Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AndriambyII ( 10/02/2010 00:19)
Kihon-dalana Politika GOAVANA !!!
MFM ,KDRSM ,MONIMA , AREMA , MDM , TIM, AMP ,OTRIKAFO , AKFM , ETS... sy izay rehetra mbola hanao politika ; manasa-pé ny ranombary , ary tofoka sy lao ny Malagasy @ ireo politika fitadiavana tombon... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 11/02/2010 07:41
niryna ( 09/02/2010 20:35)
Ny lava-bazimba
Tamin'izay mbola kely izany dia nandehandeha teny amin'ny tanimbarin'ny fianakaviana ,mamindra omby ry zareo ,dia mitondra ireny gisa ireny .Misy rano kely izay ,somary misy zozoro eo amin'ilay manodi... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:06
Toumba ( 09/02/2010 19:53)
tsara mba manda hatramin'ny farany ny accord maputo
izay no mba fanirianay mpanohana ny dada dia ny tsy hanaiken'i mouvance rajoelina ny accord de maputo hatramin'ny farany tohizo unilatéralisme dia aleo handeha ny saction hoan'ireo tsivalahara ireo... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:50
vatofototra ( 09/02/2010 18:42)
REGARDER VIDEO Journal Réunion du GIC à Addid-Abeba - 09fév
REGARDER VIDEO Journal Réunion du GIC à Addid-Abeba - 09fév 2010 - Réunion du GIC pour le cas de Madagascar le 15 février 2010 à Addis-Abeba - Interview de Fetison sur son mandat d... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:48
kidoropamba ( 09/02/2010 12:57)
RAHARAHAM-PIRENENA
Ela ela izay. Mahakivy ny fanaovana politika eto madagasikara ka lasa mankarary fo. Izao ny vaovao faramparany: - Saika TSY SAHY nody tany antanindrazana Rajoelina RAHA NOLAZAIN'NY GUEANT fa "T... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:40
diamondra27 ( 09/02/2010 07:08)
ca(z)iman la memy sozy=voay
sendra mba nandehandeha teny ho eny aho ary nahatsikaritra fa any amin'ireny zoo ireny dia ahitana toerana misy voay, dia lasa ny saiko hoe: maninona aza misy vola madinika ao amin'ilayrano ipetrahan'... tohiny
soanja ( 09/02/2010 01:29)
Izay mahavangivangy....
Mba lasa ny saiko fa mihamiova tokoa ny kolontsainantsika ao Mada- indrindra ao Iarivo ao, nefa asa anefa, ny tena moa tsy mipetraka ao fa mba te hahalala misimisy ho antsika monina ao aho, satria ni... tohiny
novalian'i soanja ny 03/03/2010 03:33
vatofototra ( 08/02/2010 18:44)
REGARDER VIDEO Journal Zizanie au sein de la HAT-08 fév 2010
REGARDER VIDEO Journal Zizanie au sein de la HAT-08 fév 2010 - Zizanie au sein de la mouvance Rajoelina - Dépôt de gerbes à Ambohitsirohitra - Le FIS accusé de Bandit http:... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 11/02/2010 17:43
Zafimananadrazana ( 08/02/2010 12:34)
Te hanova disk dur externe tsotra ho lasa DD multimédia
Manahoana ô! Manana DD externe tsotra FreeAgent 500 Go, USB 2.0 aho tiako hovana ho DD externe multimédia: ahoana no atao?... tohiny
novalian'i nilex ny 09/02/2010 09:20
rakapy ( 08/02/2010 12:10)
Ny paradisa
Voalaza ombieny ombieny tato ato ny fara andro sy ny faran'izao tontolo izao. Misy moa ny mino fa ao koa ny tsy mino izany. Tsy idirako lalina ny momba izany satria efa misy dinika misokatra hiresaha... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 29/04/2010 06:07
papala ( 08/02/2010 08:16)
martioran'ny tanindrazana
averina foana ny loza nataon'ny rajoelina amin'ireo famonoan'olona nataony. tsy misy tahotra kely akory. Sao de heveriny aza fa tsy mba misaina ny Malagasy ka handaingainy amin'izao sy izao? de hoe... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:43
Djhamhal ( 08/02/2010 07:28)
Radio!
henoko tamin'ny radio izy ty: -lehilahy N:2010 -lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminan... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2010 22:19
esserra ( 08/02/2010 06:04)
Conseil de surveillance de la transition
Mivarotra saka be loha ho an'i GIC ty sisa Rabelety klé , efa tsisy atoraka fa ntsony fefa mitsipatsipaka ho faty!!! Mihevitra mihitsy mantsy lehikely io fa paiso daholo ny pokna an , inona zao no za... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2010 20:28
xxx ( 07/02/2010 14:05)
Mila sakafo gasy aty Europe.
zay mahalala re, omeo site ahafahana mividy anana par internet, raha aty europe. Misaotra mialaloha.... tohiny
novalian'i 3188 ny 23/02/2010 14:38
terrywui ( 07/02/2010 12:15)
Mitsingerin anio n fotodraftr'asa lebe vitan' dada tet M/car
MITSINGERINA ANIO NY ANDRO NAMONOAN I DADA OLONA BOBAKA BE TEO AMBOHITSIROHITRA ASIO MASO KELY ANIE EEE [img]http://4.bp.blogspot.com/_0FLWPmqg0gg/SY_9A4WPrKI/AAAAAAAAArw/0oSpCuVJg2c/s400/a-[/img... tohiny
novalian'i terrywiui ny 11/02/2010 18:17
vatofototra ( 07/02/2010 09:35)
REGARDER VIDEO à quand le prochain massacre 7 février 2010
REGARDER VIDEO à quand le prochain massacre 7 février 2010 A quand le prochain massacre - jeu des 7 erreurs - à vous de trouver la différence : - Massacre 2009 - Massacre... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2010 21:09
vvgasy ( 07/02/2010 09:16)
Colique
Inona kay no tena fanafody colique mahomby? fa efa very hevitra aho . Na tambavy na fanafody tsy mila ordonnance. Misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:07
bazylou ( 06/02/2010 18:20)
kyyyyyy
lasa nivarobary 50a sy nitaninandro sisa ry 3 movansy fatsy nisy kila intsony le aza, :-D :-D :-D :-D :-D :-D beeeurk... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/02/2010 19:04
vatofototra ( 06/02/2010 11:23)
REGARDER VIDEO Journal-Madagascar vu par nos voisins 06fev20
REGARDER VIDEO Journal-Madagascar vu par nos voisins 06fev2010 - Le cas de Madagascar est très suivi par nos voisins Africains - Cas similaire en Guinée, Côte d'Ivoire - 'Zay mihi... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:47
milamm ( 06/02/2010 01:28)
kodiaran-tsarety hono ny fiainana ...
Angolan-teny vitsivitsy,notsongaina ampaherezana ireo mpiray tanindrazana voatsindry noho ireo vay maharary tsy hay tambazana... ...drodroky politika na gasikara na afrika, toetra iray itoviza... tohiny
novalian'i milamm ny 10/02/2010 08:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6727