ary aiza aby kay le?????

1. fijo ( 17/02/2010 21:01)
-PPN avy any arabia?
-le vary sy menaka mora vidy?
-le vola 50 000 000€ efa vonona hanampiana raha vao azony fitondrana?
-le fahafahana sy demokrasia nampanantenana teny an kianja?
-le fahafahana maneho hevitra malalaka?
-le fiovann'y fiainana ho tsara kokoa???(niova ihany,fa tsy niha tsara)
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:38
2. vitamatavy ( 17/02/2010 21:15)
PPN mora be ve le, arabo aza lasa tsy nahavoaloha hofanan hotel akory
vary sy ny menaka ireny efa nangalarina tao @ magro ireny dia efa lany
50millions d'euros efa vonona ,ny 10en fed sy MCA aza valeur efa presque 1milliard de dollars very fotsiny noho io fitondrana io
3. hery ( 17/02/2010 22:06)
- Ny vidin'ny Air Force One 2 hoe hamidy dia hanaovana hopitaly moa? loll
4. diloo ( 17/02/2010 23:55)
Saika nahazo sopapa tamin'i rasarkosy rabelety saingy lasan'ny Haiti ilay 300 millions d'euros dia vototra.Leo koa angamba i renimalala any ka no-snobé i joyandet ny GIC. I Ping rahateo koa moa tsy afaka mipingapinga firy koa hanantanteraka ny paikan'ny vozongo.
Ankoatran'izay, dia efa vonona ireo hélicoptères novidianan tamin'ny belges hametrahana ny vato osoka haparitaka any ambanivohitra raha atao forcing ny fifidianana ny hat kasaina hatao ny volana mai.
Ny karana ihany hatramin'izao no manao charmes an'i rabelety hoe tsy koha raha mahazo sanction, fa ny indopakistanais eto Gasikara, vonona handoa ny lelavola.
Vary inona no atolotra ny malagasy? Tadidinareo moa ireo ministra iroa ny hat niady vary nagalarina tao amin'ny Tiko tao Toamasina?
Ary aiza aby kay le: novidianana trano aty fransa e. :wink:
5. bazylou ( 18/02/2010 13:49)
i jean kely mihitsy no ten afopla teo fa nilaozan'i lery punga pinga tany , dia izao no nalehany , na ny frantsay aza tsy nanisy sira an'i lery, :-D :-D :-D
6. patrick2002 ( 18/02/2010 15:13)
ka nanantena tsinona ny TGV fa hanaja ny hetahetam-bahoaka malagasy ny Bailleur kou ,sahala @ nitranga t@ 2002 ,na dia nalaina teny @ kianja aza ny fitondrana dia vonona tanteraka ny FMI sy ny banque mondial hiara hiasa t@ Ravalo ,tsy izany anefa no niseho t@ ity indray mitoraka ity ,fa tonga dia nikatso ny rehetra , niala ny FMI ,may volo-tratra aza izahay HAT satria tsy hita izay hanetsenana ny fatiantoka @ balance de paiement ,mba hampandehanana ny toe-karena aza dia manota vola ny HAT (inflation )
Ny vaha olana dia ny fiverenany fiaraha-miasa anireo bailleur de fond ihany .
7. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:39)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 18/02/2010 20:22)
izany ary izy ity ry zareo ka asantsika,fa ry vahoakan'ny kianja izany efa miadana ka aleo samy hizaka azy eo e.
9. pikatti ( 18/02/2010 20:31)
ka nanantena tsinona ny TGV fa hanaja ny hetahetam-bahoaka malagasy ny Bailleur kou
Aza mirediredy leisy rapaty a, taiza elah no nahita mpanongam-panjakana tohanan'ireo mpampindram-bola ireo, olona tsisy fifidiana ve leisy no ampiana raha tsy tapitra karamainy ny miaramila eo daholo ny vola, mila misaina mialoha rehefa hanao zavatra fa tsy refa ao vao mitetika ny ho hatao bainnn a
10. fijo ( 18/02/2010 20:40)
ka ny tafika mbola misy basy hanendahana de tsy olan ahoazy izany ka
11. pikatti ( 18/02/2010 21:02)
Ny rasily tary mameno paosy raha mbola misy atoraka elah fa raha vao tsatsony sisa de izay fa eo no raisina
12. fijo ( 18/02/2010 21:25)
ka mbolamisy hendahina aloha,fa rehefa ny frantsay any no voahendaka,vao hiova io
13. pikatti ( 18/02/2010 22:30)
Ka izay no maha-sirika be lay paikan-dry mpandroba tgv , hoatran'ny kisendrasendra dia tsy nisy voadoro ny zavatra frantsay ,ary efa maty paika ny daholo ireny voakaraman-dry zalahy ireny an!!! Ka ny fananan'ny mpibaiko (renimalalaka)kosa ve dia ho potehina
14. patrick2002 ( 19/02/2010 00:52)
pikatti:

ka nanantena tsinona ny TGV fa hanaja ny hetahetam-bahoaka malagasy ny Bailleur kou
Aza mirediredy leisy rapaty a, taiza elah no nahita mpanongam-panjakana tohanan'ireo mpampindram-bola ireo, olona tsisy fifidiana ve leisy no ampiana raha tsy tapitra karamainy ny miaramila eo daholo ny vola, mila misaina mialoha rehefa hanao zavatra fa tsy refa ao vao mitetika ny ho hatao bainnn a


efa voany alzheimer koa angamba ry pokatty itony fa tsy nandroba fitondrana ve i Ravalo t@ 2002 nitondra reserviste erany faritany ,nitsipaka ny dakar 2 tsy nety nanao 2 eme toro eh!

io baina resaka tombotsoany frantsay sy ny imperialiste anglophone no mi-jouer ao ah! matoa i TGV sahirana satria mbola tsy manohana azy 100 % ny frantsay fa mizara izy frantsay ,hanoihana TGV sa hanohana Mouvance ratsiraka @ alalan`ny Mangalaza eugene

15. xxxw ( 19/02/2010 01:14)
Ka izay no maha-sirika be lay paikan-dry mpandroba tgv , hoatran'ny kisendrasendra dia tsy nisy voadoro ny zavatra frantsay ,ary efa maty paika ny daholo ireny voakaraman-dry zalahy ireny an!!! Ka ny fananan'ny mpibaiko (renimalalaka)kosa ve dia ho potehina

Frantsay daholo no nanohana an'iny fanonganam-panjakana iny izay aloha mazava ,ary marina fa tsisy hifandraisany ny teo-javatra t@ raha nisy fifidianana ny 2002 DIA TSY NISY NY 2009 !!nandroso ny hisian'ny référendum aza Ravalomanana ny farany teo fa notsipahin'i Rajoelina
Fehiny tsy misy tokoa ny bailleurs de fonds hitonatonana hamatsy putchiste genre sankalité
io baina resaka tombotsoany frantsay sy ny imperialiste anglophone no mi-jouer ao ah!

Ny mpisera rehetra eto efa mahalala an'izany daholo ry le sankalité ty a, tsy à la page anie nareo zany e
16. fijo ( 19/02/2010 20:38)
rapa tsy mitovy ny nandroba fitsondrana nataon'i andry tsy nisy fifidianana,sy ny fanatanterahana ny vokapifidianana nampiasain'i ravalo tamin'ny 2002.
ny iray nisy fifidianana ary efa nivoak any vokatra fa mitarika ravalo,saingy nasiana fanamboarana mba hisian'ny fihodinana faharoa,

ny iray tsy nisy fifidianana fa avy dia tafika manimba vavahady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599