ilaina v njainjay ny joba,kofa,vhv,lhl mahay mikata...

1. milamm ( 12/02/2010 16:43)
mety ho tsotra @ rehetra ny mamaly oe ie,na ko ny motika aza tsisy ko haingo ahoana ?resaka ankapobeny fotsiny zany ty e fahadiovana sy fikarakarana vatana ivelany mo de mandeha oazy fa le fahaizana mampihaingo tena no lazaina le mampanitona ny hafa e...tsy fampiderana haingo akory no iaviko fa mafinaritra mintsiny ny mahita joba,sipa,vhv,reny,anabavy tsara fitafy satria endrika itarafana ny olona mahakarakara vatana izany,nareo andriambavilanitra ko v otranzany refa manombana lhl ? za kalo de mbo te hanandrana malabary fa t@ nanao didim-poitra no nanao anreny farany e,27 taona lasa zany e :-D,reviko reny ka te hanandrana njay refa mandalo any @ nanata :-P
novalian'i milamm ny 01/03/2010 15:54
2. Djhamhal ( 16/02/2010 11:22)
mahafinaritra ny mijery vhv mahay mihaingo ! fa ny sasany kosa tsy ny haingo no adera fa ny entana é! sa haingom -batana ihany reny ô ! :lol: :lol: :-D
3. Logan89 ( 16/02/2010 19:39)
Djhamhal:

mahafinaritra ny mijery vhv mahay mihaingo ! fa ny sasany kosa tsy ny haingo no adera fa ny entana é! sa haingom -batana ihany reny ô ! :lol: :lol: :-D



:lol: :lol: :lol: :lol:
4. milamm ( 16/02/2010 20:06)
Dhjamal,ka ra ananany kosa v le entana de ho afenina tsy mety kle:-D :-D azo adera tsara de ampengoina tsara ,tonga de mampilela-molotra(le hormone no mampatonga anzany fa tsy oe ratsy saina an :lol: )fafiny an'ny maso fotsn iny e
ndrindra refa ete zay hita tsaratsara eo daoly ny mifatrapatratra entana ,antonotoniny,mifintipitina refa mangitsy manko misarosaron-damba zany dolidoly ny pokn
5. Djhamhal ( 18/02/2010 08:51)
ka ra ananany kosa v le entana de ho afenina tsy mety kle azo adera tsara

fa ny entan'ny sasany ngeh ndraindray misy fofona fripy zany é! na kou entana vita sinoa de mora potika ! mody we m'lay ety ivelany zany nefa vô ampiasaina in 1 mandé de simba ! :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D
6. milamm ( 19/02/2010 16:27)
=)) =)) =)) gravy njay zany ,ary mahita zv ko ela ty ry Djha kle,za kalo tsy mbola tratranzany, =))
amiko kalo misy bobaka b ihany ny mahay miakanjo e,ny eropeana(mediteranean),ny afro-american,zapone sasany ko ...eritrereto oe mpanao bizna na mpisolo vava v oh hanao jean na trainers/basket tsy lasa kle =))
7. Mirananirina ( 20/02/2010 10:06)
fa ny entan'ny sasany ngeh ndraindray misy fofona fripy zany é! na kou entana vita sinoa de mora potika ! mody we m'lay ety ivelany zany nefa vô ampiasaina in 1 mandé de simba !
:-D :-D :-D :-D
8. milamm ( 21/02/2010 16:26)
de ahoana zany lesy ny fika ialana @ zany entana sinoa zany ry Djha fa toa mahafaty antoka zany :? anotaniana meloha v oe avy aiza kalo no niaviany tony entana tony v sa ahoana kle :-D :-D
9. Seeno ( 28/02/2010 09:15)
ilaina foana ny mihaingo kah, io anie, refa mihongo tsara ny volo, madio sy mipasoka tsara ny ankanjo, ba diovina tsara ny kiraro, d'efa ca va, tsy mila depense be oe ahoana, sady asian'olona hasiny kokoa enao refa madio eh
10. maryline ( 28/02/2010 21:16)
Djhamhal:

ka ra ananany kosa v le entana de ho afenina tsy mety kle azo adera tsara

fa ny entan'ny sasany ngeh ndraindray misy fofona fripy zany é! na kou entana vita sinoa de mora potika ! mody we m'lay ety ivelany zany nefa vô ampiasaina in 1 mandé de simba ! :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D


Izay ary no zakan´ny volany koa atao ahoana e! sasana madio tsara sy pasohana tsara dia afaka mianjaika e! ny fanajanao ny tenanao no hanajain´ny olon- kaja anao koa
11. milamm ( 01/03/2010 15:54)
zay mintsiny e,tsy ho voatery D&G na Gucci sns fa fahaizana mikarakara vatana sy kipitsopitsony ihany io(amiko le izy de reflection de personalite) :D ekena seeno sy maryline
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2845