FAHAIZA-MITANTANA SY MITSITSY/ vakio ato

1. terrywui ( 16/02/2010 12:55)
MINISTERAN-NY VOLA SY NY TETI-BOLA

Tsy misy hatahorana ny karaman’ny mpiasam-panjakana

Nanomboka ny taona 2009 nitondran’ny HAT-FAT dia efa nitsitsy ny fanjakana teo amin’ny famoaham-bolam-panjakana. Manahy ireo mpiasam-panjakana fa tsy misy intsony ny vola ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana. Nilaza ary ny tomponandraikitra ao amin’ny minisiteran’ny vola fa tsy misy hatahorana ny karaman’ny mpiasam-panjakana mandritra ny taona 2010. Mahatratra hatrany amin’ny 972,3 miliara Ar ny vola natokan’ny fanjakana hampandehanana ny raharaham-panjakana amin’ity taona 2010 ity. Vola izay miditra tamin’ny fandoavana hetra sy avy amin’ny fadin-tseranana avokoa. Ny taona 2009 dia nahatratra hatrany amin’ny Ar 714 miliara ny vola natao ho an’ny sampandraharaha misahana ny asam-panjakana ary nidina ho 673 miliara Ar izany amin’ity taona 2010 ity. Mila mitsitsy avokoa noho izany ny minisitera sy ny fahefana misy eto Madagasikara. Misy ny fanaraha maso amin’ ny famoahana volam-panjakana. Nanamarika ny Sekretera jeneralin’ny minisitera Rtoa Vonintsalama Andriambololona fa misy 70% ny vola ampidirin’ireo mpamatsy vola eto amintsika. Na misy anefa izany na tsia dia ampy hampandrosoana ny raharaham-panjakana ny vola miditra avy amin’ny hetra sy ny fadin-tseranana. Ny taona 2009 dia nisy 172 miliara Ar ny fanomezana azo avy amin’ireo mpamatsy vola ary 157 miliara fampindramam-bola. Ary raha misy ny sazy dia tsy eo noho eo dia hihatra.
Nath

------------) mba nahay nitsitsy sy tsara fitondra toy izany ve dada taloha ??? :?: :?: :?: :?: :?:
novalian'i ouioui ny 16/02/2010 23:59
2. terrywui ( 16/02/2010 13:00)
Raha Fanjakana mpangalatra sy tsisy vola marina de tsy ho voaloha mihitsy ny karamampanjakana rehetra !! tsy mbola nisy fitarainana na grève momba anzany anefa hatramzay :!!! ny fidivana fampisondrotana angah no misy tsindraindray !!!
---ekena fa tsisy vola io Fanjakana io hatramin'ny Niatombohany(lasan'ny dada nitsoaka any swazi aby ny vola tao!!) nefa ze kely mba niditra sy kely mba azo tamin'ny haba isankarazany teo de natao nahampy ny karama rehetra !!!
------((((tadidio kely le tenin'i Hery! tamin'ny herintaona hoe hirodana io Fanjakana io afaka 3volana fa ""tsyho voaloha ny karamampanajakana """"tadidy ve ,,, de aoana ???? Mpaminany sandoka hin hin hon hon hon hon hon her her her her her :-D :-D :-D :-D :-D

TGV FOREVER hin hin hon her her her hon hon h
3. terrywui ( 16/02/2010 13:02)
re- hin hon hin her her hin hon her hin hon her !!

TGV FOREVER hitondra eo roapolo taona !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. terrywui ( 16/02/2010 13:40)
Nametram-pialana Ny Hasina Andriamanjato, betsaka ny nidingi-drambo indrindra fa ireo Mpiondana fa mikorontana ny fitondran'i Filoha Andry Rajoelina ,
Tsy fisarahana amin'ny filoha Rajoelina iny fametraham-pialana iny anefa fa fanatsaran-javatra
--Isaorana ny olona mendrika toa ny Minisitra Ny Hasina amin'ireny fihetsika ireny " Vao maika hanakaiky ny Filoha RAJOELINA aho hoy izy"
Ho anareo izay efa naloam-bahoaka kosa:(TIM ,AREMA ,MONIMA ,....)
Fanin’ ny adilahy politika ny vahoaka malagasy amin’ izao fotoana izao.. Iza tokoa moa no tsy nahalala fa ireo Filoha telo teo aloha ireo dia sakay sy maso ? Kanefa rehefa voahozongozona ny « fihinanany », dia niombona avy hatrany izy ireo. Varotana am - pitsanganana amin’ ny « fahaiza - miresaka » hatrany ny valalabemandry. Heverin’ ireo Filoha telo efa naloam - bahoaka ireo ho zaza tsy mahataka - javatra foana ny vahoaka malagasy, ka azo lalaovina amin’ ny kopaka am - bava sy volana an - tenda.NEFA ARY IZY IREO EFA NALOAMBAHOAKA Eritreretin’ izy ireo fa ho « ririnin - dasa tsy tsaroana » ny fandatsahan -drà nataony teto amin’ ity Firenena ity. Tsy azo kosehina anefa ny tantara ary tsy azo hadinoina ny lasa, satria miantoka ny ankehitriny izany no manomana ny ho avy.

merci RONALDO AAA
5. terrywui ( 16/02/2010 15:20)
TGV FOREVER hin hin hon her her her hon hon h :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. pikatti ( 16/02/2010 19:24)
Rediredy ty sisa sann a, :-D :-D mba ataovy tsara ihany leisy le lainga fa wainnn be a :-D :-D :-D
7. Toumba ( 16/02/2010 20:25)
ra wiwi lesy pikatti efa lasa tim an ,mahazo manao ny aferany hono lery raha tim no eo ,izany hoe ny fivarotana paraky gasy sy taoka gasy .Io anie no tena tsy zakan'i lery satria nenjehin'i ra8 ny bizna lerony
8. pikatti ( 16/02/2010 21:16)
Nakaiza daholo ry tgvfopla ato zany toa mitapisakely mampalahelo mitazatana hotran'ny toutou miandry taolany reny sisa :-D :-D :-D

ra wiwi lesy pikatti efa lasa tim an
ary tena mahay manala devoly marina zay le rapsy ao Pantin klé, :lol:

fivarotana paraky gasy sy taoka gasy
kay zany no mahatamana an'ny lery :-D :-D de ahoana zany rawix ??? efa mandeha zany ny bizn'elah kou inona no mampivouvou ??? :-D :-D :-D
9. ndotofetsy ( 16/02/2010 22:01)
moly sisa de afaka dooly
huhuhuhuhu
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. ouioui ( 16/02/2010 23:59)
ary tena mahay manala devoly marina zay le rapsy ao Pantin klé,

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418