Putchiste tokoa ve i Rajoelina e??????????..................
21. pikatti (
22/02/2010 00:33)
fa na izany aza mahafinaritse ty miresake aminareo fijo sy milamm, hita fa tena tia hanao raha soa nareo,
Milay daholo anie leisy ny mpisera eto e, ny hevitra no miady ka fa tsy isika akory, ary io araka ny voalazan'i milamm hoe" toko tapaka izay tsy mety harenina"na R8 io na Rajoelina io , ka ny fahaizana miheno ny fitarainana sy soso-kevitra na avy aiza io na avy aiza dia ilaina raha hitondra firenena ,fa tsy hanao bedoika lava zao akory
mankasitraka remahity a,mafinaritra daoly ny resaka rehetra eto faniriana zaraintsika rehetra ny ahita ilay nosy malalantsika ho tena mahaleo tena marina
ary hanjakany fandriampahalemana
l resaka Ravalomanana aloha dia eritreritro tokoa no sady faniriana ihany ny ahita azy hanova famindra mba ho tonga saina @ zay,nefa izy irery no tompony fanapahan-keviny tsoriko fa sarotra ny ahatoky azy fotsn ' zao nefa mbola manana anjara biriky izy hanarina ny fahadisoany .mila porofo sy asa ary asa
tanterahana avy aminy ny rehetra fanamafisana ireo teny filazan minoa fotsiny ihany...>> za efa tsy nino hatrizay nefa kosa mahita fa nisy zavatra vitany tsara kokoa tao ra oharina @ rehetra teo alohany sy i lavanify ' zao fotoana