Aiza ny karama e
1. katrikatry
(
17/02/2010 07:47)
Racketena daholo ny orinasa rehefa avy nampinanana, takiana izao vola nampanantenaina natao tsy ampiheverana ho fanandroadroana ny vahoaka, tsy mbola ampy ihany anefa ity ny vola bôritra fa tena baotitra tokoa,izao indray mivarotra devises BCM banky foibe, zany rehefa te hivarotra saka manatody :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:40
2. mpandrindra
(
17/02/2010 12:26)
Ny famarotana devises tsy fanafody akory ary karazana vonjimaika fotsiny izany na rafitolage efa mahazatra fanaon'ny tgv rehetra ihany ,fa ny tena loza dia ho tapitra ny devises raha mianatra manao fomba ratsy lava io foana ry zareo satria ny fanampiana avy any ivelany tsy misy, ny vahiny tsy tonga,ny zavatra ahondrana tsy ampy (...)Izany devises izany anefa no ilaina @ sehatra varotra iraisam-pirenena
Ny vola rajako tsy mamely,tena tsy mamely
Ny vola rajako tsy mamely,tena tsy mamely
3. pikatti
(
17/02/2010 15:36)
Izany devises izany anefa no ilaina @ sehatra varotra iraisam-pirenena
Dia manonta vola baoritra foana ka, aiza ny tgv no tsy ho any an-kady no hiafarany,aleo aho tsy hijery ny resaka mety hivoaka rahampitso marina :lol:
4. fijo
(
17/02/2010 20:28)
ko ef ahoe tsy mila vahiny sy vola vahiny ko nareo ko,ef amahaleo tena izao ny gasy ary efa tonga amin'ny fahafahana tanteraka
5. diloo
(
18/02/2010 00:42)
Saika nahazo karama avy amin'ny renimalala, saingy naleon'i rasarkosy nomena an'i Haïti ny 300millions d'euros. Dia vototra indray.
Ny mpiasan'ny finance tsy te alala, dia izao mitoy izao ny grevy. :wink:
Ny mpiasan'ny finance tsy te alala, dia izao mitoy izao ny grevy. :wink:
6. fijo
(
18/02/2010 20:44)
kyyyy de vao miha iahantitra indray ve izany i andrykely le??????sao tsy mety kosa izany e,de hofaty alohan'i ratsirahonana ve???
9. xxxw
(
18/02/2010 22:15)
Ny mpiasan'ny finance tsy te alala, dia izao mitoy izao ny grevy.
Ny mpitsako koa manatevin-daharana ,
