les malgaches pret pour vendre madagascar aux francais

1. ndotofetsy ( 21/02/2010 17:29)
Qui est partant avec raDJoelina et ra8
=)) =)) =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 24/02/2010 08:03
2. bazylou ( 21/02/2010 18:39)
ka rehefa samy vendrana ve moa haninona , tonga de lafoi ambongadiny le 20 000 000 ana gasy e, :-D
3. AndriambyII ( 21/02/2010 21:59)
Adebaka hatr@ 55 milliards de baril - na petrol brut ,45milliards de m cubes de gaz naturel ,3350millions d' onces d' or,manginy ny pierres precieuses aman-tapitrisan-taonina , ny lanthanides rares mameno ny tany , amidy hatr@ malabarin' i Nampoina , mbola mety misy mpitady ireny , ny salakan' Andrianerinerina sy ny lefony .ah ah ah !! Amidy ry ratsiraka sy ry ra8 , sy ry ndefo ,ry zafy , manandafy, ndrema , ry pere pedro , ry laborde , camus , ....
Rehefa mifanditra @ adala dia aleo koa mba hanapatra ny hadalànan' ny tena klé annaannnhh !!!
:-D :-D :-D Roay roay roay any fa tara train !!!
4. pikatti ( 21/02/2010 23:56)
Roay roay roay any fa tara train !!!

Koa ny tgv aza ty mbola tadiavana mpamily ,tsisy sahy miteny le mpamily midaina rabitro de nt tgv efa ao anatiny ndray no mivoaka , maka sarety :-D :-D
5. terrywui ( 22/02/2010 09:10)
Ny TGV lasa iany ny ronono anaty PO ampisotroina ny Malagasy iany fa mampatanjaka tsara hono ny ronono antavy .....!!! :-D :-D :-D :-D TIKO ara efa may aby tsary misy koa de asa ny ronono inona iany zany ampisotroina ny malagasy zany ?????
6. terrywui ( 22/02/2010 10:13)
Voky ronono antavy !! Magro rovitra pataloha ...! voa double otran'ny akoho ...! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. Mirananirina ( 22/02/2010 15:19)
aleo izany izahay mba hovidian'ny frantsay :) ny tany,ny olona sns.....
8. 08051972 ( 22/02/2010 19:55)
Aok'izay ry reto a! Ny TGV vers Chinafrique ( voir l'annonce sur soubika.com) Ny Ra8 SADAC(zone franche);Zay hatafavoahan'ny VAHÔKA MALASY ZAO NO LAHARAMPAHAMAHANA!Tsisy afamaina isika na ny eto an-toerana ny ny any ivelany fa samy MALAGASY! tsy ny baoritra n'ôvin n'ôvina no hahafa antsika!Ny tiko ho lazaina de woe: Na manana karampanondron'ny Frantsay na amerika na sinoa aza isika de ISIKA MAHALALA FA AO AMPO TSY MILÔKA FA GASY ISIKA!Tsisy afaka manalan'io ao anantintsika n'iza n'iza na firenen'iza na firenen'iza! Mandainga zay milaza ny mihôtyrtr'izay fa rehefa entin'ny fitiavambola sy fitiavamboninahitra de jamba!En gros: SOIT FRANCEAFRIQUE SOIT CHINEMADA PENSE CEE QUI EST MIEUX POUR NOS PAYS!aza de faly manankiana fahatany fa sqokafy ny maso!Misôtra tompoko!aza valina rà fa tsy maninona; la but que vous le regarder!BASTA!!!
9. ndotofetsy ( 22/02/2010 20:46)
aleo Ranga maka Etsy train @ Gara maka drezzin de tsy mila TGV aaa

Madagascar France d'Autre Mer de ... Amidy koa i Mialy Rajoelina
Hon HON sy realy ary ny baofin i wiwi


10. AndriambyII ( 22/02/2010 21:00)
Adebao dôlidôly fa efa soualééé !! ty misy ilana ileny ttoouunnnnyy,,la bazilou zao mbô mampanatena lé jet planet delniel kli leny , mialaka @ batôô de plézansa , katkatla avek pouné 3m dé diametata ,sy elikôptela kadlipala bileaktela leefa lasa minist' lely !! sa aôna bazilouuu ??? =)) =)) =))
11. AndriambyII ( 23/02/2010 12:01)
Resaka daholo izany fa proposition tena mitombina ireto :
1-\"Repli strategique dans les domaines commerciaux et financiers internationals pendant un an ou deux \"
2-Revisions et rectifications ; des ressources financieres et des partenariats economiques avec les institutions bancaires multinationaux ( FMI ,BAD, UE,..)
3- Audiences télévisuelles pour les ex- presidents sous contrôle de la HAT a propos des gouvernances de Madagascar depuis 1960 ,(doivent étre faites de façon exhaustive.)
(garantir les securités de ces personnes interviewer avant ,pendant et aprés cet moratoire )

\"Rien ne sert de courir , celui qui menage sa monture arrive à bon point \" hoy ny fitenenana.
:idea: :idea:
12. ifiona ( 23/02/2010 12:07)
AndriambyII:

"Rien ne sert de courir , celui qui menage sa monture arrive à bon point \" hoy ny fitenenana. :idea: :idea:


sli! nga toi lasa dj koa?!? toa manomboka manao "mix" mants izy zannn!
fa nga ts oe
"rien ne sert de courir; il faut partir à point"
+
"celui qui veut aller loin ménage sa monture"
=
Rien ne sert de courir, celui qui ménage sa monture arrive à bon point (à la sauce Andriambyll)


:-D :-D :-D :-D
13. AndriambyII ( 23/02/2010 12:10)
Selon le contexte politique no nanovako ireo fitenenana ireo ry ifiona a !
Sauce AndriambyII vraie io ! Tsy mitombina ve izany hoy ianao ?? :-D :-D
14. ifiona ( 23/02/2010 12:15)
mety ka! :wink:
15. remahity ( 23/02/2010 12:25)
l
ndotofetsy:
es malgaches pret pour vendre madagascar aux francais
Qui est partant avec raDJoelina et ra8


pendant ce temps tu baragouines en français

Mba crédible fa tsy lasa koahy,
16. westernths ( 23/02/2010 16:11)
si cela leur parraissaient la bonne solution pour sortir de leur misèricorde donc ça me parait logique d'un coté mais de toutes les fançons na misy voay ao anaty ranovola dia izay zany vao possible
17. ndotofetsy ( 23/02/2010 21:30)
remahity:

l
ndotofetsy:
es malgaches pret pour vendre madagascar aux francais
Qui est partant avec raDJoelina et ra8


pendant ce temps tu baragouines en français

Mba crédible fa tsy lasa koahy,

tsy azonareo angaha ilay hevitra
hon hon hon



=)) =)) =)) =)) =)) =))
sa atao mahintsy be ilay teny frantay vao mazava
asiana soratononana miaraka @ raDjoelina sy ra8 ve
hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aleo amidy ranga i madagasikara aaa izay zao no mety sady efa voavarotra koa anie eeee



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. pikatti ( 24/02/2010 08:03)
Tsisy afamaina isika na ny eto an-toerana ny ny any ivelany fa samy MALAGASY! tsy ny baoritra n'ôvin n'ôvina no hahafa antsika!Ny tiko ho lazaina de woe: Na manana karampanondron'ny Frantsay na amerika na sinoa aza isika de ISIKA MAHALALA FA AO AMPO TSY MILÔKA FA GASY ISIKA!Tsisy

Ka zay anie lesy bainn no mahatonga ny akama mba mikôzikôzy eto e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0405