coincidence velively fa tena realité efa mitsipatsipaka manary aina ny hat saingy mbolamiala nen... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 15:32
AndriambyII ( 03/02/2010 07:54)
Misy miteny hoe "franc maçon=groupe satanique" eto.
Misy hifandraisan'i Randrema t@ izany ve ny fampisehoany ny taratasin-dRa 8 taloha momba ilay pacte satanique ?? Ny pasteur angaha afaka miditra @ franc maçon ?? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 15:53
xxx ( 03/02/2010 07:41)
ami sa petit ami....amant
tantara mahasosotra no mahatsikaiky. Misy vhv 1 efa manambady ,dia manana namana ao aminy facebook.Misy lhl ao tsy mitsahatra miteny tiako ianao isan'andro lava izao,ary tsy 1 fa maromaro.Ilay vhv an... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2010 12:09
itaramasoandro ( 03/02/2010 04:20)
finoana - fety
ho ansika rehetra ary izay te-hahalala bebe kokoa ny momba ny fandroana dia aza adino ny manenjika ity fety makotrokotroka natao indrindra hampahatsiarovana ny asaramanitry ny fandroana malagasy ity.... tohiny
novalian'i soanja ny 07/02/2010 15:30
tgvafond ( 02/02/2010 21:47)
Le sommet France-Afrique se tiendra du 31 mai au 1er juin 20
Le sommet France-Afrique se tiendra du 31 mai au 1er juin 2010 à Nice a annoncé, lundi, Christian Estrosi, maire de la ville et ministre de l’Industrie. Le sommet était prévu, à l’origine, en... tohiny
vatofototra ( 02/02/2010 17:53)
REGARDER VIDEO Journal-Tous les indicateurs au ROUGE-02 fev2
REGARDER VIDEO Journal-Tous les indicateurs au ROUGE-02 fev2010 - L'Euro à 3080 ariary - Intensification de la grève des médecins - Licenciement massif chez les zones franches ... tohiny
novalian'i milamm ny 05/02/2010 02:49
terrywui ( 02/02/2010 16:57)
fafao ranomaso fa mbola hanody anireo TGV reo zao !
dada tsy hita, ny zaza mikonetaka , ny fitondrana very , ny TGV mitombo hery isan'andro ,ny fitakiana hatao tsy mety manjary , ny mpitarika sasany nivadika nanao TGV , ny pataloha rovitra eo amin'ny m... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:32
sylvain ( 02/02/2010 12:20)
Ampela manao!
antoko politika faha 213 eto Mcar loza aloha ny gasy raha hamorona antoko-politika é! tompon-daka eran-tany angamba: 6h58 Un nouveau parti politique vient d'annoncer sa creation hier au Colbert. La... tohiny
novalian'i diloo ny 03/02/2010 20:03
Annie2006 ( 02/02/2010 10:23)
Mazava no sady maha velom-bolo
Ho an'ny Firenena Malagasy mibanjina ny hoaviny, vonona hiatrika ny fanatontoloana, ary hiady @ fahantrana: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/MDM-Discours-de-cloture-d... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 22:56
vatofototra ( 02/02/2010 10:07)
REGARDER VIDEO Rajoelina invité du LCI 1er fev2010
REGARDER VIDEO Rajoelina invité du LCI 1er fev2010 - Andry Rajoelina a été l'invité du LCI lors de son passage à Paris le 1er février 2010 - Participer au Débat National ht... tohiny
novalian'i milamm ny 03/02/2010 00:32
fetrakens ( 02/02/2010 10:01)
Sao mba misy manana motorolla E398 ny namana e!?
Tsy mety mahazo internet le phone! ahoana no fi- activé - na ny GPRS!! Efa niantso Service clientèle (telma io an) fa tsy mbola mety ihany e!! Merci de msaotra :{ ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2010 09:02
xxx ( 02/02/2010 09:14)
manakaiky ny farany fa mibebaha
kely sisa de tapitra ^^^^^!!!! nefa dia misy ny zanak'olombelona ts mba mino fa hisy ny farany !!!!!! izaho milaza @nareo fa tena efa tokony hitodika @Jesosy ny tsirairay fa ts variana mitsikera ny fa... tohiny
novalian'i sapele ny 29/03/2010 14:19
bobone ( 02/02/2010 07:12)
ahoana ny vehitrareo
ity mba misy korana kely ! Nisy lehilahy manambady ! tiany be ny vadiny ary tena miaraka foana izy roa , taty aoriana anefa dia nisy vehivavy nanantona ilay vadin'ilay rangahy nilaza hoe : ny vadina... tohiny
novalian'i Makouto ny 29/04/2010 21:58
esserra ( 02/02/2010 01:23)
Ho lasa patron zany rawix 1€=3900AR à 4200AR
[img]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2009/09/ariary1_06.jpg[/img] Io ary lay lazaiko anao tonton , ty vola bôritra, miverena zany ny tgv bôritra rehetra hanagana orina hamelomana FATY T... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2010 22:08
vatokilonjy ( 01/02/2010 21:53)
AIZA IHANY NY TIM GTT BE TAIMBAVA E
ela loatra ry zalahy ny tolona marary kibo kely eo anosy an,300 ve sisa lesy no isany mpitolona,firena milamina jiaby ny malagasy gouvernement efa miasa mafy mihitsy hanasondrotana ny karaman'ny mpi... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 17:01
vatofototra ( 01/02/2010 18:17)
REGARDER VIDEO Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA 1er fev20
REGARDER VIDEO Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA 1er fev2010 - Madagascar au cÅ“ur du débat de l'UA sur le remplacement de Kadhafi - Zimbabwe élu membre conseil de sécurité e... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 16:26
bazylou ( 01/02/2010 17:43)
appelle du coeur
antson'ny fo, , homme en perte de vitesse cherche femme bien équilibrée pour former couple vipere v12, :-P :-P :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:54
bazylou ( 01/02/2010 17:12)
any madagskr no misy an'izany hoe
antoko politika sady demokraty no repoblikanina, beuurrrrk :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 22:59
xxx ( 01/02/2010 15:40)
Diso ve za!!!
Bjr daholo! Manana olana manenjika ny eritreritro andro aman\'alina aho ka mba tiako ny hahalala ny hevitrareo fa tsy fantatro intsony ny tokony ataoko! (l) Niaraka tami-na lhl izay izany za, efa... tohiny
novalian'i vale ny 13/03/2010 12:15
ndotofetsy ( 01/02/2010 13:44)
REGARDER VIDEO leo politika hon hon hon
REGARDER VIDEO LEO POLITIKA http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I hon hon hon =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 17:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9922