Maharitra PETSA nareo ka..! miaiky aho ! nefa de resy foana

1. terrywui ( 21/02/2010 14:04)
Alefa ny rahombacva be oe ahita amin'izay laisany niany !! alefa ny ramatahora fa efa ho avy SADEC ee, GIC paty e,, UA, UI ...zao ny FITONDRANA tsy mila firenena hafa hitsabatsabaka amin'ny raharahan-tokatranony tsony fa vao maika mitrainnn be ny fivoahana anaty tunnel !!!.
---fa hono oa...!!fa mbola misy fanatenana inona iany kay nareo zanak'i dada , zanak'alika ,zanak'i Ndrema reto tokoa ee...!!!!!manantena inona iany eee???? annn !! adala ve ??? sa kondrana e?? efa hita fa tsy mila ze Maputo maputo ndoza sy abbeba paty any ny olona de mbola zany iany no alefalefa hanaovana ramatahora eto ..!! efa mazava be oe ho karakarainay samirery ny fifidianana sy ny rehetra manodidina anzay fa tsy mila vahiny mpampiady sy be fihetsiketsehana tsony ny firenena de mbola inona ndray ??? !!... ka raha te hanao hoa de manaova ,, raha tsy te hanao de akombony ny wawxawawawwouwouwouwouw....!! fa mankarenintsopfina le chien de salon lava eto hin hon hin hon hin hon wawawawwouwouwouwou chien de salon hon hon hon hon hon

répondu par pikatti le 24/02/2010 16:50
2. terrywui ( 21/02/2010 14:18)
Antsoy ze atsoina !! alao ze mafy be !! fa toko efa nisy mercennaires sy commando bobaka be anie oe alefan'i dada hamono ny malagasy teto e!! nefa toa tsary sahy ndray le merce nahita ny miaramila gasy efa miatrana daholo de tsary sahy ny mpananibohitra sy jiolahy hanafika ny tanindrazana !! de refa tsa nahavoa iny de rahombava sy ramatahora ndray !!!!! maninona anafe araha miomana amin'ny fifidianana de samy jerena eo ze valiny hita eo ee!! fa tsy Ping eee,, pong eee, GIC eee,, commando eee,, Soldat n'ny sadec eee ,, de inona ndray letsy Rapika ny manaraka !!!
-----Ty toko toro hevitra kely ee! efa fanaonareo iany ty,so de mahasoa anareo :...maninn toko raha manofana tanora Reservistes ndray ee!! de ampiadivo amin'ny miaramila !! efa fanaonareo tam 2002 zany sady nahafaty Malagasy amin'arivony i dada tamin'ireny !! ka maninnn raha averina ndray izay famonoanareo olona zay de azonareo ny Fitondrana sady afaka mikarakara fifidianana ko nareo !!! andana telefoneo ry Mpandrovitra pataloha etsy am Magro ee!! mety hisy handray zay hevitro zay !! ho anareo ane zay eee! ahasoa anareo zay !!! hin hon hin hopn hon hon hon hon

reo ry lerony le nampamonoan'i dada ny malagasy bobaka be tamin'ny 2002 !! de asevo toizany ndray ee!! mamorona ndray de mahafaty 2000lahy malagasy ndray nareo eee!!
3. terrywui ( 21/02/2010 14:20)


ireto le nampamonoan'i dada olona tamin'ny 2002 fa azafady tsy nisokatra itsy ambony hon hon hon hon
4. terrywui ( 21/02/2010 14:22)
kiiiiiiiii.....sabotazy total!! ao amindrahery ao ndray zay zaooooooo!!!!! ssssssshhhhhh......!! petsa elah de misabotéééééé aaa!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. terrywui ( 21/02/2010 14:23)
http://www.sudplanete.net/miniature.php?uri=revue_africultures\articles\images\55\55_00_18_02.JPG&method=fit&w=100&h=100
6. pikatti ( 21/02/2010 23:50)
Tantara valamaty sy maniratsira mpisera loatra lesy rawix ny kôzin'elah de voatery nosakanako a
A bon entendeur :lol:
7. terrywui ( 22/02/2010 09:08)
Aona lety rapika aa!! tena elaela elah zany kleeee...! aiza ve letsy de bip ena impiry elah tam sabotsy laozanlah midongy be otran'ny Ndafy be eo fotsn nefa nisy kozy nilay be tetsy corbeil esson !! tena teny akaikindra-batista mitsy anefa le izy !! saika antsoina elah de niavonavona tsy nandray mitsy !!! tsssssshh sady efa fomban'laisany mpanohitra reo iany io eee!! de ho atsoinay ndray elah zao am samedi de asa na mbola hanao ny fomba ratsin'ny TIM miavonavona ndray na mba hamaly, zaranlah aza misy mpiantso elah! sa sao de tsy nahaloa facturen'ny SFR kosa ary elah de tapaka le phon leeee?? hon hon hon hin hin hin hin !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. terrywui ( 22/02/2010 10:12)
tena nisabotendrahery ndray angamba letsy rapika le jereo eto teo fa tsy mety letia aaa
9. pikatti ( 24/02/2010 08:06)
tena nisabotendrahery ndray angamba letsy rapika le jereo eto teo fa tsy mety letia aaa
:lol:
Soloy any lesy ny logiciel efa lany daty a!!!
Hitan'elah rawix , misy mise à jour ireny indraindray mipoitra de misy soratra hoe ok de iny fotsiny tsindrin'elah :-D :-D :-D na ataovy otomatik refa tsy arak'elah e :-D :-D :-D
10. terrywui ( 24/02/2010 11:27)
Hitan'elah rawix , misy mise à jour ireny indraindray mipoitra de misy soratra hoe ok de iny fotsiny tsindrin'elah na ataovy otomatik refa tsy arak'elah e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D elah antsoina oe avia mba amboary ny PC ko laozanlah miavonavona tsy mamaly mitsy kou eo elah be wawawa eo ndray !! ovina ary elah manao azy aty atrano ee! tsisy hidaroka anlah tsony eo hon hon hon hon hon hon :-D
11. pikatti ( 24/02/2010 16:50)
Tena giravy anie leisy tdy ny pcn'elah no tokony soloina fa ny elah mihitsy e :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068