misy masera mahatara ahy, tena tiako

1. xxx ( 19/02/2010 07:41)
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina.

hatram ny nahatongavany taty de lasa mazoto mivavaka isa-maraina foana aho satria izy mizara komonio @ lamesa maraina. na de ni hijery azy fotsiny aza de idirako am-piangonana. Za tsy mpiditra am-piangonana zany nefa taloha.

Tena latsaka aho e, nefa sady matahotra ihany, mba torohy hevitra ry zareo oe inn no ataoko fa tena tiako io masera io a.

Misaotra mialou
novalian'i Ratoa ny 09/03/2010 16:47
2. Djhamhal ( 19/02/2010 09:01)
kou maninona mou zany ??? fitiavana io ko!!avy amin'Andriamanitra ny fitiavana ;
azonao resahina tsara izy hamborahanao zany dia ho hitanao eo ny tohiny ! Ento am-bavaka é! :lol: :lol:
3. pikatti ( 19/02/2010 13:23)
Mety fomba fitoriana teny aminao koa anie izany mba hiditra @ Tempolin'Andriamanitra e :D
4. 3188 ( 22/02/2010 16:28)
avelao izy mba hipetraka @ maha masera azy e!sady izy mety tsy anaiky anao zany.rats oe lasa mompera ngah toi dia mety hanaiky izy : =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. mandrindra ( 23/02/2010 22:27)
haborahy aminy ny fitiavano dia amboary izy. velezo ny vy dieny mafana
6. bobimarolahy ( 07/03/2010 17:33)
tsy mety izany manome fakampanahy olona izany ry zama a!
raiso tsotra ny tsikitsikiny fa ovaina toy izany sao ho tsiny eo anatrehan'Andriamanitra .
tsy sahy aloha raha izaho e
hifaninana amin'Andriamanitra ?
Aoka letsy
7. maryline ( 07/03/2010 23:53)
tambatambazo le fonao hivadika fitiavana namana hihihihhiih sao hitondra anao any |@ fakam- panahy eo i masera.
Tsy fahotako intsony izaho ranadahy
8. Ratoa ( 09/03/2010 16:47)
raha tena tia azy ianao dia hajao ny safidiny. Inona no tena fitiavana? Manao izay mahasambatra ilay olon-tiana ary manaja azy sy ny safidiny. Sa tsy izany? Manana zo hifidy izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3711