TY MBA HIFALIFALIANAREO TIM E hon hon hon hon her her h

1. terrywui ( 16/02/2010 15:38)
ZAY TIM REHETRA ATO AMIN'NY SERASERA DE MBA HIANGAVIANA MBA HIFALY DAHOLO E

http://www.youtube.com/watch?v=4tehl_be1b8

DE REFA VOAJERY INY KA FALY ABY DE TY NDRAY MANARAKA !!


http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA

2. terrywui ( 16/02/2010 15:45)
tsara be kosa mo ry reto le jereo etoko faharoa io fa henoy tsara hatramin'ny farany anga moa ee....! tsy vanon'izay hitady an'i dada eran'ny swazilandy mitsy isika de entina antanana mody mitsy izy refa maeno hatram farany anle hira ee ???
--saingy indrisy fa efa peten'ny Malagasy izy ko akory atao ee!! 8-) 8-) 8-) 8-) mifopodelo :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: de mitomany sisa
3. locl ( 16/02/2010 16:29)
Tena hitan'i toi tokoa ve izy fa nitomany?????Sa mba fialazana entina hilazana hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Jereo tsara ny fivoahan'io TGV io eny @ vovonana fy tsy mba mahazo na varavarankely aza. Ary jereo koa ny hiverenan'ilay lazainao fa mitomany eo varavarana lehibe indrindra.
Tsssssssssssssssssssssssssssss
4. kidoropamba ( 16/02/2010 17:10)
Izao no tokony tohiny ra wixx à:

http://www.youtube.com/watch?v=WrgjZN3lrxk&feature=PlayList&p=FF821FFAA44C4959&playnext=1&playnext_from=PL&index=11

Izao izany kotié tezitra izany. Azo reberebena ihany iz ireo. Fa rehefa tezitra dia izao no hiafarany ka aleo mikisakisaka daholo.
Modia aty dago ingahy Ravalomanana fa izao no hiandry azy raha mbola mizirizy hanao politika eo.

Ireo no hiandry an-dra8 ka miomana tsara hiaro tena na miaraka @ sadec na hitondra mpikaraman'ady.

"NAMONO OLONA IREO MON COLONEL" hoy ny miaramila.

Tokony tonga Ravalomanana ahitana ny tena fandehany.
5. Scofield007 ( 16/02/2010 17:24)
MBOLA ADIM POZA ALOHA IZAO NO MALAZA
izao dia mandeha ny feo fa ratsirahonana sy haja resampa indray no ataon'ny HAT maivoka ao, efa hadiva ity tanatara ity ry zalahy fa dia miomana daholo ,indrindra miheno vaovao an ,be ny harary fo eto
6. kidoropamba ( 16/02/2010 17:34)
Tsy maintsy mifarana aloha io e. Saingy mbola mangovitra ihany aho @ ilay HATEZERANA BE noho ny vono olona nataon-dra8.

Ady sy rà mandriaka no hisy eto @ tanàna raha miverina iny Ra8 iny. Aleo aloha handeha any ambanivohitra any handositra kaombà fa ho mazana izy ity.
hummm! tena tezitra be tahaka an'iny ve ny olona é. aie aie aie
7. ifiona ( 16/02/2010 17:55)
kidoro>> mijery ny fomba firesak'i naritsimba fotsiny enao dia efa hitanao ny fahatezerany.

Fa zao kosa anefa, misy ireo tena tezitra satria nisy zavatra natao taminy, fa misy kosa ireo andairan'ny tsaho sy ny manipulation avy @ tgvongany, any ka mankahala ho azy na dia tsy nisy étape de vérification aza.
8. ndotofetsy ( 16/02/2010 22:06)
ary voatelina ve le oditra be eee sa mila akondro lahy
huhuhuhuhuhuh =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564