dolin, dolin

1. bazylou ( 15/02/2010 18:50)
dolin, popoplin, dolin, dolin, ,odoy e, reraka eo ianao rajeneraly fa ny kary efa nanjavona :-D :-D :-D
répondu par bazylou le 18/02/2010 13:46
2. bazylou ( 15/02/2010 18:51)
raha mbola teo i nanahary dia poinsa tsara i dolin, dolin :-D :-D :-D :-D
3. terrywui ( 16/02/2010 12:25)
:-D :-D :-D :-D refa vizana rajeneraly de aidintsika grady ndray izy ! fa zao no resaka e! vao manao fihetsika miotry ny mety eo kosa anefa de Tsiafahy sy Antanimora daholo ry Mpanohitra aaaa!! :-D :-D :-D
4. pikatti ( 16/02/2010 19:47)
Raprez averina dj atsy ho atsy fa tena vizaka be :-D :-D :-D
5. bazylou ( 18/02/2010 13:46)
tsy poinsa intsony izany raprez averina dj izany e, na ny platine nolalaoviny aza iefa nivadika jet , e; :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692