VERY HASINA
1. esserra
(
16/02/2010 08:23)
Raha nandà mafy foana fa tsy misy an'izany fialana izany foana moa ingah Ny Hasina Andriamanjato dia tsyy takoana nafenina intsony ity vay an-kandrina
Io moa tsy mahagaga fa ny adala hoy isika toy an-drainy ihany
Raha nambarany fa tsy mitovy hevitra @ filohan'ny FATY !!!
Miaky ny tovolahy fa tsy misy afa tsy ny fampiharana ny Maputo sy Addis Abeba no fomba hivoahana @ izao krizy izao nefa kosa ny HAT milaza fa tsy misy hevitra intsony ny hiara-miasa @ ireto 3mouvances
=====>Aleo hialana nàma fa tsy lasa le kelifingotra sy ny 40.000 voleurs
=====>Aleo hialana nàma fa tsy misy hiomanako ho prez a
=====>Aleo hialana nàma fa sao wainn eto refa hiova ny gouverneMANTA fa siora fa
tsy ho ao anaty lisitran-dry lematy tony tsony mantsy
=====>TSY REVIKO ARY TENA TSY REVIKO FA I RATSYR HONAHONA NO NAKA NY
TOERAKO NAMAROTRA SAKA BE LOHA TETSY SY TEROA
=====>Aleo hialana fa toa ho lasan'ny zanaky Dada ihany ity raharaha ity

novalian'i esserra ny 17/02/2010 13:01
2. terrywui
(
16/02/2010 12:45)
=====>Aleo hialana fa toa ho lasan'ny zanaky Dada ihany ity raharaha ity:-D :-D :-D :-D fanantenana pokaty re izao ....!!! fa ny oul zany amlah voatavo daholo sa innn no omena ny zanak'i dada mpandroba firenena ndray ny Fitondrana ??? te-hisotro ronono antavy eo ndray ve ???? sa te ahorony eo ndray ny asa rehetra vao mikohamaina tsisy arapaka tsony eo ra-malagasy???
3. terrywui
(
16/02/2010 15:22)
tsy hita reny asa tsary nisy navela mba niainan'ny Gasy fa nataony sy nobdoiny ireny ?? de malagasy iza ndray no kentrina hamerina indray ny efa vovoka sy maloto tanana milalao sipa lavanono any swazi any eo hin hon hin hon hin hon her her her her her :-D :{ :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D :-D
4. pikatti
(
16/02/2010 19:32)
=====>Aleo hialana nàma fa tsy misy hiomanako ho prez a
======>Aleo hialana nàma fa tsy lasa le kelifingotra sy ny 40.000 voleurs
====>Aleo hialana nàma fa sao wainn eto refa hiova ny gouverneMANTA fa siora fa
tsy ho ao anaty lisitran-dry lematy tony tsony mantsy
=====>TSY REVIKO ARY TENA TSY REVIKO FA I RATSYR HONAHONA NO NAKA NY
TOERAKO NAMAROTRA SAKA BE LOHA TETSY SY TEROA
=====>Aleo hialana fa toa ho lasan'ny zanaky Dada ihany ity raharaha ity
Tsisy mahavita azy intsony ny irak'ireo tgv ireo zao , naleon'ny Lafrantsa i Kouchner
"Bernard Kouchner rend visite à Joseph Kabila de la République Démocratique du Congo qui assume actuellement la présidence du SADC. Le sujet de leur entretien n'est pas un secret: Madagascar. "
Joseph Kabila a ainsi intérét à entretenir de bonnes relations avec ses voisins. C'est capital pour l' intégrité territoriale mais aussi pour l' économie de son pays (gépgraphiquement vaste, potentiellement riche mais pauvre comme Madagascar). Il est obligé de prendre en compte toutes ces données avant d'accepter une quelconque proposition de la France...
6. ouioui
(
17/02/2010 00:01)
"Bernard Kouchner rend visite à Joseph Kabila de la République Démocratique du Congo qui assume actuellement la présidence du SADC
Mitady daka fanampiny angamba ry zalahy tony kah , efa tsy mahita atao intsony fa dia efa mitonatonana :roll: :roll: :-w
7. esserra
(
17/02/2010 13:01)
Nalefa Ny Very Hasina he he he
Nalefa Hajo-ro he he he
Nalefa Ratsy Onaona he he he
Nalefa Joy-endetté he he he
Nalefa Coucher ner he he he
Nalefa A-VC marary kibo he he he
Maty aho very fihinana isany eyssssiiiiee :-D :-D :-D :-D
Nalefa Hajo-ro he he he
Nalefa Ratsy Onaona he he he
Nalefa Joy-endetté he he he
Nalefa Coucher ner he he he
Nalefa A-VC marary kibo he he he
Maty aho very fihinana isany eyssssiiiiee :-D :-D :-D :-D