VATOFOTOTRA: nahazo alalana tamin'i TV Plus ve toi ?
21. patrick2002
(
24/02/2010 20:05)
dia gaga marina ny adala mahita ny hendry , ary gaga ny olona hendry mahita ny adala.
23. terrywui
(
25/02/2010 09:23)
ka raha gaigy avy eny an kianja ve moa atao ahoana le???eny hoa ry Fijo !! raha gaigy avy eny ankianjan'ny Magro ve hita atao aona marina ...!! manonao foana ozy rapà !!
dia gaga marina ny adala mahita ny hendry , ary gaga ny olona hendry mahita ny adala.
24. terrywui
(
25/02/2010 10:20)
1. Fa mpiasan'ny TV Plus angaha i terrywui?nandra kou Hery zany kleee! ngah misy DGIDIE zany tsony fa efa elabe marina nareo tsy taty antanana klee!
2. Mpiasan'ny FIS sa DGIDIE angaha i terrywui?
-Mpiasn'ny TVPLUS angah teryywui??? iééé tsy vitan'ny oe mpiasa fotsiny aza fa mpanantateraka ilay fandaharana "ny any aminay iny ah!! " f'angah tsy kobondrahery ? fahatelo :raha misy oaiaoaia amin'io zavatra konokononinareo sy VATOFOTOTRA tsy manara-dalana io de tsy afaka ingahy satria efa niteny ah zay fa nareo tsy azo tenenina,!!
-----miandry isika !!
25. esserra
(
26/02/2010 00:42)
Mifalia @ vaovao entina eny an-tokatrano ry wiwi a,!!!inona ihany no mbola mampitomany e!!!
Rangahy irery ihan izao no mikonainaina eto ,rehefa tsy faly rangah dia mibontsina ary tena ataovy tsra fa aza be woawoa
Rangahy irery ihan izao no mikonainaina eto ,rehefa tsy faly rangah dia mibontsina ary tena ataovy tsra fa aza be woawoa
