Référendum Ramarosahona!!Comité ad hoc Gél Dolin Dolin

1. Ronaldo ( 17/02/2010 15:07)
Tsy hitan'ny FAT intsony ity izay asiany ny lohany,misavorivory , mandrovitsihy , manao herim-boatay miala aina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:39
2. pikatti ( 17/02/2010 15:28)
Rahampitso izany dia inona no mety hitranga aloha rakidoro a, elah koa anie tsy mety milaza le dinika tary @ dadarabe e :roll: :lol:
3. Scofield007 ( 17/02/2010 16:21)
ny saosy aza tsy misy ka election no resahina ,rahampitso mifankahita e ,hoan'izay marary fo sy tgviste dia mba hiangaviana mba tsy hijery internet sy vaovao rahampitso :-D :-D :-D
4. ifiona ( 17/02/2010 17:38)
fa misy inn rahampitso? (azafady fa déconnecté kely :-D :-D :* )

ankoatran'ny anniversaire mariazinay sy MRifiona mazava ho azy.. :roll: :roll:
5. MRifiona ( 17/02/2010 17:47)
Chérie a, adinon-dry ndray mantsy fa rahampintso ny hihatra ny tapa-kevitra ho raisin'ny GIC :* :* (l)
6. yonikafopl ( 17/02/2010 19:49)
enga anie ka mba hihatra fa tsy ambava na antsoratra fotsiny
7. fijo ( 17/02/2010 20:16)
ekany tokoa ry yoanika an
8. pikatti ( 18/02/2010 11:33)
enga anie ka mba hihatra fa tsy ambava na antsoratra fotsiny

Ka ny paika ao anie efa fantapatatra ihany e, mody sary manaiky eny aloha azahoana fotoana sy tsy hiaran'ny sazy avy hatrany , de avela hitarazoka kely eny , de avy eo ok ary , de lasa indray ny GIC, de mivenirana ihany ny lohan'alika :lol:
Tokony efa ampy izay fotoana izay efa samy nametra ny heviny fa tsy hoe vao nalefana any i AVC e,tonga de SAZY !!!KAPOKA !!DAKA!! TOTONDRY!! SAVATY!! TAHAMAINA!!! Izay rehetra azo atao tsy mahazo mivoaka any ivelany , blokena daholo ny saosy sy ny fananany ,asaina maerina ireny fafanan'olona sy fafanam-panjakana nopotehiny ireny,apakarina TPI @ ireny olona nataony sorona ireny sns....aleo omena ohatra ny futur mpanongam-panjakana fa efa tsy miady intsony io @ izao vanim-potoana iainantsika izao
9. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 18/02/2010 20:29)
moramora letsy rapikany fa isika ihany anie no sahirana eto raha misy manjo an'i rawiwi sy rabazy e
11. pikatti ( 18/02/2010 20:38)
Niantso ahy rawix teo de lazainy fa tena fopla be ozy nedala le resaka tgv omaly iny, koa maninona hoa elah no tsy maneho ny hevitr'elah raha izany , :-D :-D :-D ka ozy lery hoe wainnn be hono izy fa t@ izy nivadika TIM iny hono de bedin'i rabitro sady efa kobo ny sariny efa eny ampelatanan'ny lelison :-D :-D
Zay lesy rawix a, , aza manambe e
12. fijo ( 18/02/2010 20:42)
hihihihihi mody be resaka letsy rawix de mitohy ny sosy an,ary lery tokoa ve izao tsy efa nahazo villa ao paris ao,fa toa nahazo aby anie ry TGV isany e
13. pikatti ( 18/02/2010 20:47)
Misy chambre de bonne in ao ataony studio feno vammm be da be :-D :-D :-D bedy lery nanao tapage nocturne alina :-D :-D :-D
Zao leisy rawix a, raha mbola maneno le tavany de kozio fotsiny zaha hanamboarako azy fa reny anie leity volo lolo fotsiny e
14. fijo ( 18/02/2010 21:27)
hiihihih tandremo zany rawix fa sao hanintona ny vahoaka aty frantsa an,maty ao elahy
15. Ronaldo ( 19/02/2010 10:37)
Ary lasa any Addis Abeba sahady kelifingotra? Fantatra mantsy fa ihany koa ny Pm AVC mitanontanona , miandriandry ,mbola mitady rirany ihany nefa ny GIC efa nanambara vao nanomboka fotsiny ny resaka dia efa nilaza fa tsisy afa tsy MaputoII sy Addis Abeba ny ambiny aza resahina intsony fa resahana intsony fa tsy hisy hihaino ! Any izany soldat Vital ao andalan-tsara ao miandry resaka miv @ io réunion du conseil permanent de sécurité de l'Union Africaine anio io
Fatal ho anao ty ry AVC very seza,manajà tena ranamana a
16. fijo ( 19/02/2010 20:39)
tsy nankany izy ka,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512