REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét à une sanction indiv
1. vatofototra
(
18/02/2010 09:11)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010
- Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et se dit prét pour une sanction individuelle
- Réactions des autres mouvances par rapport au lobbying de la HAT
- Les 3 mouvances à Antsahamanitra
A voir également :
- journal version française
- Rajemison s'exprime
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par ndotofetsi le 18/02/2010 18:37
2. pikatti
(
18/02/2010 09:46)
Mikorontana mihitsy ny lohan'ity ranamana ty klé
-Vonona ny hiatrika sazy manokana??? Aleo ve milaza aloha ve sao wainnn be???
Aza mitomany e,ny vahoaka efa nampijalianareo tgv,anjaranao indray izao
-Fankahalana an'i Madagasikara hono ny fiantsoana sazy ho an'i M/car!!!!Koa iza
moa no miantso sazy raha tsy izy ihany @ io unilateral lava io
-Vonona ny handinika ny hevitra sy manàna finiavàna hitady vahaolona @ antsipirihany avy ireo hevitra avy @ GIC :roll: :roll: ny unilateralisme asosoka ihany :roll:
Izao fotsiny rabitro a, aza dia be doika enao hoa , aza hentina @ valifaty hoa ity raharaham-pirenena ity
Izay AVC nareo aloha dia adinoy

3. pikatti
(
18/02/2010 10:14)
Izay alehany alehany any hono , na atody na tay hono fa legislatives Mai 2010 !!!prez Novambra 2010!!! Ireo izany no aloha no aroso dia avy miresaka isaka ry GIC a:roll: :idea:
5. swnan
(
18/02/2010 13:15)
Oadrayyy tena hitler kely , manao ny lohany indray re e, ajanony raha tsy zaka ny fofony namà a :twisted: :twisted: :twisted: :@ :-@ :-@ :-@