Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra ( 26/02/2010 10:38)
REGARDER VIDEO Discours de Andry Rajoelina 25 fév 2010
REGARDER VIDEO Discours de Andry Rajoelina 25 fév 2010 - Discours de Andry Rajoelina Voir également : - Le Vice Amiral Hyppolite RAmaroson accuse Ravalomanana d'autopushiste -... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/02/2010 12:39
terrywui ( 26/02/2010 10:16)
Raha te hijery vao2n'ny TVplus de midira direct ao e...
Amin'izay kou nareo tsy ampisotroin'olona "RONONO AN-TAVY ETO" fa Video efa amboarimboarin-dravatofototra no mody alefalefany eto ,gaigy manko le ngahy io raha hanao VIDEO SHOP ! aleo ry zalah mijery ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/02/2010 12:35
terrywui ( 26/02/2010 09:51)
hin hin hin hon hon hon her her her RESY LAVA EE
Tsisy masoandro mihiratra mitsy ny zanak'i dada ato amin'ny serasera.org ndraHery ato e!! sady tsisy hapoaka e! vava sy wawawouwou fotsiny ... 1/ -Vatofototra = mangalatra reportages n'olona sisa n... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/02/2010 12:34
pikatti ( 25/02/2010 23:44)
Cecile Manorohanta vs Rolland Ratsiraka
Cecile moa zany no mpikarakara fa i Rolland vice pt HAT zany zanaky Toamasina samy Tgv ndray zao no mifampitady , foza ray harona ty klé... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/02/2010 12:37
ndotofetsy ( 25/02/2010 22:51)
ia aby tsa tia antandroy sy merina
ra foinde no mikozy jiaby potaka wahahahahahahaa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i milamm ny 01/03/2010 09:08
fijo ( 25/02/2010 21:54)
mety ho izany ve???,,
Définition du mot : pédophile Adjectif singulier invariant en genre qui manifeste une attirance sexuelle pour les enfants Nom masculin singulier personne qui manifeste une attirance sexu... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2010 22:32
niryna ( 25/02/2010 20:52)
NY FITIAVAN'NY RAY - NY FITIAVAN'I NENY
Nanoratra ity taratasy ity izaho satria somary hoatry ny navesabesatra ny tapak'andro maraina. Nisy orin'asa niantso ahy izay aty Nanambara ry zareo fa afaka miatrika asa avy hatrany izaho, raha vant... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:08
feticon ( 25/02/2010 20:03)
mbola hisy surprise avant le 16mars fa mino fotsiny ihany
popolita akama bonne fa aza mikorapaka isika zanak'i dada ,fombany ihany io ,a partir le 10 mars dia handeha hanao va et viens ary @ farany dia hanaiky mapoto ihany :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/02/2010 21:56
vatofototra ( 25/02/2010 18:00)
REGARDER VIDEO Journal Hyppolite accuse Ra8 d'autopushiste
REGARDER VIDEO Journal Hyppolite accuse Ravalomanana d'autopushiste 25 fév 2010 - Le Vice Amiral Hyppolite RAmaroson accuse Ravalomanana d'autopushiste - Passation de service entre Ny H... tohiny
terrywui ( 25/02/2010 17:22)
vaovao farany momba an'i VATOFOTOTRA ,vakio ato
Nataotra mafy ny tsy nety nataony lery de neveriny fa hitory azy amin'i Nicolas na i onitiana na ikotoniaina angamba aho fa tsary sahy nanaonao anreny video fopla ireny tsony lery ! ho hita eo ndray r... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:44
terrywui ( 25/02/2010 15:26)
JEREO ATO : video fahatsiarovana ! mahafinaritra ...
mmmmhhhffffff...!! any i dada izay! misotro rano tsy tiana (misotro ronono tsy tiana = ronono antavy ) -Ny ankizy ato rediredy sy ranomaso sisa fa lavitry ny afo ny kitay !! http://www.youtube.com... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:46
terrywui ( 25/02/2010 12:08)
Entina ampalazana ny blogy Vatofototra fotsiny le reportages
Amzay de kobon'ny olona hoe misy anzany blogin'i VATOFOTOTRA zany anie rey olona ato e! de mande tsara ny zaferany amzay !! maninnn ary raha alaina avy ao amin'ny youtube na dailymotion otran'ny an'i ... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:51
muro ( 25/02/2010 11:52)
???
kaiz! Tsy azoko mintsy nareo vhv,rehefa anehoana fitiavana miavonavona,rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!... tohiny
xxx ( 25/02/2010 11:25)
Tiako ny ny vadiko fa tiako koa izy....
Salit dôôly nareo ato an. Za efa manambady, vhv za an, de efa niteraka koa zay, 2 ny zanakay. de zay mifankatia be fa saingy niverina niserana teo alohako indray lay voaloham-pitiavako??????? sanga... tohiny
novalian'i MIMA73 ny 16/06/2010 06:08
xxx ( 25/02/2010 10:37)
miasa saina mila torohevitra
Dia faly miarahaba anareo ry reto a, mila torohevitra e Manambady aho ary efa niteraka zay, vao 6 taona momnja no nahavitanay ny mariazinay. talohan'io mariazy io de tena romantique be, ary tena mamp... tohiny
novalian'i cowgirl ny 03/03/2010 14:28
arialy ( 25/02/2010 10:33)
zaza nasiana yoyo (diabolo)
ony oà mba manotany zay efa nanana traikefa am ny zaza nasiana diabolo zà oe, inona no natao (protection) amny sofina tsy hidiran'ny rano refa ampandroina ny zaza ? nijery tany am pharmacie zay ... tohiny
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:05
terrywui ( 25/02/2010 10:33)
VATOFOTOTRA=be kiry ngah zany? misy lalàna anie ny Firenena
Rehefa sarotra hazavaina resaka ingahy , na tsy azon'ingahy mitsy le fanazavako (misy mantsy ny olona na averina in-25 aza de mbola tsy azony iany ) izay resak'i Hery mamporisika eo ve no harahin'inga... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:52
terrywui ( 25/02/2010 09:54)
VIDEO MOMBA AN'I DADA JEREO EO AMBANY hon hon hon hon
[b]POLITIKA [b]Famotsoran-keloka «Tsy tokony hahazo Ing Marc Ravalomanana»[/b] Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fiasany, tetsy Anosy, omaly, Ing Rola... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:54
bobimarolahy ( 25/02/2010 09:21)
mijery video
Vonjeo e! Tsy mety mahay mijery video mihitsy ny tenanay fa efa nanao ny hevitra rehetra ka mba ampianaro e! Na video alefan'I vatofototra na alefan'I tsisifototra dia tsy kobonay daholo Vonjeo ... tohiny
novalian'i neo83 ny 13/04/2010 06:45
esserra ( 25/02/2010 00:44)
Manorohanta Cécile
Fanampiana ho an'ireo zandary sy polisy sy ny ministra ny ati-tany teo aloha , dia nankaiza ny vola izany fa nataon-dry tendakanina am-posy daholo ve ny vola nomen-dr8, aiza ny miaramila mandinika tsy... tohiny
novalian'i esserra ny 02/03/2010 14:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0761