Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
05/02/2010 23:53)
Ny Fara andro
Heno ombieniombieny tokoa io teny iray io hoe "Fara andro" indrindra rehefa misy voina mitranga ka betsaka ny olona namoy ny ainy, toy ny nitranga any Haiti.
Efa elabe koa anefa no nahenoana fa akai...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 22:01
Scofield007
(
05/02/2010 21:04)
efa manomboka mihetsiketsika i tgv
mijanona any paris i tgv mikarakara manafina an'ireo hareny voahangona t@ izao fitondrana izao,efa fantany fa tsy maintsy hilatsaka ny sazy ka dia efa nafindrany @ anaran'olona hafa daholo ny fanany a...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2010 20:59
terrywui
(
05/02/2010 19:07)
Mba ovay amin'izay le toetsaina lomorina e.! efa 2010 zao...
mahafinaritra ahy i Annie ka!! hindramiko kely alou ry Annie le kozindroky fa toa marina loatra a!!
Azo atao ny tsikera rehetra satria tsy dia ampiova zavatra maro be.
8 taona teo Ra8 nanao izay...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:46
vatofototra
(
05/02/2010 18:18)
REGARDER VIDEO Journal-Affaire BoisDErose-Tantely afa-drakot
REGARDER VIDEO Journal-Affaire Bois de rose -Tantely afa-drakotra-05 fev2010
- Affaire Bois de rose -Tantely afa-drakotra
- Ecouter Rajoelina sur RFI le 04 février 2010
-...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:43
vindy
(
05/02/2010 15:25)
HTML 5 waawwwww
Tena nahagaga ahy ity takelaka iray ity ka mba tiako ho zaraina e, nosoratana t@ html5 (miampy css sy javascript mazava ho azy, ary mbola tsy validé rahateo moa).
Ny tena henjana raha flash foana ha...
tohiny
harybe
(
05/02/2010 15:13)
samiha samy mieritreritra
http://www.allvideogasy.com/samoela-jaojoby-raboussa/zay-mihitsy-video_0708eacd9.html...
tohiny
novalian'i harybe ny 09/02/2010 10:09
vatofototra
(
05/02/2010 10:24)
ECOUTER Rajoelina sur RFI 04 fev 2010
ECOUTER Rajoelina sur RFI 04 fev 2010
-Andry Rajoelina, le président de la HAT sur la situation politique interne
Invité de Olivier Rogez RFI 04 février 2010
- Participer au Dé...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/02/2010 20:45
papala
(
05/02/2010 07:43)
FAMPAHATSIAHIVANA LEHIBE t@ tolona!
ny frantsay ange ry le tgv vendran'ity ka efa NALOHAN'NY MALAGASY T@ TOLONA 1947 E! firy moa ny MALAGASY MATY NAMOY NY AINY TAMIN'IRENY? ka zao ndray le tsy misy fisainana andry rajoelina TY DE miveri...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/02/2010 20:42
xxx
(
05/02/2010 07:02)
position tena tin'ny vehivavy !
maromaro ihany zay sipa efa nanaovako zay ! fa itako we le mitsingoloka no maro mpankafy ! fa misy kou sipa tsy tia an'lé fanaovana malefaka fa le gidragidra no tena reveny ! zany oe le efa akaikikai...
tohiny
novalian'i rijaxxx ny 02/12/2016 19:11
niryna
(
05/02/2010 06:16)
Izao kosa ve tsy mba mampavelom-panantenana !
Ao anatin'ny vavany zaza no ahitana ny fahamarinana ,raha toa ampianarinao mandainga izy dia mahay koa ary any aoriana any dia ataony koa ilay izy,mety tsy ho fantany hoe tsy mety anefa izany ary raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2010 07:49
vatofototra
(
04/02/2010 18:41)
REGARDER VIDEO Journal-Fetison a pu s'échapper au FIS-04 fev
REGARDER VIDEO Journal-Fetison a pu s'échapper au FIS-04 fev2010
- Fetison a pu s'échapper à l'arrestation du FIS
- Proposition de la mouvance Ravalomanana au GIC
- Rencontre de Ra...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:37
andywui
(
04/02/2010 17:14)
LEO TGV ZA
Tena tsy rariny mihintsy ny ataony lay TGVENDRANA fa tena tokony halana teo io,aiza ve ka olona mangalatra daholo no miaraka aminy,miha mahantra ny gasy,lery manao didy ny be sandry fontsiny,...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:36
pikatti
(
04/02/2010 16:24)
Visite privé avec des rencontres plus ou moins officiels
Misy sion-dresaka fantatra fa ny orin'asa sy ny tera-tany Frantsay na ny vazaha taratasy no tena vonjen'i bitrovoalavo voalohany indrindra alohan'ny Malagasy @ io dian'ny any Parisy io,ary dia hita ...
tohiny
novalian'i Rajakoo ny 06/02/2010 20:41
dinitra
(
04/02/2010 13:32)
13 Mai
Ianareo izay nitolona teny @13mai, sy izay nankasitraka fa tsy tonga teny noho ny tahotra na ny halaviran'ny toerana: Mandeha ve ny raharam-pirenena amin'izao fotoana izao? Mahavaly ny fitakiana natao...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:35
xxwx
(
04/02/2010 09:55)
Elections législatives le 19 ou 24 mai 2010
Le mercredi 19 mai ou le lundi de la Pentecôte, le 24 mai ont été proposé pour le scrutin des élections législatives hier aux ateliers sur les élections au CCI d’Ivato. La décision devrait Ã...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 15:24
itaramasoandro
(
04/02/2010 04:36)
mpangala-jaza sy vehivavy
ankina tsy maha leo-bava ny tena mahita, mamaky fa nanararoatra ny loza mahazo ny haisianina ny mpisompatra ka nangalatra 33 zaza kamboty hatr@ 14 taona !!!!
miampy trotraka @ ity raharaha ity d...
tohiny
novalian'i dadax ny 15/04/2010 09:27
vatofototra
(
03/02/2010 20:25)
REGARDER VIDEO Journal-Résolution Union Africaine-03 fev2010
REGARDER VIDEO Journal-Résolution Union Africaine-03 fev2010
- Résolution de l'Union Africaine sur le cas de Madagascar
- La Grenadocratie met la pression sur ses militants en Uniforme
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:34
bazylou
(
03/02/2010 18:58)
de hoe
mitaingina porte avion hono le solapaika amin'ilay mdm, nefa ny aina any amdibo ihany leaza, ... iza ko ano hametraka fahatokisana amin'ilay solapaika iny le aza, :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:56
simplex
(
03/02/2010 15:47)
tsy misy
manin kay ny vevavy ra tsy bekonetaka e? :(
...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2010 22:44
papala
(
03/02/2010 13:08)
nalohan'ny vahoaka
deDaka Ery radomelina tao @ LCI ""fa efa nalohan'ny vahoaka daholo ireo mpitondra taloha ireo"' , FA I ANDRY RAJOELINA KOSA ATSY AORIANA KELY ATSY DIA HO AVOAKAN'NY MALAGASY ANY AMPITOMBENANY"'.
te...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:53
