any madagskr no misy an'izany hoe

1. bazylou ( 01/02/2010 17:12)
antoko politika sady demokraty no repoblikanina, beuurrrrk :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 22:59
2. pikatti ( 01/02/2010 22:52)
:-D :-D :-D
3. terrywui ( 02/02/2010 15:52)
mbola hafa ihany bazylou vrai refa mampihinana fa tsy mahita avaly mitsy ra pikany fa mivanitika tsy ravina fotsiny ...! fay elah zay rapika mbola aiza hanaovanrabazy anlah e.....!! sady mpandainga be elah rapika aa!!! misy surprise tsy ampoizinlah ho avy eo fa andaso kely kokoklouny ee!! :-D :-D :-D
4. pikatti ( 02/02/2010 15:58)
Nanao ahoana leisy zany sesi-tany zany aloha fa tsy eo elah be sermona eo e,mba efa nisy nangirana ve ??? sa mbola haizin-kitroka foana :-D
5. terrywui ( 02/02/2010 16:39)
Prise letsy no nahasesitany anah ry lety aa!! tsy vita mixage ny vazo rehetra tsisy vita re-mix sy mastering daholo fa kamo ah letia aaa!! aona letieee le kozin'i shanni officielle tamiko ah !!! avokako eto ve le sarinlah?? miala tsiny ah alou fa nagataka koa i IFIONA de nandefasako MMS ny sarinlah an ! de otrizay kou i Noue hoe mba tiany ho hita ony !! hon hon hon hon
6. pikatti ( 02/02/2010 17:03)
Ny akamako leisy tsisy fosika a, elah aza mirediredy eo hoa , aza manao ronono an-tavy elah , olona mpitsongodia leity tsy mamela trasy fa zany ve mbola tsy arak'elah e
7. bazylou ( 03/02/2010 18:53)
tsy hita fa izay no mba takatr'ilay gasy e, sady kisoa izy no alika, hany ka tsy mahagaga ny fireneny fa kisoalohany dia alika ny vatany , beuuurrrk :-D :-D :-D :-D
8. pikatti ( 04/02/2010 22:59)
:-D :-D miampy bitrovoalavo leisy a, raha mazana elah mrbeuur de tondrao saka be loha hinana totozim -bazaha domelina :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469