JEREO ATO : video fahatsiarovana ! mahafinaritra ...
1. terrywui
(
25/02/2010 15:26)
mmmmhhhffffff...!! any i dada izay! misotro rano tsy tiana (misotro ronono tsy tiana = ronono antavy )
-Ny ankizy ato rediredy sy ranomaso sisa fa lavitry ny afo ny kitay !!
http://www.youtube.com/watch?v=QZJrXcH2iBk
eeee...!! mbola hiverina ve i dada?? asa fa hatramin'izao aloha de miandry azy aby ny oul hanapetsa azy vao tonga eto izy !! indrisy mantsy ry ray adala !! nanaonao foana ka ny ankizy no voatorotoro !!
tomany , toloko ,ranomaso , konetaka ....

novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:46
3. terrywui
(
25/02/2010 15:40)
tian'i mirana angaha le vazo? ka tena fanampiana ho an'ny TIM mitsy kou ane io nataoko io ee! mba manala sorisory kely sy mba mandatsa-dranomaso kely mahatsiaro ee! any zay i dada !!
4. Mirananirina
(
25/02/2010 15:42)
tian'i mirana angaha le vazooadray,mbola tsy nisy hira Malagasy tsy tiako hatramin'izao
5. terrywui
(
25/02/2010 16:08)
ary le hira oe : O gorisagorisa ! o karatsakaratsaka an'alan'akondro ! iny kou zany tena reven'i mirana be ee??
6. terrywui
(
25/02/2010 17:14)
aza malaina moa rankizy miditra ato fa tsisy haninnn anareo ane ato ee! resaka no atao ato !!....sa miandriandry ahy hivoaka vao hibosesika hiditra eo daholo amzay ??? za angah hiala eto mitsy parain'ny andro fa ze masaky miboaha ! hon hon hon hon hon
TGV FOREVER
TGV FOREVER
TGV FOREVER
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
TGV FOREVER
TGV FOREVER
TGV FOREVER
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
7. xxx3
(
25/02/2010 17:53)
terrywui:
mmmmhhhffffff...!! any i dada izay! misotro rano tsy tiana (misotro ronono tsy tiana = ronono antavy )
-Ny ankizy ato rediredy sy ranomaso sisa fa lavitry ny afo ny kitay !!
http://www.youtube.com/watch?v=QZJrXcH2iBk
eeee...!! mbola hiverina ve i dada?? asa fa hatramin'izao aloha de miandry azy aby ny oul hanapetsa azy vao tonga eto izy !! indrisy mantsy ry ray adala !! nanaonao foana ka ny ankizy no voatorotoro !!
tomany , toloko ,ranomaso , konetaka ....
dia ahoana rawix,efa mba nahazo alalana koa ve ialahy @ ity hiran'ialahy tao @ face book ity :^) :^) :^) http://www.youtube.com/watch?v=6kHFm4424cg&feature=player_embedded#
8. pikatti
(
25/02/2010 23:58)
:-D :-D :-D tena hiran'elah leisy alefa raha milay elah a :-D :-D :-D zao hiran'olon-kafa io no mody tendritendren'elah glita fotsiny eo handravahan'elah ny blogn'elah
"mihinana leity de mangina a!!"
"mihinana leity de mangina a!!"
9. terrywui
(
26/02/2010 10:01)
tena hiran'elah leisy alefa raha milay elah a zao hiran'olon-kafa io no mody tendritendren'elah glita fotsiny eo handravahan'elah ny blogn'elah:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) petsainlah ndray ah rapika a? okay e! mbola ahita angano amiko elah ! miandry andrazom fotsiny ah de ho gaiaka be eto elah fa miandrasa kely e!! misy madama zay any mahakobo anlah tsara hony izy ..! misy sarinlah any aminy any !! oe akamany ono elah ..! mahamay elah rapika raha azoko zay ....! :-D :-D :-D :-D =)) =))
"mihinana leity de mangina a!!"
10. pikatti
(
27/02/2010 21:46)
Toraka bolao e, ampio ty tgvn'elah ty aloha bainnn a!!, efa miantso vonjy eraky ny vazan-tany efatra zao ve tsy mbola hitan'elah ihany e, mitady fanampiana nefa hangetoran'elah fotsiny klé :-D :-D
O ry xxx3 sao mbola misy hafa any e :lol:
O ry xxx3 sao mbola misy hafa any e :lol: