REGARDER VIDEO à quand le prochain massacre 7 février 2010

1. vatofototra ( 07/02/2010 09:35)
REGARDER VIDEO à quand le prochain massacre 7 février 2010

A quand le prochain massacre - jeu des 7 erreurs - à vous de trouver la
différence :

- Massacre 2009
- Massacre 2002
- Massacre 1991
- Massacre 1972
- Massacre 1947
- Massacre Colonialisation

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par fijo le 10/02/2010 21:09
2. vitamatavy ( 07/02/2010 10:55)
tena mahatsiravina e
fa tgv nanatitra ny PM teny ve mety ho afa miala raha misy enquette international
3. terrywui ( 07/02/2010 12:08)
Mba marina alou ny vidak'elah androany zany fa Tena tsy vanona raha i Ravalomanana sy ny TIM ireny tamin'io ry VATOPOTIKA fa olona tanampolo ve rangahy de notifirina natao vono moka fotsiny amin'ny basy sy tafondro léééé..! misaotra an'i vatopotika iany alou nampatsiahy an'io asa ratsy nataon'i dada teto M/car io ka!!!...misy ahatsiarovana ny habibiana nataony io !! misaotra vatofotsy a!! de mba otrireny iany alefa eo amin'ny manaraka fa tsy le vidaka mamoromporona ireny !! mba akama elah zao androany !!! merciii!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D zao no zavabitan'i dada izao !!!!!! jereo ty niafarandrapikati !!!!!mbola misy iray ty!!zao daolo ny fotodrafitr'asa natsangan'i dada eeeee!!!ity vao tena nampalaelo rapika!!!zao ve no nataon'i dada tamin'io de mbola misy faly hanohana iany ny TIM??? sssshhhhhh :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. terrywui ( 07/02/2010 12:19)
RAHA IO ZAVABITAN I DADA IREO DE ......ALEO IANY ISIKA MIJANONA TGV DAOLO RY POKN I SERASERA A

VIVE...VIVE......VIVE...... =D> =D> =D> =D> =D>
5. radomelina ( 07/02/2010 12:20)
dia efa ireny ny zava,doza nataony r8manana dia iza no mbola malagasy anaiky ny iverenany eo ,am pitovio tsara ny sary fa t@91 ratsiraka tsy niala tao iavoloha sady tsy nitifitra olona t@lohany fa t@09 r8 tsy tao ambotsirohotra no mbola nampitifitra ny mpiambona ny lapa t@lohany. inona no narovana tao ambotsirohotra ?sa le lohanosy tanimanga sy ireo sampy marobe tao no namonoana ny malagasy ?ataovy ny fitsapa,kevitry ny maro anisa fa tsy mila r8 zany tsony antananarivo ary efa noporofony ny vahoaka zany.fa asakasak,ireo zay mbola manaraka an,r8 zay hita fa efa miena ampitoerana, ra fetsison efa namely daka v...dy an r8.itany fetsison ,olona tsy misy ilavana azy fa malahelo seza .tgv ,tgv ,tgv :-D
6. terrywui ( 07/02/2010 12:30)
ataovy ny fitsapa,kevitry ny maro anisa fa tsy mila r8 zany tsony antananarivo ary efa noporofony ny vahoaka zany.fa asakasak,ireo zay mbola manaraka an,r8 zay hita fa efa miena ampitoerana,
ayayaya maty aho IFIONA keliko fa voan'ny ambadika ndry zay !!!!! zay ny andry be vava kely teo ambony teo !!!
7. pikatti ( 07/02/2010 23:52)
Diso be ialahy rawix , tena fitaritana olona atao sorona no tena paikan'i Rajoelina, ary aiza ry zalahy , nitsoaka daholo fa ny olona tsy manan-tsiny no nokaramainy nankeny A/tsirohitra, raha nangataka enkety R8 dia nototofan'i Rajoelina vola kely fotsiny ny fianakavian'ireo olona maty :roll: :roll:
8. fijo ( 09/02/2010 20:40)
le olona koa vendrana ko
9. terrywui ( 10/02/2010 16:32)
raha nangataka enkety R8 dia nototofan'i Rajoelina vola kely fotsiny ny fianakavian'ireo olona maty
nangataka ankety Ravalo??? oay lee..!! mamo miantso Polisy ve ?? te ho goaka hanaraka ireo olona notifiriny ve i dadanareo e
10. fijo ( 10/02/2010 21:09)
nangataka mihintsy lery fa ny governementa no tsy nanao ,satria le praiministra generaly iny ,no nanome baiko tao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592