Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
antsoy ( 15/02/2010 15:19)
Angaha moa hoe tsy mijaly ny vahoaka
Izaho kosa rangaha mahatsiaro tsara ny nataon'ny vahoaka malagasy a. Marina fa teo ny mpanao politika fa tsy nisy afaka naninona teo raha tsy teo ny vahoaka. Asainy manao an'izao dia manao. Radio f... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:45
xxx ( 15/02/2010 14:57)
nahoana loatra re
Ianareo lhl rehefa manambady mba asio peratra ny tanana fa be loatra ny vhv tanora kely voafitakareo!!! :cry: :cry: :cry: rehefa tafiditra lalina indray izy dia be ny mpanenjika hoe mpangala-badin'o... tohiny
vatofototra ( 15/02/2010 13:09)
SUIVRE EN DIRECT Madagascar face aux Troikas-Juge de l'ONU 1
SUIVRE EN DIRECT Madagascar face aux Troikas-Juge de l'ONU 15 fév2010 - Madagascar face aux Troikas -Juge de l'ONU sur le droit de l'homme à Genève Lundi 15 février 2010 à 14h30 heure d... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:42
bobone ( 15/02/2010 06:12)
fa maninona
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy... tohiny
hery ( 15/02/2010 06:02)
Hay hi-maputo ihany
Mizotra moramora mandeha any amin'ny fanapahan-kevitra niombonana tao maputo II ihany ny HAT amin'izao. - Nametra-pialàna i Ny Hasina satria arak'i Maputo II dia homen'ny TGV ny Mouvance Ravalo ny... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:44
Scofield007 ( 14/02/2010 21:23)
ala nenina farany alohany ahafatesany tanteraka
Une mission HAT à Maputo Face aux pressions de toutes parts et devançant la décision du GIC, la HAT a envoyé dare-dare une mission à Maputo, samedi. Elle est composée du Premier ministre, de... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:36
ndotofetsy ( 14/02/2010 17:34)
dididpaotra
hatao didipaotra hono i rajoelina fa antsoy i dada fa izy no rainjaza de i wiwi no mitelina le zavatra hon hon hon =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:34
terrywui ( 14/02/2010 12:17)
manomboka ahafinaritra ny hilalao aminareo aaaa
Toa mba velompanantenana kely ndray any ry Mpisera mpanohitra ato zany tato ho ato eee..!! sa de hoe nahazo prezida vaovao ve sa misy mampanatena "ronono antavy vaovao" ndray any ho any !!!! tandremo ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:10
Ramantsoa ( 14/02/2010 11:07)
Institut Superieur de Formation Aeronautique AEROVISION
site vao hitako taminy maraina izy ity ka anontaniako ny hevitrareo: [url]http://www.isfaa.info[/url] eto dago hono no misy azy ka mety ho tsara ihany ve no mianatra ao satria za manko tena liana amin... tohiny
Ratoa ( 14/02/2010 00:31)
ramanonaka
te hin nana ramanonaka ity izaho anefa tsy manana lasitra (moule). Nataoko ary ny pâte ka nahidiko anaty lasitra fanaovana muffin efa nafanaina sy nasiana menaka ny vodiny. Nahiditra anaty lafaoro... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/11/2010 00:02
vatofototra ( 13/02/2010 20:50)
REGARDER Madagascar face aux Troikas-Juge de l'ONU 15 fév201
REGARDER Madagascar face aux Troikas-Juge de l'ONU 15 fév2010 - Madagascar face aux Troikas -Juge de l'ONU sur le droit de l'homme à Genève Lundi 15 février 2010 - REGARDER journal... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 13:45
xxx ( 13/02/2010 20:38)
ajesaia
Resy t@ ny isa 2 no 1 ny ekipan'Itaosy rehefa nifandona t@ ny Tampon ny azo hamitinana azy dia manatombo isika @ fahaizana , ary ambony be ny fanantenana fa mila ny fanohanantsika ao Mahamasina ka mah... tohiny
bazylou ( 13/02/2010 19:07)
aiza ihany le
bandy mafy be mahasolo an'i tgv e?? malemy hozatra ve sa efa lanin'ny kary e, :-D :-D :-D :-D zao dia misy manonofy indray ampidirana n'ilay solapaika fa efa lany hoe ny vatsy , :-D :-D :-D bee... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:52
bobimarolahy ( 13/02/2010 15:24)
aiza le kofy be teny ratsy be iny?
Ninan'nenanany fa tavela ao ambavahady ao lery. Hon hon hon atovy mahita rahery a. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:09
xxx ( 13/02/2010 07:55)
mangalabady
misavirivol mints le lhl sasany @ ty karajia sy facebook ity de hisaraka hono fa nahita sipakel majakel de lozana mits madama, ny ankizy misahotaka mahonena mahita le dada tsy misaina intsony fa efa n... tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:36
niryna ( 12/02/2010 18:58)
Miamboho ny razana sy ny rano fandroana
Sendra nandeha teny Ambohimanga izany izahay dia zavatra maro no itako teo: misy ilay lavaka toa toerana fandroan'ny mpanjaka taloha izay,rano maloto ary efa misy moka mandehandeha ireny mbola tsy foy... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2010 05:11
vitamatavy ( 12/02/2010 18:56)
efa tsy tafa intsony fa aleo miala manaja tena e
gifle etsy sy eroa mbola tonga saina ihany,tsy misy accord maputo hiarahana amin'ireo mpanao coup d'etat izany eo ,atsangano ny saina fotsy diany mbola tsy tara... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2010 19:04
vatofototra ( 12/02/2010 18:09)
REGARDER VIDEO Journal Ranovaky chez la HAT 12 fév2010
REGARDER VIDEO Journal Ranovaky chez la HAT 12 fév2010 - Menace de démission de plusieurs ministres de la HAT - Commentaire su la démission de Ny Hasina Andriamanjajo par Mamy Rakot... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 13:56
milamm ( 12/02/2010 16:43)
ilaina v njainjay ny joba,kofa,vhv,lhl mahay mikata...
mety ho tsotra @ rehetra ny mamaly oe ie,na ko ny motika aza tsisy ko haingo ahoana ?resaka ankapobeny fotsiny zany ty e fahadiovana sy fikarakarana vatana ivelany mo de mandeha oazy fa le fahaizana m... tohiny
novalian'i milamm ny 01/03/2010 15:54
angotiko ( 12/02/2010 15:40)
fa naninona!! fa nisy inona!! fa ahoana aryyyyy e
miarahaba ny rehetra ô fa nahoana tokoa waaa, fa toa tsy nisy fetifety intsony e, toa tsy nisy fiarabana tratry ny taona, toa tsy nisy fambolekazo, toa tsy nisy toa tsy nisy toa tsy nisy... sa ve... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7429