FAMAIZANA KELY AVY AMIN'I RONALDO TY ,merci letsy a
1. terrywui
(
16/02/2010 13:43)
Nametram-pialana Ny Hasina Andriamanjato, betsaka ny nidingi-drambo indrindra fa ireo Mpiondana fa mikorontana ny fitondran'i Filoha Andry Rajoelina ,
Tsy fisarahana amin'ny filoha Rajoelina iny fametraham-pialana iny anefa fa fanatsaran-javatra
--Isaorana ny olona mendrika toa ny Minisitra Ny Hasina amin'ireny fihetsika ireny " Vao maika hanakaiky ny Filoha RAJOELINA aho hoy izy"
Ho anareo izay efa naloam-bahoaka kosaTIM ,AREMA ,MONIMA ,....)
Fanin’ ny adilahy politika ny vahoaka malagasy amin’ izao fotoana izao.. Iza tokoa moa no tsy nahalala fa ireo Filoha telo teo aloha ireo dia sakay sy maso ? Kanefa rehefa voahozongozona ny « fihinanany », dia niombona avy hatrany izy ireo. Varotana am - pitsanganana amin’ ny « fahaiza - miresaka » hatrany ny valalabemandry. Heverin’ ireo Filoha telo efa naloam - bahoaka ireo ho zaza tsy mahataka - javatra foana ny vahoaka malagasy, ka azo lalaovina amin’ ny kopaka am - bava sy volana an - tenda.NEFA ARY IZY IREO EFA NALOAMBAHOAKA Eritreretin’ izy ireo fa ho « ririnin - dasa tsy tsaroana » ny fandatsahan -drà nataony teto amin’ ity Firenena ity. Tsy azo kosehina anefa ny tantara ary tsy azo hadinoina ny lasa, satria miantoka ny ankehitriny izany no manomana ny ho avy.
Auteur:ronaldo

novalian'i ndotofetsy ny 16/02/2010 22:08
2. terrywui
(
16/02/2010 15:18)
mafy loatra angamba ny pression ataon'ny TGV ato am serasera ka tsy tsary misy sahy mifanandrina fa mperipirina kely any aby izy rehetra !! mbola aiza izy zany eee..! vao hanomboka ny lalao kou no mivoaka terrain sahady !! aidiro ny godasy raha mbola vonona mou raha tsy hanao koa de ndeha mody fa vizana eto fotsiny , tomany isak'izay miditra serasera ry le mpanohitra ato reto hin hon her hin hon her her her her =)) =)) =)) :-@
3. locl
(
16/02/2010 16:30)
Taiza izahy naloan'olona teo.......fa ny miaramila toi no tsy mahita hatao ka mamotika mpiray tanindrazana ......mbola misy valiny ny natao e
4. Scofield007
(
16/02/2010 17:27)
efa eo hampiadrasan'i tgv a la gonie lesy e,miandry vaovao fotsiny hi confirmena azy
tsy misy vonikazo fa rakotra no tatazana :* :* :*

5. kidoropamba
(
16/02/2010 17:52)
http://www.youtube.com/watch?v=AxLjoIzbTQM&feature=related
Taibe raha toa ka teren'ny tantara. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Coup d'Etat t@ 22 février 2002, avy koa ity ny coup d'Etat t@ 17 marsa 2009.
Ho tonga koa ity ny fotoana hidabohan'ny mpanao coup d'Etat.
Gidragidra hoa izy ity e. FA HITA FA TENA FENO FAHATEZERANA @ mpanao jadona, na iza na iza ny vahoaka malagasy.
Raha amin'ny toeran-dra8 aho dia tokony mandinika lalina alohan'ny hodiako satria TSY AFAKA HIARO AHY ny UE, UA, ary ny ONU na dia SADEC aza EO ANATREHAN'IZAO FAHATEZERANA MAFY DIA MAFY IZAO.

6. Scofield007
(
16/02/2010 18:00)
aleo hisy election libre eo ry kidoro dia ekena daholo izay mivoaka eo fa tsy hoe noho ny fahatahorana an'i zafy soa lany dia tsy avela hilatsaka izy na hoe tsy ekena mihitsy izy raha ho lany eo fa dia hanao coup d'etat indray