Ravarava ny Real Madrid

1. sitlo ( 17/02/2010 02:43)
Jereo ange eto eh! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4abca7e53ff15

Ontonale :-D, tsy mahavoa hoy aho iny Ronaldo bekonetaka iny. Ny frantsay aza nampikepoka azy. Bye bye champions league :snif: :snif: :snif: hahaha
novalian'i milamm ny 08/04/2010 16:24
2. ronaldo09 ( 18/02/2010 09:17)
Leity tena vendranta......ratasy!!!! Match aller iny fa ny retour andraso e! Any Madrid anie ny retour e,dia potsiro ny masoko raha tafavoaka velona ao Bernabeu ny Lyon!!!!
3. mandrindra ( 18/02/2010 12:12)
raha ny ara-tartasy aloha dia tsy tokony haharesy ny real ny ol. fa raha ny fizotry ny lalao tamin'ny talata kosa dia mendrika ny fandresana ny ol. miverina amin'ny olana tamin'ny fiandohan'ny saison i real. terena ho avy eo afovoany foana ny fanafihana.
4. sitlo ( 20/02/2010 03:13)
Tsara aloha ilay mampakatra morale fa Lyon aza dia efa mampitsako bil. :-D Tokony mba tafakatra antenantenany eo fa elaela aho tsy nahita konetaka. :lol:
5. Samoana ( 20/02/2010 07:32)
Tandremo fa i lyon efa zatr'ady sy be traikefa amin'ny champion's ligue a !
6. ikaretsaka ( 20/02/2010 21:21)
Za mo tsy de mahay sy tsy maharaka kitra loatra fa misy fiteny izay @ kanetibe (samy raha boribory ireo) manao hoe aza misioka raha tsy efa tafiditra ny 13eme ka tsy manana boules intsony ny adversa.. fa tsy hoe nahavita carreau tany @ mene 1 de mihoraka
7. sitlo ( 24/02/2010 15:16)
Efa naman'ny maty lesy ireny a. Raha mba nitoko dia azo eritreretina. :snif:
8. Samoana ( 10/03/2010 21:21)
ronaldo09:

Leity tena vendranta......ratasy!!!! Match aller iny fa ny retour andraso e! Any Madrid anie ny retour e,dia potsiro ny masoko raha tafavoaka velona ao Bernabeu ny Lyon!!!!


Aleo hijanona eo ihany ny mason'ialahy letsy Ronaldo fa tsy fombanay ny mandratra olona a ! Aza misosok'alahelo e !:wink:
9. ikaretsaka ( 11/03/2010 01:16)
ooooooo moramora ihany kle....
10. fijo ( 17/03/2010 22:51)
ôletia ronaldo an,inon atsar ale potsirina hoe?????le avia sa le avanana fa mba tsy izy roa kosa sao very ny akama leu leu.hihihihihi
lesona kely.
baolina io ry zalahy,ka aza misioka rah atsy vita ny lalao rehetra.
11. sitlo ( 20/03/2010 00:52)

[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-danse-6.gif[/IMG][/center]

=))
12. milamm ( 31/03/2010 10:26)
teo no raisina i real leuleu, vitany lyon nazava barca les ry zalah anisany favourite ihaona @ ekipako njay rahariva ,tsy fantatra kalo raha hilalao i fabregas fa naratra farany teo t@ premiership,i iniesta ko otran'izay fa hiady io :D
13. milamm ( 01/04/2010 19:33)
tss leuleu arsenal vs barca 2-2 ,tena nolavahany ibrahimovic tao fotsn i song fa any nou camp njay mifampitady(vita atreo kalo @ retour puyol,song,fabregas,diaby
14. milamm ( 08/04/2010 16:24)
kola ny ekipa anglisy rehetra kle :roll: nampalahelo i arsenal fanampireveny messi fotsn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291