Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatokilonjy
(
18/02/2010 21:31)
aleonay saziana ny 20millions gasy toy izay
Le président du Rassemblement du parti social démocrate (RPSD) explique la position de son parti sur la résolution de la crise.
• Quelle position tient le RPSD face à ce cafouillage liÃ...
tohiny
novalian'i diloo ny 20/02/2010 00:45
niryna
(
18/02/2010 19:14)
Izay vokisana ihany no ho voky
Indraindray dia varimbariana amin'ity fiainana ity isika,tsy mahatsiaro an'ATra raha tsy misy zavatra mahazo,mety aza tsy miantso ny anarany akory raha tsy hoe andeha ihinankanina.Tonga ny alahady dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:22
ndotofetsi
(
18/02/2010 18:44)
Hafatra manokana ho an'i wiwi
Tsy mbola izao no azoko akory no omeko anao wiwi ny telefoninako , ianao mantsy toa henoko manao be lazao loatra ka aleo ihany eto no hifampireka...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/02/2010 12:05
TEGEVE
(
18/02/2010 17:24)
MANAO AZAFADY @ MALAGASY REHETRA
Aleo atao hadivomangan'i kirijavola hono ka ny voamasony no potsirina avy hatrany
Izao mantsy no tena tsy zakako @ io GIC io, olona efa novonoiko iny R8 iny dia mbola velominy foana, tena valaka be a...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/02/2010 01:59
patrick2002
(
18/02/2010 16:01)
manonitra ny zavatra norobaina .
Anisany andraikitry ny fanjakana aloha ny miantoka ny fananany olo-pirenena sy ny ainy olom-pirenena miaina ao aminy ,lalana fototry ny mpikambana ao @ ONU rehetra io .
Ka misy loha-hevitra ao amban...
tohiny
novalian'i moi ny 26/02/2010 08:05
xxx
(
18/02/2010 14:42)
Diso ve isika raha mba hoe:
:arrow: Matetika isika VHV foana no mitomany amin´ity [b]fitiavana fitiavana[/b] ity . isika tena rehefa TIA dia tena Tia tokoa. ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany fa mbola mikoty olon- kafa fo...
tohiny
novalian'i hasi4 ny 14/05/2010 13:12
bazylou
(
18/02/2010 13:43)
hitanareo fa
2011 vao manana prezda i mdg, beurrrk ,
ry akbaraly sy ry dondroporaly ary i fatsoraly no manao ny fahasalamana ao mdg ao, na i zain aza efa lasan'dry lerony . :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 20/02/2010 19:46
esserra
(
18/02/2010 12:39)
Pronostic
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/uneS.jpg[/img]
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/03.jpg[/img]
Mouvances Madagasikara Antsahamanitra omaly...
tohiny
novalian'i esserra ny 20/02/2010 13:13
vatofototra
(
18/02/2010 09:11)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét àune sanction indiv
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010
- Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et se dit prét pour une sanct...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 18/02/2010 18:37
bobimarolahy
(
18/02/2010 06:29)
EFA VITA NY ADIDIKO RAHA IZAHO NO R8
Raha izaho no tahaka an-dRavalomanana dia efa nanasa tanana aho ny @ty firenena ity satria efa nanao ihany fa ny kely natsangako ary noravana ka inona intsony.
Izany hoe mety mbola manana risi-po an...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 20/02/2010 19:55
AndriambyII
(
17/02/2010 23:22)
Zavatra mahatsikaiky ataon' ny Pape !
Iretono hira henoiny isaky ny mangeja ny fanindriana .
1. Revolver - The Beatles
2. If I could only remember my name - David Crosby
3. The dark side of the moon - Pink Floyd
4. Rumours - F...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2010 22:50
vatofototra
(
17/02/2010 22:53)
REGARDER VIDEO Adoption Rapport ONU Genève 17 fév 2010
REGARDER VIDEO Adoption Rapport ONU Genève 17 fév 2010
- Lors de sa 7ème session du 17 février 2010 à Genève, le Conseil des Droits de l'Homme de l'ONU a adopté le projet de rapport sur...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 18/02/2010 18:38
fijo
(
17/02/2010 21:01)
ary aiza aby kay le?????
-PPN avy any arabia?
-le vary sy menaka mora vidy?
-le vola 50 000 000€ efa vonona hanampiana raha vao azony fitondrana?
-le fahafahana sy demokrasia nampanantenana teny an kianja?
-le fahaf...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:38
vatofototra
(
17/02/2010 19:38)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour sanction individ
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010
- Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et dit prét pour une sanction...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2010 21:25
MRifiona
(
17/02/2010 17:56)
ANTSO HO AN'NY MPISERA REHETRA
IHANGAVIANA IANAREO REHETRA RAHAMPITSO HARIVA HIARA HIDINIKA NY RAHARAHA MIKASIKA NY TANINDRAZANTSIKA!!!HILATSAKA MANTSY ILAY ANTSIBE NOTADIAVIN'IRETO TGV IRETO!! MITONDRA RANO MANGATSIAKA HO ANAREO T...
tohiny
novalian'i pikatti ny 18/02/2010 22:34
sitlo
(
17/02/2010 15:59)
katolika sy ny fahavetavetana
Ahoana marina aloha ireto mopera sy ambonimbony ao amin'ny fiangonana katolika ireto amin'ity resaka vetaveta ity eh? Mba nijery tele aho omaly dia nahita ny resaky ny Papa tamin'ny monseniera avy ao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 22:06
niryna
(
17/02/2010 15:58)
Nanaiky ny fisarahana ny mpitsara
Ny firenena rehetra dia samy manana ny fombany avy raha eo amin'ny fanambadiana no asiko teny
Misy tantara iray ity izay mbola kely ny ankizy dia efa alaina vady ,zaza eo amin'ny sivy na folo taona e...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/03/2010 04:23
Ronaldo
(
17/02/2010 15:07)
Référendum Ramarosahona!!Comité ad hoc Gél Dolin Dolin
Tsy hitan'ny FAT intsony ity izay asiany ny lohany,misavorivory , mandrovitsihy , manao herim-boatay miala aina :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:39
ronaldo09
(
17/02/2010 13:25)
Voadk'analika ny GTT sy Guy Rivo ary ny SADC tany Geneve
=)) =)) =)) Zatra ny lalan-dririnina ka na fahavaratra avy hanao hitsin-dalana ry vendrana isany ka hisakana ny iraky ny HAT nakany Geneve! Nanao fihetsiketsehana ny Gaigy Thai Tanteraka, hisakana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:09
Mirananirina
(
17/02/2010 11:07)
aiza daholo
tsy hita daholo ianareo fa lasa aiza daholo ,Sasatsasany ihany sisa no mba tazana eto,variana fb hihihi.....
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2010 13:06
