Putchiste tokoa ve i Rajoelina e??????????..................

1. katrikatry ( 19/02/2010 01:26)
« Il y a eu des efforts pour apporter des changements dans le pays. Pourtant, certains réclament des sanctions. Je me demande pour quelles raisons »
novalian'i milamm ny 22/02/2010 18:22
2. xxxw ( 19/02/2010 01:35)
Pour quelles raisons »??? SATRIA PUTCHISTE
:twisted: :twisted: :twisted:
3. tgvafond ( 19/02/2010 02:02)

Moussa Dadis Camara voafidy 100%

Andry Nirina Rajoelina voafidy 100%
Andry Rajoelina a signifié que les premiers scrutins, ceux qui mettront en place l’assemblée constituante, seront fixés au mois de mai prochain, « quoi qu’il advienne ».
Eto isika no mandinika fa nisy remaniement ministériel sy Pm civil tao Guinée dia niverina ny fifandraisana sy ny resaka @ bailleusr de fonds , ary io no tian'i TGV halaina tahaka fa tsy mety ny strateziany , lasa lalam-poza :lol:
4. Ronaldo ( 19/02/2010 10:44)
Un coup d’État désigne un renversement du pouvoir par une personne investie d'une autorité, de façon illégale et souvent brutale. On le distingue d'une révolution en ce que celle-ci est populaire.

2005 : Togo, Faure Gnassingbé, avec l'aide des militaires, empéche le président de l'Assemblée nationale Fambaré Ouattara Natchaba d'assurer l'intérim à la téte de l'État
2005 : Mauritanie, Ely Ould Mohamed Vall renverse Maaouiya Ould Taya
2008 : Mauritanie, Mohamed Ould Abdel Aziz renverse Sidi Mohamed Ould Cheikh Abdallahi
2008 : Guinée, Moussa Dadis Camara prend le pouvoir à la mort de Lansana Conté
2009 : Madagascar, Andry Rajoelina renverse avec l'aide de militaires mutins le président démocratiquement élu Marc Ravalomanana
5. pikatti ( 19/02/2010 12:27)
Moussa Dadis Camara voafidy 100%
Andry Nirina Rajoelina voafidy 100%
Putchiste tokoa ve i Rajoelina e??????????.............
:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: Mpanongam-panjakana 100%
6. milamm ( 19/02/2010 15:42)
ny olona sembana ara-tsaina(ampahany na tanteraka) ihany no tsy mahay manavaka ny fanonganam-panjakana sy voafidy @ fitsapan-kevibahoaka,fantatry ny rehetra izy reo eto na any antoeran-kafa
taiza @ tany sy fanjakana any ivelany no ahitana andia-miaramila miravaka kalach na uzi,famas hiaraka @ filoham-pirenena voafidy raha hitsidika reo vahoakany 8O :?: i Obama,hu jintao,sarko ,brown,merkel sns...mivandravandra loatra le endrika nagalana fitondrana :-D
7. remahity ( 19/02/2010 15:50)
question:
si l'occasion d'un coup d'Etat se présentait au CUBA ou au Corée du NORD, se poserait-t-on aussi la question de sa légitimité.

i think not cause:

-in CUBA: Raoul CASTRO succède à son frère Fidel CASTRO
-in COREE du NORD: KIM IL SONG passait le pouvoir à son fils KIM JONG, qui ne va pas tarder à choisir entre KIM JONG UN (24 ans) ou KIM JONG NAM(37 ans)

Mais les malgaches ne voulaient pas cela , c'est pourquoi......
8. milamm ( 19/02/2010 16:18)
misy ireo nations model(izay manaja @ zao fotoana izany fitondram-panjakana nofidiam-bahoaka izany)tsy tanteraka izy ireny fa misy kilema ,azo lazaina oh ny bekintana melting pot ho anisany zany,britisy,rainiboto,zapone sns...
i cuba,north-korea,syria,iran de resaka jadona no iainany vahoakany(fitondram-panjakana tsy mety ampiharina ao amintsika) amiko tsy ireo mihintsiny no tokony atao fitaratra/eo ilay fiovana takiany Malagasy voalohany aoka zay ny ramatahora sy vono olona,halatra.... nefa kosa ny fomba fitantanany reo sehatra goavana toy ny toekarena,fifandraharahana any ivelany(ady @ reo western lobbies cia,imf,wb...),fampiroboroboana ny hai-tao sy ny famokarana ... afaka milaza izy ireo fa tsy mila miankin-doha @ hafa ka tsy mila didiany vondrona hafa iraisam-pirenena.Fotoana angalana saina @ ho avy mahasoa firenentsika rehetra moa izao fa tsy fandrebirebena @ fifidianana amboariny fat sy frantsa noho izany de aleo hiara-miasa reo mouvances,fitsarana hcc,averina ny assemblee,regime parlementaire teo aloha sns... consensual transitional governement
9. ndotofetsy ( 19/02/2010 16:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. milamm ( 19/02/2010 16:33)
mbola tsy sitrana tanteraka le aretin-tsaina nahazo anlety dontolisa ty,tsy nihinana fanafody njay ngambany anjoany ko =)) :-w
11. remahity ( 19/02/2010 16:42)
milamm:
misy ireo nations model(izay manaja @ zao fotoana izany fitondram-panjakana nofidiam-bahoaka izany)tsy tanteraka izy ireny fa misy kilema ,azo lazaina oh ny bekintana melting pot ho anisany zany,britisy,rainiboto,zapone sns...

d'accord @ le axiome na principe de départ , saingy Modely ve i Madagasikaran-dRavalomanana entre 2002 à 2009 ????

TO BE OR NOT TO BE THAT'S THE QUESTION
12. patrick2002 ( 19/02/2010 17:49)
Misy ireo fitondrana jadona dictateur na autocratie ,raha ny aty afrika no jerena dia betsaka ireo fitondrana izay tsy mbola azo lazaina hoe dictateur ,fa autocratie ,ary azo hatao anisan`izany ny fitondrany Ravalomanana AUTOCRATIE ,izany hoe izy no manana ny influence any @ ambaratongam-pahefana rehetra rehetra ,
-Fanagadrana ny operateur economique mpifaninana aminy .
- Fanagadrana mpanao politika tsy mitovy hevitra (Rolland Ratsiraka ,deputé Zakahely ,sns ireo niidy teny tsiafahy rehetra)
- Fangalara-bato @ fifidianana ,hitantsika ny deputation 2007 sy ny communal 2008 ny TIM no nameno 95% ny vato .
-fanidiana Radio izay mahasahy mitsikera ny mpitondra .
-Fandaniana volam-panjakana tsy mifanaraka @ teti-bola
Vokatrireo dia tsy misy azo antoka ny hanalana ireny mpitondra autocrate ireny raha tsy @ alany tolom-bahoaka ihany ,izay nampiny miaramila nivadika putchiste ,eto izany dia azo lazaina fa puchiste Rajoelina ,nefa puchiste manana ny legitimité ny eo anatrehany vahoaka ,satria naha dia manao hetsika aza ny dadiste dia tsy mahazo kil izany ary mandeha tsara ny raharaham-panjakana .

Eo no tokony ho fantatry ny GIC ,fa saingy efa betsdaka loatra ny nampanantenainy Ravalo anireto imperialiste anglophone ireto ,ka manao dihi-do izy hamerenanana an`i Ravalo eo
13. fijo ( 19/02/2010 19:52)
remahity tsy azo ampitoviana madagascar sy cuba na corée avaratra.

ireny dia mitovy amin'ny rafitra (mpanjaka) fa tsy republika.

raha hanao fampitahana,dia france sy madagascar atao ,na usa sy madagascar.

azavaiko:

corée sy cuba dia didijadona tanteraka,no efa niainana tany.na tamin'ny andron'ny ratsiraka aza isika ,dia tsy azo nampitoviana tamin'ireo.faha (andriampoinimerina no mitovy amin'io)

frantsa sy us no ampitoviako amintsika,avec degre tsy mitovy kosa.

ny antony dia izao.aty frantsa nisy fotoana i sarkox dia 25% ny vahoaka frantsay sisa no nankatoa azy.vokatry ny sondazy io,ary tamin'ny andron'i bush tao zamerika,dia nisy fotoana halabato (contre all gore)no nahalany azy,ary nisy fotoana,efa zara raha nahatratra 20% sisa ny amerikanina mbola nankatoa ny fitondrany.sondazy koa no nahitako an'io.

ka raha tamin'ireo fotoana ireo ve no nisy fanonganam panjakana teto frantsa sy tany us ,de nekena?????tsia tsia tsia.
14. milamm ( 20/02/2010 01:10)
tsara fipetraka ny fanotaniany fijo ,ary mazava tsara remahity nefa efa nanotany mialoha de aleo ary valiana
remahity > let me try on my own way to explain,your questions occurs to be one of the fundamental reason for the hope called changes .
lasa mifananihany raha milaza oe iza no tsara andevoziny vazaha sa Malagasy
tsy zay le izy raha manotany tena isika hoe fa maninona no mbola tsy misy fivoarana azo ampitahaina @ firenena hafa tao amintsika hatrizay taorinany fahaleovan-tena 50 taona lasa latsaka kely zao nefa efa taonjato 21lasa firenena farany zay mahantra ,robainy ny rehetra mpanao politika fotsiny ny harempirenena de lazainy firenena any ivelany fa ananany trosa bdb sns,etsy andaniny mifamono an-toerana toy ny valala ankarona de mahalala tsara fa tsy ny 7 taona(2002-2009)no antony izany rehetra izany.Aleo aloha azava fa tsy mpomba Atoa Ravalomanana aho ary tsy mikasika antoko politika ,mitafy henatra tsy fidiny aho @ ataony reo mpanao politika Malagasy aty @ misy ahy .Io no fahatra sy fakany manosika ny hambom-poko tsy hanaiky tsotra izao ny famiravirainy frantsay menasofina 107 taona ny tanindrazana.Tena betsaka ireo hadalana nataony Atoa Ravalomanana tsy ekeko,nefa mbola afaka manarina ireny hadisoany ireny izy oh,raha hilatsaka eo izy @ ty resaka onitra @ fananany de tokony ampiseho fahalalahan-tanana mivantana @ reo zay nosakantsakanany @ fandraharahana ara-barotra ,ireo vahoaka very asa fivelomana,sns...
n\'iza2 lazainy rehetra eto hoe zao na izao 50 taona taorinany fahaleovantena tsy nisy na Malagasy iray aza nahaforona asa fivelomana 10000 ho an\'ny firenena na nandefa mpianatra tany zamerika 22 tao anaty fitondrany,kely izany nefa tsy vitany tenako sa misy mahavita ato ? na i razafindravahy oh ??? tsia tsy misy
noho izany raha ny tena no tsy mahay mifanaraka toy zao ataony fat izao de miomana fa tsy eken\'iza2 izany fitondrana izany.Iaraha-mandamina aloha ny transition fa tsy atao bodongerona de samy miaramiasa @ zay ny firaisankina no hery,
15. diloo ( 20/02/2010 01:49)
Iaraha-mandamina aloha ny transition fa tsy atao bodongerona de samy miaramiasa @ zay ny firaisankina no hery,

Marina izany. :-*
16. AndriambyII ( 20/02/2010 13:16)

OK milamm !

17. katrikatry ( 21/02/2010 00:55)
Eo no tokony ho fantatry ny GIC ,fa saingy efa betsdaka loatra ny nampanantenainy Ravalo anireto imperialiste anglophone ireto ,ka manao dihi-do izy hamerenanana an`i Ravalo eo

Tsia !tsia!tsia!Ny antony dia tsotra fotsiny , tsy hilaina ny fanonganam-panjakana tompoko
18. patrick2002 ( 21/02/2010 13:35)
Ka tsy maintsy misy ny fanongana-panjakana rehefa tsy hajaina ny safidi-bahoaka eh! ,tsy hajaina ny fahefany manampahefana isan`ambaratongany ,tsy hoe ianao no president dia ianao no hanagadra olona ,ianao no hanao ny asany ben`ny tanana, dictateur pur et dur
19. milamm ( 21/02/2010 16:17)
efa tsy hazava @ rapa mandrakizay tsony le oe tsy ilaina intsony ny fanongam-panjakana satria antoko miaramila sy politisiana no mpanao an\'io ,tsy ireo vahoaka maneho hevitra akory no nilanja basy sy nitifi-tena,ny vokany dia iaraha-mahalala(13 mai 72,assassination Itpkl Ratsimandrava 75 ,mavoloha 91,ambohitsirohitra 07/02/09)ireo rehetra nandray fitondrana t@ reo dia mihosondra daolo.raha niakatra teo @ toerany magistrature supreme Atoa Ravalomanana tsy nandripaka andalam-be 2002 raha niala teo izy 2009 de tsy maintsy hitondra ny anjara fanazavany @ rehetra ny zava-niseho 07 fev 09 talohany nametrahany fialana,na de efa nilaza aza izy fa noho ny tombotsoam-pirenena ambony dia mankatoa ny filaminana izy ary tsy mankasitraka ny herisetra.Vonona izy ampibaribary @ masony rehetra ireo hodin\'ankondro natsipy teny andalana nizorany,ny tsy fanekena hiara-miasa @ reo ankolafy hafa rehetra dia manamarina ny fanamelohany vondrona iraisam-pirenena sy ny vahoaka mitaky ny fampihavanana .
ny lesona azo tsoahina @ zany de tsotra na hifidy aza isika @ fotoana mamety izany de mila mianatra mandady aloha vao mamindra,
-ialana ny fanonganam-panjakana ary hamafisina sy arovana toy ny anankandria-maso ireo lalana ampiharina @ reo tompon\'andraikitra mahavanona izany
-satria mandrava laka @ fanorona no filaza azy mifanohitra @ tanjona tiana tratrarina,mila manorina sy miaro aloha,mitsinjo dia manitatra avy eo...
isika ihany no afaka mametraka sy manatanteraka izany na manome hevitra aza ireo any ivelany .MILA HAJAINA @ zay manomboka izao ireo olona nofidiana ary araha-maso sy iharany lalana raha vao miadaladala...raha tsy izay de tsy ilaina ny fifidianana fa fandanian\'andro fotsiny
20. remahity ( 21/02/2010 16:58)
milamm:
Aleo aloha azava fa tsy mpomba Atoa Ravalomanana aho ary tsy mikasika antoko politika.....Tena betsaka ireo hadalana nataony Atoa Ravalomanana tsy ekeko,nefa mbola afaka manarina ireny hadisoany ireny izy oh,raha hilatsaka eo izy @ ty resaka onitra @ fananany de tokony ampiseho fahalalahan-tanana mivantana @ reo zay nosakantsakanany @ fandraharahana ara-barotra ,ireo vahoaka very asa fivelomana,sns...

subjectif, fantasmagorique, projectionnel, satria hevitrao io, fa tsy hevitr'ingahy RAVALO, hamela tokoa ve izy??? hiova marina ve ie ??? hiverina @ hadalany tokoa ve izy??? izy sy ny conscience-ny ihany no mahay ny ao andohany,fa tsy i milamm, ce que nous savons jusqu'à maintenant , ce qu'il a fait emprisonné tout le monde, méme ses amis de 1ère heure,

le vrai problème??? TSY MISY SASY MATOKY AN-DRAVALO

fijo:
ka raha tamin'ireo fotoana ireo ve no nisy fanonganam panjakana teto frantsa sy tany us ,de nekena?????tsia tsia tsia.

U.S. and France are not Madagascar, your comparison is too much
The 3 power or authorities in these countries are divided differently between the opposition and the majority

Fa t@ andron-dravalo dia: president RAVALO, regions et mairies 90% ravalo, assemblée nationale 90% à 95% ravalo , HCC (ravalo 90%), TIM fanabeazana, TIM fahasalamana, TIM polisy, TIM mpanankato, TIM fiangonana, TIM mpangalatra, Radio TIM, TIM.....

ka henteo soa koahe raha io vao hampitovy ty tsy mitovy riha,

fa na izany aza mahafinaritse ty miresake aminareo fijo sy milamm, hita fa tena tia hanao raha soa nareo,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5366