martioran'ny tanindrazana

1. papala ( 08/02/2010 08:16)
averina foana ny loza nataon'ny rajoelina amin'ireo famonoan'olona nataony. tsy misy tahotra kely akory. Sao de heveriny aza fa tsy mba misaina ny Malagasy ka handaingainy amin'izao sy izao? de hoe rehefa mahita faty de hanome tsiny ny olona marina? FA TENA RAIN-DAINGA MIHINTSY LE ANDRY RAJOELINA IO AN! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:43
2. ifiona ( 08/02/2010 11:59)
d zay ihany ko ny technique an'i ra wiwi! mody alefany bobaka be eto lé sary mahatsiravina , dia toy ny hoe: "c'est votre faute, pas la nôtre!"

tss
3. milamm ( 08/02/2010 16:26)
ifiona,tsy lery irery akory no tsatsany aretina sahala toy izao fa efa ela no nifindrany reo mpiara-misera hafa rapa,bazylou izy mtsamm farany reto kalo tsy mitovy @ le voloany io fa tsy fitiavana an-Ravalomanana tsotra zao no manosika azy reo hanao hevitra taingina matetika.Misy sahy mijoro ho vavolombelona ankehitriny @ fotoana mampety azy ny raharaha 07 fev 09,efa mivaly tsikelikely reo misitery ary mbola hisy hafa koa hipoitra.Alohany ipoirany aveu hafa,satria tsy homme de caractere i andry de tsara raha misy ireo independant commision(ankoatry ceni,gic,3 movansa sns) isahana ny fanaraha-maso ireo foza sy ny hat,hampita izany ho fantatry ny rehetra,hisokatra tsy ela ny fitoriana mivantana any @ ICJ Hague sy fitsapankevibahoaka mivantana ampitsahatra @ fitondram-panjakana autocrat hat,efa marenina sy miandry daka vody :-D
4. terrywui ( 10/02/2010 16:30)
d zay ihany ko ny technique an'i ra wiwi! mody alefany bobaka be eto lé sary mahatsiravina , dia toy ny hoe: "c'est votre faute, pas la nôtre!"

tss
mahafinaritra ahy alou ifiona refa mahatsapa fahadisoana otrizay oe mpamono olona ny TIM sy ny Dadany ! :* :* :* refa mba tonga saina otrizay ndry ka tsy voatan'ny odiratsindravalo tsony de mandehana amzay mivavaka miangona fa tsy tratra tsony ndry fa lasa anjely hin hon hin hon hin hon :-D :-D :-D :-D :-D
5. pikatti ( 11/02/2010 13:43)
d zay ihany ko ny technique an'i ra wiwi! mody alefany bobaka be eto lé sary mahatsiravina

Vitamavy ndray rawix kely klé petsa tanteraka le paikan'antitra , zay ary nenel'elah !!!mba ataovy matotra lesy bainn a, zao elah hogan'olona fotsiny =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502