Ho lasa patron zany rawix 1€=3900AR à 4200AR

1. esserra ( 02/02/2010 01:23)

Io ary lay lazaiko anao tonton , ty vola bôritra, miverena zany ny tgv bôritra rehetra hanagana orina hamelomana FATY
Tsy lasa ny HAT e,ny mpiasa Malagasy hampakarina karama e!! dia ireny izany no hanakatona daholo ny orin'asany :oops: :oops:
novalian'i fijo ny 02/02/2010 22:08
2. esserra ( 02/02/2010 01:25)
http://www.tananews.com/2010/01/la-devaluation-de-lariary-est-ineluctable/
3. wxxx ( 02/02/2010 07:50)
Hananika daholo izany ny foza baoritra ,maty aho tgv :-D
4. pikatti ( 02/02/2010 12:55)
Petsa rawix lé :-D :-D ahoana indray zany projet-n'elah zany leisy , hanao fanonganam-panjakana ve??? 8O 8O Raha zah elah manokatra Boîte de Nuit koa de mandimby na manao reprise ny kandran'ny DJ Rajoelina aloha de avy eo elah rehefa malazalaza de mirotsaka ben'ny tanàna an'Antananarivo eo aloha no mbola sahaza an'elah :lol:
5. terrywui ( 02/02/2010 16:02)
za ary letsy zany vao hanao DJ fa elah hono ozy rabatista kay mpanao DJ mpampandihy amin'ny matos mitsy ony! atsoy lery raha tsy mahatoky anzany elah ! sady misy surprise ahatonga fofona anlah ato ho ato fa andaso kely pikany a!! milelaka elah niany ....!!! fa hono oa lety rapika hainlah ve i Shani Officiel le sipa mpampandihy amin DJ mpetraka etsy à 8ém iny?? akamanlah ony izy ozizy ..! hon hon hon hon hon kobo sahady elah eeee!! misy photo anlah zay nomeny ana aty hen hen hen hen hen hen hen !!!
6. pikatti ( 02/02/2010 16:07)
fa hono oa lety rapika hainlah ve i Shani Officiel le sipa mpampandihy amin DJ mpetraka etsy à 8ém iny

Le mpanao DJ iny ve toa efa mpanao tao @ RVG anie leity iny e, fa ahoana iny ndray ngah zao no nahavariana anelah tany e :-D :-D :-D
7. terrywui ( 02/02/2010 16:16)
:-D :-D :-D nahavariana ahoana e :evil: :evil: :evil: fa elah ony kobony tsara ony elah de nomeny anah ny sarinlah fa mbola ho etidieko tsara ze hanaovana azy hin hin hin hin hin :-D :-D :-D :-D antsoy spida ah ato anatin'ny 30mn fa raha tsy zany mideklansy io sarinlah io !!!!! :-D :-D :-D :-D
8. pikatti ( 02/02/2010 16:19)
a
ntsoy spida ah ato anatin'ny 30mn fa raha tsy zany mideklansy io sarinlah io !!!!!
:-D :-D :-D :-D
9. terrywui ( 02/02/2010 16:31)
mimémé amlah ah mantsy an??... ho hitanlah eo ary izy fa mbola misy fil manky ny scanner ko fa ho avy izy !!! mila RCA le izy fa tsisy ato amiko ! vao tsy mi appel anah 20mn sisa elah de vita !!!

AIZA ELAH BATISTA A

mipoaka Rapika niany fa ela nanaovandratsy elah kah ! aiza ve letsy de tonga de sarindraBatista hita vatana zao mitsy hono no nalefanlah teto ! amzany andro amin'ny 11h alina mahabetsaka ny pokna eto am serasera mitsy klééé!! tsy nahajery oul rabatista ny maraina amin'ny henatr'oul :-D :-D :-D
10. pikatti ( 02/02/2010 16:34)
Fa nisy an'zany tokoa ve leity, nedala anie nilaza anzany fa neveriko fa reka fotsiny e, :-D :-D
11. terrywui ( 02/02/2010 16:44)
Fa nisy an'zany tokoa ve leity, nedala anie nilaza anzany fa neveriko fa reka fotsiny e,
tairo ee! tairo fa ho avy tsy ho ela ny anjaranlah !! :-D :-D :-D nitomany mitsy ve letsy batista klééé..! sady nikozy lery fa tsy maintsy mamaly faty analah ony lery ! de tonga ary ty le andro lehibe ! fa midira matetika ato iany elah rapika fa mety tsy ampoizina ny miandry anlah ato aa!!
12. pikatti ( 02/02/2010 16:59)
Ka lery aza manao an'izao retraretra zao hono fa elah ihany kay le akama fosika oz nedala , tena manao lohana jiolahim-boto hotran'i radomelina ihany oz lery
13. fijo ( 02/02/2010 22:08)
nareo letsy tsssshihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4203