kyyyyyy

1. bazylou ( 06/02/2010 18:20)
lasa nivarobary 50a sy nitaninandro sisa ry 3 movansy fatsy nisy kila intsony le aza, :-D :-D :-D :-D :-D :-D beeeurk
novalian'i bazylou ny 13/02/2010 19:04
2. Scofield007 ( 06/02/2010 19:21)
efa betsaka marina no adala ka intony sisa no mba hampisehoany ny hadalany tohizo lesy rabazy an
3. bazylou ( 06/02/2010 19:24)
rehefatratra ny lainga hohao dia mangina fa tsy eo no mamorona ps arivo eto hanaronana le t tsy omby vd :-D :-D
4. Scofield007 ( 06/02/2010 19:36)
ialahy irery izao no mahita fa mandeha @ laoniny ny firenena :-D :-D :-D
heureusement
5. ndotofetsy ( 06/02/2010 20:05)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mitombo isa ny mpi ky ky
6. terrywui ( 07/02/2010 12:21)
: Scofield007=====elah mitsy no efa zatra miondanandainga de tsy mahalala ze marina sy ze mahitsy fa voatapi maso toy ny soavaly ka manaoanao foana sy mitenten foana eto !!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
7. radomelina ( 07/02/2010 12:23)
fa iza ary mbola sa milaza fatsy mandroso zao e ,ny tim iany no milaza fa tsy mandroso zao satria varina mitanina andro fotsiny sy ny minoa fotsiny iany.ianareo tim no tsy manpande anio matoa io tsy mandeha koa
8. pikatti ( 07/02/2010 23:48)
Mandroso sady miritarita be any an-kady aloha ny tgv n'elah e :roll: :roll:
9. bazylou ( 13/02/2010 19:04)
vive tgv, aiza ze apoakan'ialajhy anoloana azy e; , tssss resaketotra fotsiny , beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483