ny marina tsy filaza avokoa!

21. xxx ( 21/02/2010 08:15)
fomba fiteny iray ny oe ALIKA, indrindra raha misy vehivavy miboridana sy te hananona @ lhl iray! ka eo no tiana holazaina @ lay oe alika(mety tsy ho ny rht, fa ny ankabeazany dia toy iazny avokoa)
22. soanja ( 21/02/2010 14:32)
xxx:

fomba fiteny iray ny oe ALIKA, indrindra raha misy vehivavy miboridana sy te hananona @ lhl iray!

Sambany indray aho nahalala izany raha ny teny gasy/ na mahagasy no ambara? Misaotra nampiditra voambolana vaovao momba ny vehivavy, enga anie ka tsy vehivavy i xxx!

23. xxx ( 22/02/2010 06:51)
hoy xxx20
fomba fiteny iray ny oe ALIKA, indrindra raha misy vehivavy miboridana sy te hananona @ lhl iray! ka eo no tiana holazaina @ lay oe alika(mety tsy ho ny rht, fa ny ankabeazany dia toy iazny avokoa)

zao no raha ambarako anao !-fady ary tena fady anay ny mampitovy olona @ amboa zany ! fa aleo ompaina reny toy zay ompa amboa io ! ka tsy haiko na gasy ve enao sa inona ?? ary tsy fomba malagasy sy tsy fitenin'ny malagasy miitsy zany mampitovy olona @ amboa zany !! tsy fanao zany !!
24. xxx ( 22/02/2010 17:48)
tsy misy olombelona tia ampitahaina @ alika! ary tena ekeko tanteraka tokoa fa misy faritra ao dago tena tsy tia an'izany! toy ny olona sasany ihany koa tsy tia hopaina @ reny! nefa raha namaky ity reasaka ity hatrany @ voalohany ianao dia mino aho fa ho azonao tsara ny nahatonga io resak'alika io.misaotra!
25. xxx ( 22/02/2010 23:33)
Zahay olo boka atimo tsy mampitaha olo @ amboa . ka raha mampitah olo @ amboa anao de amboa manahaka ny amboa koa .
26. Mirananirina ( 23/02/2010 08:28)
ary ny lainga ve filaza avokoa??? :)
27. Ratoa ( 23/02/2010 22:10)
fomba fiteny iray ny oe ALIKA
marina izany. Rehefa ratsy fitondra-tena dia atao hoe tahaka ny alika. Fady angamba izany any atsimo fa any Imerina dia fiteny mihitsy ny hoe amboamboa kely na alikalika kely enty milaza fa mahafinaritra ny mijery ilay zaza.
Misy koa ny fiteny hoe "alika ny vazaha maompera" (midera ny vazaha ilay miteny eo) dia mamaly maompera vazaha hoe "olona ihany izy anaka, saingy mahay" ny vali-tenin'i maompera dia manambara fa tsy azony ny resaka).
Misy koa ny fiteny milaza fa tena mahay na havanana amin'ny ataony ny olona iray dia lazaina , ohatra, hoe: "alika i Ranona amin'ny vikin-dava" (midika: tena mahay saut en longueur i Ranona)
28. xxx ( 23/02/2010 22:16)
Ratoa:

De amboa anao izany Ratoa @ fombanao
29. xxx ( 23/02/2010 22:27)
:-D :-D :-D :-D mampihomehy mihintsy lay olona sasany!misaotra anao aloha ry Ratoa @ lay fanazavana fa raha tsy izany izy ity lasa resak'amboa indray :D :D
30. soanja ( 24/02/2010 07:42)
xxx:

:-D :-D :-D :-D mampihomehy mihintsy lay olona sasany!misaotra anao aloha ry Ratoa @ lay fanazavana fa raha tsy izany izy ity lasa resak'amboa indray :D :D

Mila jerena tsara ilay resaka , ny iray manasoaso sy manatsara ary mahatsiakaiky ary ny iray kosa , izay voalaza ery ambony manambany tanteraka! Na biby mitovy aza ny voalaza dia mila mandinika tsara izay tiana ambara.

Tsy mbola naheno aho aloha hatramin'izay nianarako ny teny Malagasy ka nantsoina hoe " alika" ny vehivavy fa dia ny anao no asa!

31. Mirananirina ( 24/02/2010 12:22)
Hoy i Ratoa:

Voalaza teo :
fomba fiteny iray ny oe ALIKA
marina izany. Rehefa ratsy fitondra-tena dia atao hoe tahaka ny alika. Fady angamba izany any atsimo fa any Imerina dia fiteny mihitsy ny hoe amboamboa kely na alikalika kely enty milaza fa mahafinaritra ny mijery ilay zaza.
Misy koa ny fiteny hoe "alika ny vazaha maompera" (midera ny vazaha ilay miteny eo) dia mamaly maompera vazaha hoe "olona ihany izy anaka, saingy mahay" ny vali-tenin'i maompera dia manambara fa tsy azony ny resaka).
Misy koa ny fiteny milaza fa tena mahay na havanana amin'ny ataony ny olona iray dia lazaina , ohatra, hoe: "alika i Ranona amin'ny vikin-dava" (midika: tena mahay saut en longueur i Ranona)

De amboa anao izany Ratoa @ fombanao
ny amin'ny zazakely io aloha efa henoko eh!tsy azo atao hoe mahafatifaty na tsara fa atao hoe amboamboa kely!!mahagaga tokoa,iza ary no mba namorona izany!tssss...
32. xxx ( 24/02/2010 12:28)
fomba fiteny iray koa ohatra: raha misy vehivavy 1 izay miaraka @ vadin'olona nefa efa nampahafantarin'drangahy tsara izao fa manambady izy sns.raha eo dia azo atao tsara mihintsy ny miteny ialy vehivavy hoeALIKA fa tsy andeha ho havadika indray akory hoe:ny vehivavy erhetra no alika. :roll: :roll:
33. xxx ( 24/02/2010 13:34)
:D :D ary tena alikalika kely tokoa angé ny zankareo izany e! :-D :-D
34. xxx ( 25/02/2010 15:37)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4246