Manorohanta Cécile
1. esserra
(
25/02/2010 00:44)
Fanampiana ho an'ireo zandary sy polisy sy ny ministra ny ati-tany teo aloha , dia nankaiza ny vola izany fa nataon-dry tendakanina am-posy daholo ve ny vola nomen-dr8, aiza ny miaramila mandinika tsy hitaky ny anjarany
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
novalian'i esserra ny 02/03/2010 14:52
2. esserra
(
25/02/2010 00:53)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/images/stories/24%2002%2010/3.jpg
Les voitures à vendre occupent encore une grande partie de l’Avenue de l’Indépendance alors que cette pratique est interdite par la Commune. A moins que la mesure ne s’adresse qu’aux petites gens
Tsy hay na lasa nividianana daba daholo ny vola dia avy eo hamidy ,sady @ izay indray tsy mbola ara-dalàna
Mhagaga ihany ny fomban'ireto mpanao politika Malagasy ireto marina mafy e,tena ny paosiny ihany aloha
3. patrick2002
(
25/02/2010 03:11)
raisina fa vola adala-tompo ,maro ny volany Ravalo no natao fafy katrana hamerenana azy eo @ fitondrana ,betsaka ny manararaotra azy amin`izany ,efa mibaradaka mihintsy i Dada ,misy ny mitady hanao aventure politique hamerenana an`i dada eo ka misy mihintsy no manapoaka baomba mba hanakorotanana an`i Antananarivo
4. terrywui
(
25/02/2010 09:34)
Fanampiana ho an'ireo zandary sy polisy sy ny ministra ny ati-tany teo aloha , dia nankaiza ny vola izany fa nataon-dry tendakanina am-posy daholo ve ny vola nomen-dr8, aiza ny miaramila mandinika tsy hitaky ny anjaranyatao ankafetsena sy ampitaka mitsy aza ny hakana ny vola rehetra nofaoan'i Ravalo tao amn Banky sy ny trésor ka ze kely efa azon'ny olona sy ny Fanjakana ve hampikonetaka anareo tsony ry essera fopla a!!! :-D :-D :-D raha tena mahery elah ry TIM de aza mitondra ny anaran'ny akamanay fa izy aza efa niova Billy izao :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Mirananirina
(
25/02/2010 11:05)
raisina fa vola adala-tompohay ve zany izy io eh!
atao ankafetsena sy ampitaka mitsy aza ny hakana ny vola rehetra nofaoan'i Ravalo tao amn Banky sy ny trésor ka ze kely efa azon'ny olona sy ny Fanjakana ve hampikonetaka anareo tsony ry essera fopla a!!! raha tena mahery elah ry TIM de aza mitondra ny anaran'ny akamanay fa izy aza efa niova Billy izaohihihi..mahita ambara foana an
6. terrywui
(
25/02/2010 11:52)
tena marina kah ...! mbola betsaka mitsy aza ny vola mbola ho recuperena any amin'i dada any refa tratra izy !!
7. pikatti
(
25/02/2010 12:53)
Zay anie lity rawix no tena hatahoran'ny sefosefo miaramila boka an-dr8 e, mifezaka daholo ry lematy reo sao hisy hampamoaka :-D :-D
8. terrywui
(
25/02/2010 15:35)
sao mba kobokobonlah lety rapika ny tena totalin'ny S lasandravalo nitsoaka ireny le !! za manao nisy 3500milliards no lasany lety a! satria trésor fotsiny nisy 2000milliards de bank central 800milliards de ny Fer , Fed ,USAID , FID ,UPEP ,AGETIP ,GTZ ,FAO ,CNS ..sy ny sisa tsy fantatro lasany aby ny vola tao ...!!
9. pikatti
(
25/02/2010 23:55)
R8 angah leity nanampotoana zany an,tsy nanampo an'io fanonganam-panjakana io akory ary lery na ny volan'ny TIKO aza tsy azony akory, ny HAT daholo no nandroba tao niaraka t@ capsat , ireny hita teny @ hotely Colbert reny zao ny ampahany nofampizarain-ny FIS de put.reny.....
Tsy mahagaga raha ny vola fanampiana avy @ sampana UN tsy matoky an'ireto FATY isany reto ntsony
Tsy mahagaga raha ny vola fanampiana avy @ sampana UN tsy matoky an'ireto FATY isany reto ntsony
10. esserra
(
02/03/2010 14:52)
Mora be ny manoso-potaka olona indrindra fa tsy omena droit de réponse,nony tsy i Ravalomanana dia saky nilaza izao fahoriany sy ny vokatry ny adalany ny HAT fa i Ravalomanana daholo no anton'izao rehetra izao ,tsy mahagaga , efa tsy misy olona ampandriana andrisa @ izany intsony izao , efa samy mahalala daholo ny olona heritaona aty aoriana ny tsy nahateo azy ,heritaona nitanatanana'ny HAT ny fitondrana ka raiso ny andraikitra refa tsy mety dia assumez o!!!
