Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bobimarolahy
(
17/02/2010 09:35)
VIZANA TANTERAKA NY GASY
Vizanina tanteraka ny gasy izay no fanamby nataon-drajoelina t@ lafrantsa ary tanterany izany ankehitriny. Tsy hisy fihinanana ho an'I lafrantsa tsony teto afrika raha Ravalomanana no filohan'ny vondr...
tohiny
novalian'i moi ny 18/02/2010 12:09
katrikatry
(
17/02/2010 07:47)
Aiza ny karama e
Racketena daholo ny orinasa rehefa avy nampinanana, takiana izao vola nampanantenaina natao tsy ampiheverana ho fanandroadroana ny vahoaka, tsy mbola ampy ihany anefa ity ny vola bôritra fa tena baot...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:40
xxxw
(
17/02/2010 06:46)
Carte "Vital" invalide!!! "Mangalaza"solide?
Mitototo ing Vital,vizaka miaro seza etdy sy eroa ,tany Maputo t@ iny week end iny dia izao indray lasa nitsaitsaika any Addis Abeba saingy tsy poinsa fa i Mangalaza ihany no fantatry ny GIC...
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2010 13:51
sitlo
(
17/02/2010 02:43)
Ravarava ny Real Madrid
Jereo ange eto eh! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4abca7e53ff15
Ontonale :-D, tsy mahavoa hoy aho iny Ronaldo bekonetaka iny. Ny frantsay aza nampikepoka azy. Bye bye champion...
tohiny
novalian'i milamm ny 08/04/2010 16:24
feticon
(
16/02/2010 22:56)
ho tapitra tsy ho ela ny politikan'ny Hon hon hon hon
efa manisa andro fotsiny isika eto,efa tena akaiky le fotoana nifanomezana dia ilay sactions individuelle hoan'ireo fat ireo ,nefa alohan'izany aloha dia mbola ho maro no hitsoaka andaharana mpikamba...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/02/2010 15:43
Noue
(
16/02/2010 20:58)
Dia iaza koa ny manaraka eee ???
[b]Mangataka fialana ao @ HAT koa Nathalie Rabe !! Izy io nefa dia mpikambana ao @ franc-maçonne ( club de service )[/b]
iza koa ny manaraka eee !! fa dia miala tsikelikely zany ???? matahotr...
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2010 13:54
vatofototra
(
16/02/2010 19:49)
REGARDER VIDEO ONU Genève-HAT botte en touche 15 fév 2010
REGARDER VIDEO ONU Genève-HAT botte en touche devant les Troikas-Juges 15 fév2010
- Madagascar face aux Troikas -Juges de l'ONU sur le droit de l'homme à Genève Lundi 15 février 2010
...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2010 20:50
kidoropamba
(
16/02/2010 17:32)
Raha mahita an'izao aho: TENA TEZITRA MAFY NY VAHOAKA
Na inona lazaina, na inona, na kidnaping na coup d'Etat...mazava kosa fa raha mijery an'izao dia TENA MAFY NY HATEZERAM-BAHOAKA t@ Ra8.
http://www.youtube.com/watch?v=Rl0_MG1Yz_I&feature=PlayList&p...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:01
DotMG
(
16/02/2010 17:08)
Iza lé bandy?
Misy bandy iray izay ato @ serasera rehefa miara-mirevy dia ilehiry tsy mety misotrosotro mihitsy nefa nedala tsy vokovoko manga akory.
Iza lé bandy?
Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"...
tohiny
novalian'i kala ny 24/03/2010 08:53
terrywui
(
16/02/2010 15:38)
TY MBA HIFALIFALIANAREO TIM E hon hon hon hon her her h
ZAY TIM REHETRA ATO AMIN'NY SERASERA DE MBA HIANGAVIANA MBA HIFALY DAHOLO E
http://www.youtube.com/watch?v=4tehl_be1b8
DE REFA VOAJERY INY KA FALY ABY DE TY NDRAY MANARAKA !!
http://www.you...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 16/02/2010 22:06
terrywui
(
16/02/2010 13:43)
FAMAIZANA KELY AVY AMIN'I RONALDO TY ,merci letsy a
Nametram-pialana Ny Hasina Andriamanjato, betsaka ny nidingi-drambo indrindra fa ireo Mpiondana fa mikorontana ny fitondran'i Filoha Andry Rajoelina ,
[u]Tsy fisarahana amin'ny filoha Rajoelina iny f...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 16/02/2010 22:08
antimpanahy
(
16/02/2010 13:24)
Teren'ny fitiavantanindrazana aho rankizy dia hiverina ihany
Marina fa be ireo manatsatso na koa manompa sy manaraby ahy eto nefa dia hiezaka hanazava zay zava pantako ihany aho rankizy,
-Ireo lisitry ny olona efa novonoin'i dada Ravalomanana hatramin'izay no...
tohiny
novalian'i katrikatry ny 17/02/2010 07:43
terrywui
(
16/02/2010 12:55)
FAHAIZA-MITANTANA SY MITSITSY/ vakio ato
MINISTERAN-NY VOLA SY NY TETI-BOLA
[b]Tsy misy hatahorana ny karaman’ny mpiasam-panjakana[/b]
Nanomboka ny taona 2009 nitondran’ny HAT-FAT dia efa nitsitsy ny fanjakana teo amin’ny famoaha...
tohiny
novalian'i ouioui ny 16/02/2010 23:59
xxx
(
16/02/2010 12:23)
ny marina tsy filaza avokoa!
za dia niezaka ny ho tsotra tamin'ny vadiko ihany fa itako fa marina io teny io : mpamily aho ary indraindray moa manao mission any ivelan'A/rivo aho ! refa miverina aho dia manontany ahy ny vadiko we...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2010 15:37
esserra
(
16/02/2010 08:23)
VERY HASINA
Raha nandà mafy foana fa tsy misy an'izany fialana izany foana moa ingah Ny Hasina Andriamanjato dia tsyy takoana nafenina intsony ity vay an-kandrina
Io moa tsy mahagaga fa ny adala hoy isika toy a...
tohiny
novalian'i esserra ny 17/02/2010 13:01
AndriambyII
(
16/02/2010 00:38)
Zavatra iray ngôzabe adino ity !!
Raha vao nanomboka ny krizy , dia toa tsy nisy resaka afatsy AREMA , TIM ,UNDD,TGV , MONIMA teto notaritin\' ny mpiondana @ MFM\' ny serasera, Tsy nisy nanisy sira ny antoko PSD izay tena mamely amb...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 17/02/2010 10:59
xxx
(
15/02/2010 20:22)
Inona ny hevitra
Tena manana olana @ firaisana ara-nofo za k'le ny olana d malaky mandé ny n ahy nefa ny vhv iarahako mbola tsy afa-po d lasa mimenomenoa ahy reo,na miaraka @ vadiko za na miaraka @ jôba hafa d mito...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/02/2010 12:49
vatofototra
(
15/02/2010 19:28)
REGARDER VIDEO Journal Vital à Addis-Abeba 15 février 2010
REGARDER VIDEO Journal Vital à Addis-Abeba 15 février 2010
- Camille Vital a présenté une proposition de Gouvernement d'Union Nationale à Addis-Abeba
- La HAT a botté en touche sur...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 16/02/2010 22:13
bazylou
(
15/02/2010 18:50)
dolin, dolin
dolin, popoplin, dolin, dolin, ,odoy e, reraka eo ianao rajeneraly fa ny kary efa nanjavona :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2010 13:46
bazylou
(
15/02/2010 18:31)
taratasy misokatra ho an'i terrywiii
merci letsy e, fa izao omeko an la ny fona rehefa poinsa fa tsy izao aloha, e, merci lesy e...
tohiny
novalian'i badanne ny 24/02/2010 14:57
