ny marina tsy filaza avokoa!
1. xxx
(
16/02/2010 12:23)
za dia niezaka ny ho tsotra tamin'ny vadiko ihany fa itako fa marina io teny io : mpamily aho ary indraindray moa manao mission any ivelan'A/rivo aho ! refa miverina aho dia manontany ahy ny vadiko we inona ny vaovao sns ... dia indray mandeha zay ary za nitondra vehivavy nanao auto stop ahy fa handeha eo @ elanelana 75km eo ho eo ! dia nentiko ary io vhv io ! mpiasampanjakana izy io ary nilaza fa hanatitra ny dossier n'ny ankizy hanala C.E.P.E. eo @ io toerana alehany io ! lalako ihany moa ny toerana alehany ary dia tonga soa amantsara teo izy ary izaho nanohy ny lalako ! refa notantaraiko ny vadiko anefa ilay izy dia ady no niafarany satria tsy nahatoky miitsy izy we vita @ zao le izy fa manjary niitatra lava be ! dia hoy aho anakam-po oe : ny marina tsy filaza avokoa !!
novalian'i xxx ny 25/02/2010 15:37
3. soanja
(
17/02/2010 06:30)
xxx:

Filaza daholo ny marina ka, miankina lalandava fotsiny amin'ny fahalalinan-tsainan'ilay nofidianao hilazana azy.
4. muro
(
17/02/2010 09:13)
Tena filaza ny marina, fa mba fantaro tsara aloha lay olona ilazana azy Ok!
5. Djhamhal
(
17/02/2010 10:16)
Tena filaza ny marina, fa mba fantaro tsara aloha lay olona ilazana azy Ok!
Filaza daholo ny marina ka, miankina lalandava fotsiny amin'ny fahalalinan-tsainan'ilay nofidianao hilazana azy.
fa matetika ; raha vadinao na olon-tianao ; tsy maintsy mipetraka fôna ny hasarotam-piaro !! ary avy amin'io no mahatonga ny resaka lava be sy manorisory izay tsy noeritreretinao miitsy ! ka raha itanao fa tsy zakany ny hilazanao aminy ilay histoire dia aleo tsy lazaina ! nefa ny blèm dia raha misy olon-kafa mahita ;ka izy no mitantara azy any @ lé vadinao na ny olon-tianao ??? dia inona no ho tohiny ???? manahirana ihany !!!!
6. Mirananirina
(
17/02/2010 11:22)
Toute vérité n'est pas bonne à dire
Filaza daholo ny marina ka, miankina lalandava fotsiny amin'ny fahalalinan-tsainan'ilay nofidianao hilazana azy.tsy misy ohatra ny milaza ny marina ihany kosa aloha ,nefa misy ny marina tsy ekena ho marina fa lazaina fa lainga ihany :(
7. xxx
(
17/02/2010 11:37)
tsy misy ohatra ny milaza ny marina ihany kosa aloha ,nefa misy ny marina tsy ekena ho marina fa lazaina fa lainga ihany
bravo!! miombonkevitra tanteraka aminao za!
fa ny tsy laitra angeh de le avy mitantara ianao de ouzy enao we tapitra fa izay no izy ! de ouzy izy we miandry izay ho tohin'lé tantara aho fa notapahinao lé izy ! hi hi hi hi hi !!!!! shhhhh mahakamo beuhhhh!!!!
8. xxx
(
17/02/2010 11:55)
xxx6
Dia omeo choix izy hoe ilay version lainga ve no tinao henoina sa ilay version marina. Raha mitady version lainga moa izy dia tantarao tantara valamaty ankitsorano be zao.
fa ny tsy laitra angeh de le avy mitantara ianao de ouzy enao we tapitra fa izay no izy ! de ouzy izy we miandry izay ho tohin'lé tantara aho fa notapahinao lé izy
Dia omeo choix izy hoe ilay version lainga ve no tinao henoina sa ilay version marina. Raha mitady version lainga moa izy dia tantarao tantara valamaty ankitsorano be zao.
9. Ratoa
(
17/02/2010 13:06)
tantarao tantara valamaty ankitsorano be zaoHaninona ka hivaky loha amin'izany!!! rehefa ny fahamarinana no tarigetranao, dia izay ihany imasoana. Na mitantara ianao dia tsy olana izany amiko.
Ny ahy, na iza na iza milaza zavatra amiko, dia raisiko ho marina daholo fa tsy ho lany ron-doha amin'iny aho. Ny vavany no mamoaka lainga fa tsy ny ahy.
Ny fanambadiana koa amiko dia fifampitokisana ka raha tsy misy io, aleoko tsy miditra na mivaoka raha efa tafiditra ao.
Manaraka izany, be ny mpialona ka mitantara ity tsanga tsy aman'orana rehetra ity. Rehefa mahita maso aho manontany tsotra fotsiny. An-kandamina foana ny eo. amiko fitiavana = fitokisana. Rehefa tsy misy intsony ny iray amin(dreo, aleho samy mandeha samy mitady.
Izay manao "scène" amiko dia olona manambany tena.
10. ikaretsaka
(
17/02/2010 15:39)
Filaza daholo ny marina ka, miankina lalandava fotsiny amin'ny fahalalinan-tsainan'ilay nofidianao hilazana azy.
+1
11. wxxx
(
17/02/2010 16:22)
Niaraka t@ lay sipako ary izaho somary efa efa-bolana teo ho eo angaha izy izay dia nitsimoka teny ary ny fifankatiavanay ...dia lasa teny... ary tonga hatramin'ny firaisana hum hum hum, ary samy mikasa ny hifanambady mihitsy ,,,gagabe izy fa tena natsiro be ,izaho koa aloha naheno fa tena tiako be koa ny feeling é ,,,ary nolazainy koa ary fa tsy mbola nahazo fafiny toa izany "hono" izy ,nony afaka kelikely nahavitanay an'io firaisana io anefa ,rehefa manao repos du guerrier iny tsara aho no nanotaniany hoe , fa iza daholo hoy izy ny sipanao , nihomezako fotsiny :lol: , tantarao fa zaho anie tsy maninona e! olona taloha anie izany e!tena fahatsorana tanteraka ny fahitako azy dia nolazaiko ny aza ny sasan-tsasany , :cry: :cry: :oops: :oops: :oops: loza loza loza, tsy nisy zavatra vanona intsony ny taty aoriana fa miverina @ io resaka io foana izy isakin'ny misy zavatra mahasosotra azy , andàna miverina @ anona e,....zaho angamba tsy tianao mihoatra ny anona e,....tsy voatanisa eto marina fa tena boda ny lohako ary tsy tafaraka intsony moa izahay fa angamba izay koa ny nety :?:
Zavatra tsapako aloha dia raha ny resaka sipa,na resaka tafaraka tany anano izany dia aza lazaina fa tsy miteraka olana be, aleo revena any ampo any ihany
Ny zavatra lazaina lanjalanjaina avokoa fa raha mety hanafintohina na tsy hitondra afa tsy alahelo dia aleo ihany tsy miteny,ny tsiambaratelo misy foana...

12. mandrindra
(
17/02/2010 16:34)
ny marina amiko lainga ho an'ny hafa. ny marina amin'ny hafa diso amiko. ny fiainan'ny mpifankatia dia tsy voatery ho tantaraina amin'ny antsipirihanay daholo izay zava-nitranga rehetra.
13. soanja
(
17/02/2010 17:02)
Manana olana betsaka tsy azo odiantsihita isika Malagasy ka. Eny ny olombelona rehetra saingy ny Malagasy aloha no resahiko eto.
Raha mandinika ny fitantarana ery amboalohany aho dia mahita fa tsy vitan'ny tsy fahatokisana ilay vady na olon-tiana ilay izy fa tsy ny tsy fahalalana mihitsy ilay olon-tianao.
Raha tia manao asa soa ve ny vadiko , ka manampy ny hafa matetika amin'izany ary mitantara amiko izay nataony, dia tsy ho fialonana no asetriko azy fa fiderana ny fitiavany hanampy ny hafa. Ny zavamisy amin'ny xxx anefa dia izy mba hitantara dia nivadika zavatra hafa mihitsy. Ny fialonana sy ny tsy fahampian'ny saina mihaino eo. Amiko aloha dia tsy misy omen-tsiny ihany satria isika Malagasy tsy mba zatra na nomena fanabeazana hanampy ny hafa tsy misy ifandraisana amintsika fa raha misy ny fanaovantsoa dia amintsika samy isika ihany. ohatra raisiko hoe ny mahantra ny fiangonanay no ampiako fa ny mahantra eny an-dalana noana mila sakafo jereko fotsiny satria tsy misy idiran'ny fiainako. Ka eto ny fahitako azy dia tsy aon'ity ramatoa ity mihitsy hoe ilay fanampiana olona tsy fantatra nefa tena zava-dehibe tokoa no foto-dresaka fa efa dombon'ilay fiainana andavanandro fialonana sy hasaron-tampiaro sns sns ny sainy. Tsy afaka hivelatra hijery zavatra lavidavitra, tsy afaka ny hamela ny fo hiatrika zavatra tsy mahazatra fa jamben'ny fitiavan-tena sy ny tsy fahatokisan-tena. Mampalahelo ny Malagasy noho izany!
Koa raha izaho no manambady olona toy izany dia azavaina aminy mihitsy hoe ny antony nitantarako azy taminao dia izao ...... ary raha nisy zava-dratsy vitako sy hoe fisipana taminay sy izany vehivavy izany, inona moa no tombotsoako hitantara izany aminao??? Velaro ny saina fa mba efa lehibe ary mahaiza mahatsapa ny tsapan'ny hafa. Mahalala mihaino ary tadidio lalandava ny fiainana dia tsy vitan'ny tsy fahatokisan-tena foana sy fiaraovam-bady fa mba misy filirony hafa koa manome fahafahana antsika hiaina tsaratsara kokoa.
Raha vehivavy na lehilahy tsy afaka misaina lalina dia aoka ho fiaretana no fiain'izay nanambady izany olona izany. Tsaratsara kokoa aza ny tsy miresaka toy izay hitantara lainga!
Mahereza e!

14. Mirananirina
(
18/02/2010 10:44)
Ny marina marina ihany,aza mandainga fa rehefa tsy mino na manatombo izy dia avelao any.Aza mitantara intsony amin'ny manaraka,fa aza mandainga fotsiny an!.Aleo mangina toy izay mandainga.
15. muro
(
18/02/2010 12:03)
Mirananirina:
Ny marina marina ihany,aza mandainga fa rehefa tsy mino na manatombo izy dia avelao any.Aza mitantara intsony amin'ny manaraka,fa aza mandainga fotsiny an!.Aleo mangina toy izay mandainga.
Merci!
reveko be zany!
:-*
16. xxx
(
18/02/2010 18:57)
ny lehilahy dia toy ny alika! ka raha sendra vehivavy alika koa dia samy alika.
17. Logan89
(
18/02/2010 21:10)
Hoy aho hoe: "Toute vérité n'est pas bonne à dire"
Zah de anisan´ny olona mipalaza ny marina raha resaka hoe mpifankatia izany fa efa nahita experience aho ka izay no hilazako hoe : " Tsy filaza ny marina rehetra. 19 taona aho ary niaraka t@ lhl tena tiako be, izy koa ty ahy fa voatery tsy maintsy hiala ilay toerana nifankahitanay izy satria vita ny "stage" nataony teo @ ilay toerana. saika lasa Gaigy zah nilaozany hihihi de isan´andro manoratra ttsy ihany mbola paositra izany tany Dago, gaga ny tao an-trano fa maharay ttsy foana isaky ny 2 andro. de lasa ihany ny volana vitsivitsy de mbola izay ihany nifankatia be izahay. zah handeha hianatra hanao gestion any tamatave. de niaraka t@ namana de namporisihan´ny namana hoe indry de vendrana olona tsy hita ery no hiandrasana ny tena mitomany foana isak´izay mahatsiaro saingy tsy afaka e! lasa ary nirevy niaraka t@ namana de nanao adalana sns . tsy nety ny saiko fa noheveriko ho hitan´ny havany ilay betise nataoko de nanoratra ny vendrana nilaza ny marina fa hoe : Eloka hibaboana mody rariny hihihihi . lasa rattsy nilaza sy nibaboka ny hagegena vita. ny hariva an´io dia nahazo ttsy tany aminy zah de hoy izy hoe mijanona fa voatery haka anao any zah fa zah voatery hianatra any Canada nefa tsy ho hary fomba ny fiainako raha tsy misy anao de any ianao no mianatra, hangataka anao any @ dadanareo sy mamanareo zah. course zah nakany @ poste naka ilay ttsy fa efa lasa hihihihi nangovitra ny lohaliko nandritra ny fotoana vitsivitsy hihihi : " Vita hatreo ny aminay" nohon´ilay MARINA nolazaina . tsy hitako intsony izy mandrak´ity ny androany nefa ny fitiavako azy daholo izany (l) (l) (l) :lol: :lol: :lol: Fijoroana vaavolombelona iny aloha hihihi . Tandremo ihany ilay hagegena vita tsy nitondra nankaiza " Ny nenina tsy eo aloha fa ahoriana handatsa.

18. soanja
(
19/02/2010 02:33)
Logan89> Misaotra nizara. Mampalahelo tokoa raha tsy anjaran-dry ny amin'iny.
Ny filazana ny marina dia misy fotoana avokoa anefa. Ilaina lalandava ny mifanatri-tava satria ny fihetsem-po sy fihetsiky ny vatana mifandray eo no hisian'ny fifankahazoana, fandeferana ary fifamelana matetika.
Tsy voatery ny olon-drehetra mihitsy anefa no mahatanty ny marina! satria samihafa isika olombelona ka miankina amin'izay nofidianao ihany no hanome fahafahana ny fiainanao!

19. xxx
(
19/02/2010 10:39)
ny lehilahy dia toy ny alika! ka raha sendra vehivavy alika koa dia samy alika
sssshhhhhh ;aza fohana ny vôniny sy ny fakany; fa ny raviny ihany , fa tsy zakanao ty izy !:evil: :@ .
20. Mirananirina
(
20/02/2010 09:54)
Voalaza teo :alika ahoana koa ary e :( olona ihany ny lhl ka :)
ny lehilahy dia toy ny alika! ka raha sendra vehivavy alika koa dia samy alika
sssshhhhhh ;aza fohana ny vôniny