Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 22/02/2010 10:08)
VATOFOTOTRA: nahazo alalana tamin'i TV Plus ve toi ?
Sa de manao lohamboto otran'ny fanaon'i dada iany ka ze ataoko no mety ! Ingahy Patrick RAHARIMANANA !! tsy manenjika an'ingahy ah fa raha tsy nahazo alalana kosa ngahy satria misy droit d'auteur ara... tohiny
novalian'i esserra ny 26/02/2010 00:42
terrywui ( 22/02/2010 09:47)
Midira raha hanao fa toy tsa mipody koa baba aaa...!
De mazava toko any ny tenin'ny Fanjakana rankizy fa tsary misy miraharaha ze Maputo , maputo nareo zany koa eo fa ny anay zao de ty fanomanana fifidianana ty hoa no mahamendy !! koa raha hanao hianare... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 16:15
xxx ( 22/02/2010 01:50)
vato misakana an'i Madagasikara
Olana ara-panahy no fototry ny olana ara-politika, ara-piarahamonina ary toekarena eto Madagasikara. Raha tsy vahaolana ara-panahy no misy dia tsy hisy fivoarana ny toe-draharaha misy ankehitriny fa ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 13:22
bazylou ( 21/02/2010 18:40)
fa inona ihany e,
atao maputo mimenomenona, ataon'ny tgv ny fifdianana aleo ihany adisabebaka sy maputo , tssssssss, resaka gasy marina, beuuurrrk :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/02/2010 18:27
ndotofetsy ( 21/02/2010 17:29)
les malgaches pret pour vendre madagascar aux francais
Qui est partant avec raDJoelina et ra8 =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 08:03
soanja ( 21/02/2010 14:37)
The Shutter Island
Naika hijery an'io aho fa filaharam-be taty dia nivadika nijery The Wolfman. Tsara tokoa ve io film io ka worth ilaharana ela ao anaty mangatsiaka??? :P ... tohiny
novalian'i hery ny 10/08/2010 12:34
terrywui ( 21/02/2010 14:04)
Maharitra PETSA nareo ka..! miaiky aho ! nefa de resy foana
Alefa ny rahombacva be oe ahita amin'izay laisany niany !! alefa ny ramatahora fa efa ho avy SADEC ee, GIC paty e,, UA, UI ...zao ny FITONDRANA tsy mila firenena hafa hitsabatsabaka amin'ny raharahan-... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 16:50
vatofototra ( 21/02/2010 13:29)
REGARDER VIDEO Mamy Andriamasomanana sur TV5 21 fév 2010
REGARDER VIDEO Mamy Andriamasomanana sur TV5 21 fév 2010 - Mamy Andriamasomanana est l'invité de Denise Epoté dans son émission bi-mensuelle TV5 ET SI VOUS ME DISIEZ TOUTE LA VERITE ? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 08:09
xxx ( 21/02/2010 12:27)
Mirehareha @ toetra ratsy
Dia tena misy karazan'olombelona faly sy mibitaka ary tsy menatra mihitsy mirehareha @ toetra ratsy fa tena mahagaga an! :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2010 21:15
pikatti ( 20/02/2010 12:54)
Patriotisme
Rajoelina====>>>Tsy miraharaha izay sazy hampiharina @ tenanay izahay Na dia efa nambarany aza fa tsy izy mihitsy akory no ho sahirana fa Mal... tohiny
novalian'i ifiona ny 24/02/2010 16:49
terrywui ( 20/02/2010 09:30)
Veloma lava fa hiodina irery ny Fitondrana e! ADIEU...
Vita ny tantara fa de manao veloma anareo MPANOHITRA e....!! rehefa be dongy hianareo sy ny GIC nareo sy ny Ping pong sy ny (sadec efa voapala) nareo de ho karakarainay irery ny fifidianana !!!!!........ tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:56
vatofototra ( 20/02/2010 08:37)
REGARDER VIDEO Pr Julien RADANOARA invité de Zoma
REGARDER VIDEO Journal GIC-Verdict sans appel contre Rajoelina 19 fév 2010 - Interview du Président de la SADC - Réunion du GIC et Conseil de Paix et de la Sécurité de l'Union Afric... tohiny
novalian'i tsikiko ny 13/07/2013 14:04
vatofototra ( 19/02/2010 19:08)
REGARDER VIDEO Journal GIC-Verdict sans appel contre Rajoeli
REGARDER VIDEO Journal GIC-Verdict sans appel contre Rajoelina 19 fév 2010 - Interview du Président de la SADC - Réunion du GIC et Conseil de Paix et de la Sécurité de l'Union Afric... tohiny
remahity ( 19/02/2010 15:33)
Profil de l'homme de la situation : UN MILITAIRE mais....
oui il faut un militaire -Car il faut un homme de poigne pour restaurer l'ordre et et faire perdurer la stabilité, valable en tout lieu et en tout temps( de gaule en 1945...) -Mais Un militair... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/02/2010 18:41
xxx ( 19/02/2010 07:41)
misy masera mahatara ahy, tena tiako
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina. hatram ny nahatongav... tohiny
novalian'i Ratoa ny 09/03/2010 16:47
xxx ( 19/02/2010 07:36)
misy masera mahatara ahy, tena tiako
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina. hatram ny nahatongav... tohiny
Zafimananadrazana ( 19/02/2010 07:19)
Hiran'i Percy Sledge
Manakory aby e! Tena mitady tonon-kiran'i Percy Sledge aho ry zareo sao mba misy manana ianareo! Ilay hira hoe : "My special prayer"; "What I am" ary "Love me tender"! Misaotra mialoha amin'ny fanom... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2010 09:52
bobone ( 19/02/2010 06:30)
apandesita
Misy toro-hevitra omeko anareo voan'ny apandesita ! maka haranan'akoho gasy ! dia esorina na endahana ilay haranany misy malotoloto iny ! sasana tsara ! ary ilay haranany avy nendahana iny no hamain... tohiny
novalian'i bobone ny 25/03/2010 07:47
katrikatry ( 19/02/2010 01:26)
Putchiste tokoa ve i Rajoelina e??????????..................
« Il y a eu des efforts pour apporter des changements dans le pays. Pourtant, certains réclament des sanctions. Je me demande pour quelles raisons »... tohiny
novalian'i milamm ny 22/02/2010 18:22
pikatti ( 18/02/2010 23:48)
Vita ny fisarahana GIC vs HAT
Une réunion du conseil permanent de sécurité de l'Union Africaine est prévue ce jour pour étudier les résolutions du GIC du 18 février Tsy misy hifanarahana intsony zany , tsy manaiky an'izany... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/02/2010 00:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.0924