Hafatra manokana ho an'i wiwi

1. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:44)
Tsy mbola izao no azoko akory no omeko anao wiwi ny telefoninako , ianao mantsy toa henoko manao be lazao loatra ka aleo ihany eto no hifampireka
novalian'i pikatti ny 20/02/2010 12:05
2. pikatti ( 18/02/2010 18:54)
:-D :-D :-D :-D ary hangatahan'elh phone daholo ny olona klé,efa eo leisy rapaty sy beuuurrrrrkkkk a, inona no mbola hatahoran'elah ao
3. esserra ( 18/02/2010 21:15)
Mivoaha tao l'ah raha lahy e,miandry anao ato ny comité d'acceuil !!!
4. pikatti ( 19/02/2010 12:46)
Laingan-dry zalahy leisy zany rawix a, aza mivoaka ao elahy fa efa be ny mines antipersonnel ato @ serasera ato sao elah misôty eo :-D :-D :-D :-D
5. ndotofetsy ( 19/02/2010 16:26)
tsy aleo ve omena an i lery ny nomeraon i sarla ee
hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))
6. terrywui ( 20/02/2010 09:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ity letsy ny num ko raha hiantso ahy laisany a...06231036.......hin hin hon hon her her her her kobonlah ve ny toianio rapika a.. io ny numko lety a :-D :-D :-D :-D :-D de ity ny sariko mifandraika amin'io num ko io hin hon hon hin hen hen hen hen
Meur Pikatti Jean de La Croix Crisosthome!
7. terrywui ( 20/02/2010 09:17)
miala tsiny letsy Rapika fa nalefako eto ny photo anlah fa ela bevaka loatra a..!!

Meur Pikatti Jean de la Croix Chrisosthome ..! :-D :-D :-D :-D :-D
8. pikatti ( 20/02/2010 12:05)
Lasa TIN TIN ve elah rawix a, :-D :-D :-D , nandrasan'ny anti-tgv elah tato fa zao elah vao mody mipoitra klé,lisany mpanompo tgv tony efa lazaina fa tsy lasa hoa io unilateralisme-nareo io mbola be doika ihany
Zao ny tgvn'elah lasa misolelaka an-tsokosoko any ndray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445