Voadk'analika ny GTT sy Guy Rivo ary ny SADC tany Geneve

1. ronaldo09 ( 17/02/2010 13:25)
=)) =)) =)) Zatra ny lalan-dririnina ka na fahavaratra avy hanao hitsin-dalana ry vendrana isany ka hisakana ny iraky ny HAT nakany Geneve! Nanao fihetsiketsehana ny Gaigy Thai Tanteraka, hisakana ny Delegasionina tsy hiteny hono ry sadaikatra ary ry guy Rivo hono no hisolotena!Inona fa tsy nivoaka amin-kenatra fa ny an'ny HAT ihany no nekena!
Zao ry vendrana isany a: N'inoninona vavan'la anay zao ny tanana ! Raha mafy ny dadan'ilaisany maninona no nitsoaka nakany afrika fa tsy nijanona nanao ny fanavakavahana sy didy jadona fanaony:nihevitra azy ny ho iza mantsy lebadolahy iny ka nogadraina daholo ny tanindrana tamin'ny androny ary ny governemanta dia saika ny avy any Imerinkasinina no mambra tao!
Ny malagasy amizao dia ny Filoha hajaina Andry ihany no hainy fa tsy mila devoly ny aty!
Maputo:Tsy mira-miasa amin'ny olona naloambahoaka ny aty, iza no heveri'itena isany hifampizara seza miten'isany eo? Nareo ary nitsoaka dia rehefa maty ny voay dia hoe ny vanginy aiza ny vanginy?
Fifidianana ihany no izy ary tsy ilana nizaniza ho lany eo fa na ho vy na ho vato dia i Andry tsy maintsy filoha! Ny any amin'ny province dia tsy mahalala afa tsy ity bandy BOGOSY SADY BE DETANTY ITY!Ankoatry izay dia ndana mandeha !
Ninoninona vavan'la ,mivovoza ,mihogahogà, milelalelà fa i Andry izao no mitondra ary zara raha misy olona zato ny eny Magro =)) =)) =))
Anay zao ny tanana ka HANINONA LAISANY ? HANORANA SA HANAVANDRA ?JTONGAVA RY DADA SY GTT FA ATO I LYLSON SY CHARLES MIANDRY :p :p :p
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:09
2. Ronaldo ( 17/02/2010 15:02)
Ronaldo fopla :evil: :evil: f'hita fa wainnnn tao ry FAT MIANAKAVY MIARO VORONDOLO SY RAJAKO ISAN-KARAZANY =)) =)) =)) =)) =)) =)) NA RY LELISON AZA TSY VOAHARONY AKORY NEFA MBA FITAOVANY :-@ :-@ :-@
3. kidoropamba ( 17/02/2010 15:13)
Manao erera de stratéjia mafy ny GTT raha izao lainga izao no lohalohavina atao hoe communication. Azo atao ny manao désinformation sy ny intoxication saingy kosa tandremo ny vokany raha ratsy tantana.

Ahoana no ahafahan'ny Ra8 hiaro ny bizna-ny? Io ihany no fanontaniana mipetraka satria mandany vola be ny fijanonana any sud afrika. 1 taona, na 2 taona mbola tratra fa rehefa mihoatra an'izany dia ritra ilay dolara no sady mitady soavaly hafa ny namana aty antanana.
4. pikatti ( 17/02/2010 15:26)
Raha bizna aloha ataoka angamba fa ny tombony sy ny zanabola ao Afrika atsimo mandaitra kokoa nohon'ny AR na FMG, ary ny vola miasa raha bizna no resahina fa tsy hoe akory atao ambany ondana,misy betsaka ny placements azo atao 6,7% garantie pour l'année 2010 betsaka ohatra,misy mbola mahery vaika raha sahy ianao manao boursicoteur elah rakidoro:-D
Ampitahao hoe raha nanmpiasa ny volany tany Maorisy ingah Edgard Razafindravahy tsy nahazo kokoa ve noho izy izao ao @ io FAT CUA @ izao :lol:
5. Scofield007 ( 17/02/2010 16:15)
ny hat lesy efa etat coma végétatif,tsy misy fika intsony fa miandry izay ahafatesany @ fomba ofisialy sisa nefa mbola miandry miracle ny fat soa mba tsy ho lasa any @ afobe ihany :-D :-D :-D
6. fijo ( 17/02/2010 20:20)
raha bizna ry kidoro efa manana ny orinasany ao afrika atsimo ravalo,ka tsy mahomby raha izay no resahina.
ny hoavy ny firenena resahina ,fa aza ny volann'y olona iray.fa na i andry na ravalo,samy tsy misy olana rah avola izany no atao fotodresaka
7. vitamatavy ( 17/02/2010 20:51)
tsy omena tsiny rakidoro
8. pink ( 17/02/2010 20:52)
kidoropamba:

Manao erera de stratéjia mafy ny GTT raha izao lainga izao no lohalohavina atao hoe communication. Azo atao ny manao désinformation sy ny intoxication saingy kosa tandremo ny vokany raha ratsy tantana.

Ahoana no ahafahan'ny Ra8 hiaro ny bizna-ny? Io ihany no fanontaniana mipetraka satria mandany vola be ny fijanonana any sud afrika. 1 taona, na 2 taona mbola tratra fa rehefa mihoatra an'izany dia ritra ilay dolara no sady mitady soavaly hafa ny namana aty antanana.


IL est BEAU et RICHE Ravalomanana... Ny mitovy fiainana sy catégorie eran-tany dia mirevy azy..mankasitraka azy..tsy mitovy ireny manodina dia tsy hita izay nanaovany azy fa izao vao hita ny nafeniny hatrizay...

Raha ianao io aloha tsy ahita kil hanaraka anao fa moche e
9. fijo ( 17/02/2010 20:58)
hihihihi
10. diloo ( 18/02/2010 01:38)
Misy kongona angambany ny kidoron'i kidoro. Maika hamaly sy mangidihidy foana lery, any ka voa petsa satria tsy mafy orina ny hevitra an'lery. :-D Sanrankina an! :-*
11. diloo ( 18/02/2010 07:04)
resin'ny lyon ndray i ronaldo aotra tsabo sivy fa raté ilay tira but. Any ka lasa adala tahakan'i kodoro, dia mivanivany fahatany sisa tratran'ny jamala tao real de madrid. :wink: :-D
12. ronaldo09 ( 18/02/2010 09:14)
Match aller iny ry papa a!Anay ny retour ,sady zay Lyon ve?
13. patrick2002 ( 18/02/2010 16:07)
efa fantatra foana ny Gasy Thai ny Tanindrazany , efa manomboka lefy ny fofony izao ka manomboka manongila-tsofina ny GIC any @ HAT .
vive TGV
14. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:41)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. fijo ( 18/02/2010 20:31)
hihihihih
16. AndriambyII ( 18/02/2010 21:30)
:? :?
17. diloo ( 18/02/2010 22:37)
Hihi sali Rapa, mihainga indray izany ny fozatay ny lac anosy. Tsy mahita ambara firy any ka tsakotay sisa ny filozofia haroso.Tena nidina be ny valeranao, satria ianao irery sisa no nantenaina débateur ny fianakam's manana kalite.Atao ahoana fa ianao aza nitsotra titay koa mahazoto omana. :-D
Somary deçu kely aho satria ny mpi(hon)na(hon)a, ny mpiw(her)ra(her)a tsy hita izay anaovana azy satria cas qui relève de la psychiatrie ilay tary tsy mahay miteny iny, dia izao ianao mpi(hin)atay mitovy lanja amin'i Hon!Hon!Her!Her!Hin!Hin!
Lasa adala toa an'i kidoro koa ve ianao? Fa naninona ary enao no nibolisatra?
:cry:
18. pikatti ( 18/02/2010 22:42)
Tena nidina be ny valeranao, satria ianao irery sisa no nantenaina débateur ny fianakam's manana kalite.
:-D :-D :-D :-D
Aiza elah rapaty a, hanao ve sa hitsoaka e, lisany tgv fopla tony koa anie refa tena avy ny tokoa de tsy tazana mintsy , manao foazatay marina leisy ry zalahy radiloo; misitrika any an-davaka :-D :-D :-D
19. diloo ( 18/02/2010 22:43)
enao no nanomboka ny resatay etsy ambony koa mahatantesa ny valiny.
Miandry ilay tena vrai Rapa aho.OK. :wink:
20. diloo ( 18/02/2010 23:32)
Tetika ankolaka ireny famelana ny ministra hat hiteny ireny ry ronaldo aotra tsabo sivy an.
Matoa nanao politique des chaises vides ny Sadec ary tsy nanao forcing ny GTT hanakana, dia izao no antony:
-nahazo garantie ny Sadec fa ho laniana lors de la 7ème session de l\'Examen Périodique Universel à l\'ONU qui a débuté à Genève le 8 février 2010. Le rapport et les recommandations pour Madagascar ont été adoptés le mercredi 17 février 2010 à 18h
L\'Union Africaine pratique la politique de la chaise vide pour montrer qu\'elle ne reconnait pas la délégation issue du gouvernement putschiste comme représentant de Madagascar. Aucun pays africain, aucun ambassadeur ne prendra la parole ce jour,
Empressement oblige, les pays membres ont insisté pour demander des comptes à la délégation putschiste.
Ahoana moa no hafahana hanaovana comptes raha tsy avela miteny ny hat.
Sady le fait koa 20 pages fotsiny ny droit à la rédaction de l\'exposé, dia technique fampiasa io tsy hananan\'ny voapanga hanana marche de manoeuvre. Any ka ny lalàna nataon\'ny Filoha Ra8 depuis 2002 et 2006 ihany no novakian\'ilay ministra en matière de droit de l\'homme (loi contre toute forme de discrimination ethnique, droit des enfants contre le tourisme sexuel, droit de la femme ets...) rehefa tonga ny mikasika ny non respect du droit de l\'homme nandritran\'ny 2009-2010, dia iny kenda iny fa aleo valiana taratasy hoy izy(menatra).
Raha ilay remake tany ONU no natao , dia tsy interessant. Fa rehefa potsirina ny voamaso, dia iny tratratehaka iny ny hat dia nahazo reprimande avy eo miampy vote de résolution adoptée par les membres.
Ny diplomatie nge leitsy tsy kilalaon-jaza toa ny fanaon\'i atgv e. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438