Dia iaza koa ny manaraka eee ???
1. Noue
(
16/02/2010 20:58)
Mangataka fialana ao @ HAT koa Nathalie Rabe !! Izy io nefa dia mpikambana ao @ franc-maçonne ( club de service )
iza koa ny manaraka eee !! fa dia miala tsikelikely zany ???? matahotra inona ??? sa efa feno ny paosy dia basta ???
matahotra ny valin'ny fivoriana tany Genève momba ny tsy fanajana ny droit de l'homme, sa ny sazy individuelle eee ??? aiza re zany eee !!!
iza koa ny manaraka eee !! fa dia miala tsikelikely zany ???? matahotra inona ??? sa efa feno ny paosy dia basta ???
matahotra ny valin'ny fivoriana tany Genève momba ny tsy fanajana ny droit de l'homme, sa ny sazy individuelle eee ??? aiza re zany eee !!!
répondu par bazylou le 18/02/2010 13:54
2. ifiona
(
16/02/2010 21:01)
tsy azoko ? toa vao androany izy no nilaza fa ts manana intention hi-démissionne zany mits?
3. NathalieRabe
(
16/02/2010 21:07)
Tsy misy mihaino intsony anie ry reto io bandikely io e, aleo izahay hiala dahola alohan'ny sazy ny havako an'y Frantsa any daholo sao tsy afaka ny ho any eo, koa tsy izay vao loza
4. ramosekely
(
16/02/2010 21:08)
ny foza anie ka biby mitourne e,ny teny nolazainy anio tsipahy rahampitso,jereo camille vital nilaza hoe aleo hoavy ny sadc hanaovana fanazaran tena nefa iny nedala lasa nijokojoko nanao nifona tany maputo sy adisabeba
5. ndotofetsy
(
16/02/2010 21:56)
dia aiza ny manaraka fa tsy lanin ny foza ny fangaraka
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. fijo
(
16/02/2010 23:14)
tsy hay izay fahamarinan'izany,fa rah any heno aloha,dia tsy hial aizany izy.
7. esserra
(
16/02/2010 23:22)
Sao ary nisy nampiakatra koa ny enchére,efa teo mantsy no fantatra fa hiala hono hanaraka an'i zanak'i ndrema,hay ve ka nisy kolikoly be zany tao , saika wainnn be ry nandra zany 8O 8O
8. pikatti
(
17/02/2010 15:49)
Ahoana ry Nath a, tena izy no tianao Hasina sa Andry e, safidio ary fa samy ex-nareo kou? :lol:
10. diloo
(
18/02/2010 00:20)
Mangataka fialana ao @ HAT koa Nathalie Rabe !!
Tena mbola tsy koboko io info hatramin'izao.
I Mialy no faly voalohany raha mitsoaka i Nath.
Somary bombe"x" (bombix) ihany mantsy i ramatoakely Rabe. Ary mety tsy hiala ao izy fa aleony manao chrysalide ho tsakoan-drabelety. :-D
11. bazylou
(
18/02/2010 13:54)
le aza , na ry noue aza efa nitsangana tamin'ny maty tao kle, ary rehefa niverina izy tonga dia tsaho no afafiny an, beuuurrrk :-D :{
