VATOFOTOTRA: nahazo alalana tamin'i TV Plus ve toi ?

1. terrywui ( 22/02/2010 10:08)
Sa de manao lohamboto otran'ny fanaon'i dada iany ka ze ataoko no mety !
Ingahy Patrick RAHARIMANANA !! tsy manenjika an'ingahy ah fa raha tsy nahazo alalana kosa ngahy satria misy droit d'auteur aradalana ireo vaovao alefalefan'ingahy ireo de.....raha manana fahazahoandalana aradalana kosa anefa ngahy de rahaba soa zany Meur Raharimanana

http://www.youtube.com/watch?v=mPH3nQ_iiFg

fanontaniana farany : aiza moa ingahy io no mipetraka tokoa azafady ??


misaotra anao !!
novalian'i esserra ny 26/02/2010 00:42
2. terrywui ( 22/02/2010 10:16)
tena farany: afaka miditra forum mivantana eto ve ngahy ho petsaina ?

misaotra
3. hery ( 22/02/2010 12:45)
lolll

1. Fa mpiasan'ny TV Plus angaha i terrywui?
2. Mpiasan'ny FIS sa DGIDIE angaha i terrywui?

Raha manana an'ireo ingahy dia arahaba soa fa raha tsy manana dia "tais-toi et mange" :-)

fanontaniana farany: Atao inona tokoa moa izay ipetrahan'i vatofototra? Sa handefasana jiolahimboto indray? tahaka ny fanaon'ny HAT?

http://www.youtube.com/watch?v=GMSRb4ZKFoU

misaotra anao !!
4. patrick2002 ( 22/02/2010 13:20)
oh! ra Hery ah! raha misy mampiasa any ambadika any @ anarany tenany manokana ve ny site serasera.org tsy manana adidy izahay hanontany hoe nahazo alalana ve ianao ?
adidy hoy izaho fa tsy fahefana
Ny mahavoa anareo dadiste ireto dia ny tsy fanananareo civisme fa tsy maintsy miandry baiko any @ dada foana .
dia hoy dada hoe manaova an`izao
manaova an`izao
manaova an`izao
manaova an`izao .....
5. yonikafopl ( 22/02/2010 13:38)
fa hono tokou wa eeee, ra ohatra ve ka mampiseho ny zavatra hitako any am youtube eto ohatra de mila maka alalana any vao azo alefa eto le hira na video hafa???
de inn no mahasamihafa ny ataon vatofototra anzany? sa ve mizara ny zavamisy sy marina aminay tsy mahita TV plus izy de ialonanareo???
mazotoa mizara kambo ry vatofototra fa ze tsy tia mitapi-maso tsy mijery de bass aaaaaa
6. Mirananirina ( 22/02/2010 15:03)
misy diso ohatra ny manongana fanjakana ve eh!! :) nefa azo atao tsara....tsy misy mangataka alalana izany intsony izao fa fanjakan'ny baroa..izay tiana ihany no atao. :-D :-D :-D :-D hoy izy tamiko hoe ndana manongana fanjakana dia lasa izao hihihi
7. ndotofetsy ( 22/02/2010 20:32)
Ito Nisy koa tsy nahazo alalana

 =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I&feature=PlayList&p=AF01B61A2589A79A&index=45
8. 08051972 ( 22/02/2010 20:35)
patrick2002:

oh! ra Hery ah! raha misy mampiasa any ambadika any @ anarany tenany manokana ve ny site serasera.org tsy manana adidy izahay hanontany hoe nahazo alalana ve ianao ?
adidy hoy izaho fa tsy fahefana
Ny mahavoa anareo dadiste ireto dia ny tsy fanananareo civisme fa tsy maintsy miandry baiko any @ dada foana .
dia hoy dada hoe manaova an`izao
manaova an`izao
manaova an`izao
manaova an`izao .....



Malheureusement NON! ny tenako de tena very finanana mintsy hatr@ nisian'ny MAGRO satria teny @ mpivarotra ambongadina t@ grossiste tany @ Lacôte aho taloha nefa tsy izany no hanovako lolompo @ Ra8 ka hifaliko fa M/car entire no potika satria nianjera ny fitondrany! Tsy any le olana fa any @ vaôka! Ny firenena vao ny tombontsoan'ny tsi1. Marina fa tsy mora tamiko ny nandao an'i Dago satria very finana nefa ny fahaverezan'ny fihinanako ve mavesatra koko nohon'ny fanaratsina sy ny fanambanian'izao tontolo izao an' M/car raha naharitra kely isika? Tsy diso ny mpitokona fa nisy ny tsy nety nefa aza de minia mikipy eo anatrehan'ny marina fa mba nisy ary maro ny zava-bitan'i Dada ra8 ho an'i M/car
9. AndriambyII ( 22/02/2010 20:41)
ndotofetsy:

Ito Nisy koa tsy nahazo alalana

 =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I&feature=PlayList&p=AF01B61A2589A79A&index=45

Aiza? aiza kou lé bouliky ty naazo alàlana ?? deuôôôll !! go awayyy guyyss !!
hi hi hi hi hi !!!

10. vatofototra ( 23/02/2010 00:05)
Ho an'i terrywui
Ny tenako dia tsy mba miafina amin'ny zavatra ataoko ary sahy mijoro ami'ny hevitro, na aiza io na aiza. Jereo ao amin'ny site vatofototra dia ho hitanao ao daholo ny momba ahy.
Raha ny momba ny TVPlus resahanao dia ny olona rehetra afaka mifampizara ny video rehetra aseho eo amin'ny serasera isan-karazany.
Rehefa mifandrify amin'ny varavaranao mantsy ilay hevitra mitosaka dia faly ianao, fa rehefa manamaloka anao kosa dia tonga fofona ianao.
Ny anjarako dia ny mizara izay ahafahan'ny rehetra mandinika sy mamakafaka.
Patrick
Vatofototra
11. maryline ( 23/02/2010 00:11)
hery:

lolll

1. Fa mpiasan'ny TV Plus angaha i terrywui?
2. Mpiasan'ny FIS sa DGIDIE angaha i terrywui?

Raha manana an'ireo ingahy dia arahaba soa fa raha tsy manana dia "tais-toi et mange" :-)

fanontaniana farany: Atao inona tokoa moa izay ipetrahan'i vatofototra? Sa handefasana jiolahimboto indray? tahaka ny fanaon'ny HAT?

http://www.youtube.com/watch?v=GMSRb4ZKFoU

misaotra anao !!



=)) =)) =)) =))
12. Mirananirina ( 23/02/2010 08:50)
za nahazo alalana tamin'i tgv hangala-bato aminy fifidianana.Dia nahazo alalana tsy hifidy koa fa tsy manana carte fifidiana :)
13. locl ( 23/02/2010 14:00)
Inona moa no irahirahianao izay alalana sy ny toerana misy azy any sa tsy tantonao le andefasany ny zava-doza ataon'ny TGV.

Taminy androny Dada mbola tsy nisy olona tsy mahalala menatra ohatr'ozao
14. ndotofetsy ( 23/02/2010 20:38)
afaka mamono olona izao an mitifitra kely @ basy kely
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =))
15. fijo ( 23/02/2010 20:50)
ary le jereo eto nataon'i wiwi anie ka nalaina tao amin'nny youtube e,ka nahazo alalana ve rawiwi sa ahoana marina???
16. diloo ( 24/02/2010 00:10)
wix ve nahazo alalàna tamin'i ra-sarla hifikotra eto amin'ny serasera.org, izao manjary banga ridana ny madagetotra. :-D :-P :-P
17. pikatti ( 24/02/2010 07:27)

raha misy mampiasa any ambadika any @ anarany tenany manokana ve ny site serasera.org tsy manana adidy izahay hanontany hoe nahazo alalana ve ianao ?

Fa iza no miteny @ ialahy rapaty ga misy fitsipika momban'ny serasera.org milaza fa azon'ialahy atao ny manao copier-coller ny voasoratra ato dia hanaovan'ialahy boky volamena :lol:
Fa iza no milaza @ ialahy hoe alaio daholo ny sarin'ny sipa ao @ namana.org dia ataovy album:lol: Elah koa moa matin'ny hatsiaka any dia io no mba fanafanana hitan-dragahy
10. Les droits que vous concédez
10.1 Lorsque vous chargez ou affichez une Contribution sur YouTube, vous concédez :

à YouTube, le droit non exclusif, cessible (y compris le droit de sous-licencier), sans contrepartie financière et pour le monde entier d'utiliser, de reproduire, de distribuer, de représenter et d'exécuter les Contributions dans le cadre de l'offre de Services ou en relation avec la mise à disposition du Site Internet et l'activité de YouTube et d'en créer des Å“uvres dérivées, y compris, sans limitation, pour la promotion et la redistribution de tout ou partie du Site Internet (et des Å“uvres dérivées qui en résultent), dans tout format et sur tout support ;
à chaque utilisateur du Site Internet le droit non exclusif, cessible, sans contrepartie financière et pour le monde entier d'accéder à vos Contributions via le Site Internet et d'utiliser, de reproduire, de distribuer, de représenter, d'exécuter les Contributions ou d'en créer des Å“uvres dérivées dans la mesure autorisée par les fonctionnalités du Site Internet et par les présentes Conditions.
10.2 Les droits que vous concédez ci-dessus sur les Vidéos d'Utilisateurs cessent lorsque vous ôtez ou supprimez vos Vidéos d'Utilisateurs du Site Internet. Les droits sur les Commentaires d'Utilisateurs concédés ci-dessus sont perpétuels et irrévocables, mais sans préjudice des droits de propriété que vous conservez conformément aux dispositions de l'article 8.2 ci-dessus.

"tais-toi et mange"
:-D :-D :-D petsa rawix kely klé ,elah koa anie miteniteny foana e, ié de amparitaho any @ FB any daholo ny fiainan'elah de aza mitabataba eto refa tratra an :-D :-D :-D
18. terrywui ( 24/02/2010 11:21)
Tsotra kely ny fanotaniako ra-VATOFOTOTRA ....nahazo alalana tamin'i NICOLAS (D.G) , na i ONITIANA REALY (Dir.tech , na i IKOTONIAINA (dir.redaction) ve ingahy ??? izay no nanontaniako ...! afaka antsoina i Onitiana raha ohatra ka mila fifanatrehana ingahy !! afaka miresaka aminy isika fa "tsy mety io ataon'ingahy io!!! ny antony dia: sangan'asan'olona ara-dalana ireny video alefalefan'ingahy ireny !!--raha ny tena izy dia efa couvrén'ny OMAPI na OMDA taloha daholo ny reportages rehetra ataon'ny Mass Media ! --fahatelo : rahery....! ao amin'ny domaine -ko tsara ity adi-hevitra tsika ty ka tsy ampianarin'ingahy lalàna momba an'izany aho !! haiko io...! otran'ny fahaizan'ingahy ny site serasera koa ..!! fahefatra : membres ao amin'ny You tube na Dailymotion aradalana ny tenanay ka afaka mampiasa an'ireo tsara !!
19. patrick2002 ( 24/02/2010 15:36)
Ra wiwi ah! maro olon-gegy madagasikara :-D :-D :-D tsy mahagaga izany raha betsaka ny manaonao foana .
au pays de moramora hoy ny vazaha ,
20. pikatti ( 24/02/2010 16:32)
Efa voafalin'ny rapaty leisy ny fanontanian'elah a , fanontaniana adala ====>>>>> valin-teny adala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655