Inona ny hevitra

1. xxx ( 15/02/2010 20:22)
Tena manana olana @ firaisana ara-nofo za k'le ny olana d malaky mandé ny n ahy nefa ny vhv iarahako mbola tsy afa-po d lasa mimenomenoa ahy reo,na miaraka @ vadiko za na miaraka @ jôba hafa d mitovy aby, marihina aloha fa za miasa andranomasina ka ela vao mahita vhv anefa @ ft conge elaela an-tanana d mbola mitovy foana ny fandehany, misy hevitra hialana @zany ve ?
2. muro ( 16/02/2010 09:33)
kaiz! fika mety ialàna amzany,ohatra 1:mimasta d rehefa akaiky ho tonga d ajanona kely 1mn avy eo d tohizana ndray d averimberina matetika zay,ohatra 2:aza maika itsofoka rehefa manao fa mba mirevy e!
3. xxx ( 16/02/2010 11:17)
amiko aloha normaly be zany toe-batan là zany é! matoa angeh io malaky tonga dia mbola tena miasa be ny hormone n'là é! en + miasa andranomasina i ngah! fa ny toro-hevitro dia ra tiana tsy ho petsa mialoha lé sipa (satria ra petsa mialoha izy dé kamo hanao izy avy eo)dé aza alefa any ny sperme voalohany fa le @ faharoa no sady manomé fafiny an'lé vhv elà ! sa dia mbola mora tonga kou ve ny faharoa ?????? :lol: :-D
4. Logan89 ( 16/02/2010 19:41)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. mandrindra ( 17/02/2010 16:53)
hiezaho feheziny ny fandefasana azy. raha vao mitady ho tonga dia tsoahy dia mody hoe miova position kely aloha sady maka rivotra kely ihany.
ny azo atao koa dia ny mampiasa kapôty matevina beeee, amin'izay mihena ny sensation d'excitation satria mihena ny frottement.
6. xxx ( 18/02/2010 19:18)
dokotera mandrindra! dia ahoana ndray zany kapôty matevina be zany!manjary rafotsy ndray no lasa victim klé. :lol:
7. mandrindra ( 18/02/2010 19:37)
ilay matevina be tsy hoe akory tahaka ny sambrera ny kodiarana fa mandehana eny amin'nyn farmasia manontany. sady tsy manimba andrafotsy no ahitan'izay malaky mandé fafiny bebe kokoa.
eny amin'ny mpivarotra sex toys koa misy an'ilay antsoina hoe cockring izay mety manampy amin'ny fitazomanana ny tsiritika.
izaho aloha tsy dokotera fa mpakafy fitiavana fotsiny :wink:
8. xxx ( 18/02/2010 19:58)
ny anao az mba izany fa ny sasany ndray vao mahita fotsiny ilay vhv mba manao sexy kely eo alohany! dia efa mampandeha ny azy.mdrrrr! :-D :-D
9. Ratoa ( 18/02/2010 21:18)
Aelao re handeha fa tsy olana izany é!!! Rehefa lasa ny anao dia miverena indray mpaha tonga ny azy é!!! Raha tonga miato na tapahanao ny firaisana raha vao tonga ny anao, dia izay angamba no hety hisy olana!!!
10. soanja ( 19/02/2010 03:09)
xxx:

Tena manana olana @ firaisana ara-nofo za k'le ny olana d malaky mandé ny n ahy nefa ny vhv iarahako mbola tsy afa-po d lasa mimenomenoa ahy reo,na miaraka @ vadiko za na miaraka @ jôba hafa d mitovy aby, marihina aloha fa za miasa andranomasina ka ela vao mahita vhv anefa @ ft conge elaela an-tanana d mbola mitovy foana ny fandehany, misy hevitra hialana @zany ve ?


Ny fahitako azy aloha dia resaka fahatanjahan-tsaina daholo no miasa. Mila mianatra manao yoga na meditation ianao. Rehefa hainao ny mandidy ny sainao, izay io teknika io no isany mahomby hahatongavana amin'izany dia mandeha lafatra daholo ny doikan'ny vatana. Any an-dranomasina any, ampiharo izay raha manam-potoana ianao fa ahita lehilahy matanjaka ny vehivavy rehefa tody ny sambo! Mahereza hatrany mitady ny lafatra!


11. Mirananirina ( 19/02/2010 16:41)
d malaky mandé ny n ahy nefa ny vhv iarahako mbola tsy afa-po d lasa mimenomenoa ahy reo,na miaraka @ vadiko za na miaraka @ jôba hafa d mitovy aby,
efa miaraka aminy vhv maro ve mbola misy olana ihany??
12. xxx ( 19/02/2010 22:15)
efa ela nilalaovana loatra angamba ny fanananàreo ka mba asio fitsaharàna kely amin'izay. :-D :-D
13. xxx ( 19/02/2010 22:45)
xxx:

efa ela nilalaovana loatra angamba ny fanananàreo ka mba asio fitsaharàna kely amin'izay. :-D :-D


Oadray !
:-D :-D
14. Mirananirina ( 20/02/2010 10:05)
Hoy i xxx:

efa ela nilalaovana loatra angamba ny fanananàreo ka mba asio fitsaharàna kely amin'izay.



Oadray !
:-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 20/02/2010 19:58)
ka raha mba ny vadinao ihany koa angé no ianaranao mitazona azy io! dia mety ho voavaha ihany lay olàna! fa tsy mbola andeha hitsaingoka à gauche sy à droite indray ianao e!mdr!!!!!!!!!! :twisted:
16. 3188 ( 22/02/2010 16:43)
kozy efa mandeha fona io e!mba ovay hafa ndray fa tssssss
17. Mirananirina ( 23/02/2010 08:45)
ka raha mba ny vadinao ihany koa angé no ianaranao mitazona azy io! dia mety ho voavaha ihany lay olàna! fa tsy mbola andeha hitsaingoka à gauche sy à droite indray ianao e!mdr!!!!!!!!!!
:-D :-D :-D
kozy efa mandeha fona io e!mba ovay hafa ndray fa tssssss
tsy mazava ,in no ovaina hono
18. 3188 ( 23/02/2010 14:26)
le olana @firaisana ry mirananirina. :* :* :*
19. Mirananirina ( 23/02/2010 15:02)
le olana @firaisana ry mirananirina
ka io mihitsy no tsy azoko,ovaina ahoana indray...ngaha azo ovaina sa ny vhv no ovaina.
20. 3188 ( 23/02/2010 15:24)
tsy tsapanao ve oe efa mandeha foana io lohaevitra io.mba ovaina ohatra oe tsy mety ngeza mihintsy ny ranjoko fa mba mila hevitra sns e =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.332