Patriotisme
1. pikatti
(
20/02/2010 12:54)
Rajoelina====>>>Tsy miraharaha izay sazy hampiharina @ tenanay izahay
Na dia efa nambarany aza fa tsy izy mihitsy akory no ho sahirana fa
Malagasy tsy manan-tsiny
Ilay sazy anefa dia efa mazava @ rehetra fa io didoha
,unilateralisme io ihany , ary mbola nampiany indray aza fa hoe
izay hiriatany any hipoahany :roll: :roll: :roll: :roll:
Ravalomanana==>« Je suis reconnaissant pour la médiation parrainé par l’Union africaine et pour sa détermination à garantir des élections libres et équitables dans mon pays, mais que le temps passe, la vie devient plus insupportable pour le peuple malgache. Je sais que l’Union africaine va examiner les mesures destinées à faciliter le rétablissement de la démocratie. Je m’en réjouis. Mais puis-je vous faire comprendre à ce que toute mesure doit étre conçue pour faire pression sur le régime illégal à Antananarivo et de ne pas aggraver le sort de la population en général ».
http://www.madagascar-tribune.com/M-Ravalomanana-se-declare-inquiet,13585.html

répondu par ifiona le 24/02/2010 16:49
2. katrikatry
(
20/02/2010 13:04)
Ny FAT chauvisme fa tsy patriotisme...........
Hazavaiko
Milaza foana ry zareo fa tsy mila an'izao tontolo izao e, ny gasy ihany no mahavita azy e,raharahanay io fa tsy anareo Afrikana, tsss, Ratsiraka no mpilaza an'io hoe Madagasikara tsy mandohalika lava io hay kay izy ity efa MANDADY!!!!
Ry tgv indray miseho mahalala sy nefa tsy araky ny marina, resaka fandrembirembena vahoaka fotsy, fanasana ati-dohan'ireo tgvistes

3. pikatti
(
20/02/2010 13:04)
Ireo no efa nanome hevitra aloha t@ iny raharaha iny , misy koa ny sasany fa ry zalahy ireto aloha no tena mifampitady ka aleo asiana fampitahana kely
4. esserra
(
20/02/2010 13:10)
On distingue le patriotisme du chauvinisme, qui en est la manifestation excessive voire agressive. Le patriotisme se distingue aussi du nationalisme, qui est une idéologie politique.
5. patrick2002
(
20/02/2010 19:03)
Tsy ny GIC mihintsy no handidy ny malagasy ao aminy taniny ,raha tena mamim-bahoaka i Ravalomanana ,handao hanao fifidianana dia dinihina miaraka ny hisiany referendum equitable .
Fa tsy hoe ny GIC no hanery anay gasy hoe itsy no mitondra itsy no praiminisitra .raha izay kosa dia izay hipoahany eo hipoahany .
:-D :-D :-D

6. AndriambyII
(
20/02/2010 19:12)
Aleo hirefotra any mihintsy ny uranium enrichi raha mbola be doika ireto zanaka maizina ireto !!
8. Scofield007
(
20/02/2010 19:57)
aza be vava ialahy rapati an ,efa hita izao fa matahotra ireo fat ireo ,misy election libre anie ry le tia ao anatin'io satan'ny maputo io e izay nifanarahana saingy hitan'ireo faty ireo fa mety ho ra8 no ho tafa eo ,izay no nahatonga ny frantsay tsy hanaiky an'io ,efa nampanao sondage eran'ny dago ry lerony dia hitany hoe tsy tafa rajoelina ,si non efa ela ireo no nanao election presidentielle,saingy noho le tahotra dia aleo legislative aloha
9. dofinois
(
20/02/2010 21:51)
Regardez un peu les propos des TGVistes....
1. Aucune argumentation, on se contente de : VIVE TGV, VIVE HAT...Rajoelina president.
2. Tout est base sur Ra8, il suffit de dire que Ra8 est un voleur et la HAT devient le sauveur. Un an plus tard, le peuple s'est appauvri statistiquement on attend tjrs le sauveur.
3.Les TGVistes tombent toujours dans la provocation, la violence verbale
Conclusion : Ce sont tous des FOZA

10. pikatti
(
21/02/2010 00:12)
Raha hampiharin'ny GIC sy ny vondronm-pirenena moa zany ny tsy fahafahan'ny putchites hanao kandidà @ fifidianana ,ohatra an'isany @ ilay sazy mety hihatra???
Tsy ny tolona nimasoanan' ing Rabelety iray manontolo ve no rava???

11. pikatti
(
21/02/2010 00:26)
Fa tsy hoe ny GIC no hanery anay gasy hoe itsy no mitondra itsy no praiminisitra .raha izay kosa dia izay hipoahany eo hipoahany .
Elah ve rapaty vendrana e!!!Tsy azon'elah akory kay ny anton'io GIC O ry paiso a tsy manery anao zany fa manamora(falicitateur) @ fampiharana @ MaputoII sy ny Addis Abeba,izay nosiniavin'ny 4mouvances
Mninona moa raha ny hevitr'elah no narahina , tsy mila GIC !!!Nahoana moa rabitro no mbola mitady fifanarahana @ GIC??? :-D :-D
12. katrikatry
(
21/02/2010 00:47)
Inona intsony ny aminy moa raha tratran'ny isolement diplomatique :?: :?: na hiseho beloha hanao fifidiana aza nefa tsisy firenena manaiky an'io , dia toy ny papango nahaso sokatra ihany anie izany e, nahazo hoe prez fa prez fantôche, hiverina hiady ambasady miaraka @ GTT zany no tiany hatao , aza dia tgv ihany aloha e
13. pikatti
(
21/02/2010 00:51)
Mba fantoche ary zany lery zao fa mety lasa hangatra atsy ho atsy :-D :-D :-D
14. milamm
(
21/02/2010 01:11)
an3 aza miakatra ambony ihany kosa ry akama isany fa misy marina io teniny rapa io,oe nahoana no ireo any ivelany foana no andahatra te andrombaka solitany sy reo harena marobe ao amintsika ary tsy mitsahatra mamotika ny firenena dia lazaina fa miha-mahantra i Madagasikara ?ny fandaharam-potoana politika,ekonomika sy sosialy ny vazaha na manana fampindramam-bola aza ny western lobbies ,satria any @ reo ny fampitana ny fahaizamanao aram-pitantanana sy fitondrana de tsy azo raisin ao anaty fahamaizana....
fanotaniana fa maninona moa no ilavanify na i Atoa Ravalomanana na i ratsy iraka na i zafy no omena tsiny lava raha 20 millions no isany Malagasy ???
raha tena te hitarika izy ireo dia mifanaraka @ zay raha tsy zay de ho baikony menasofina ny taranaka Malagasy rehetra.ilaina ny fifanakalozana @ sehatra fitantanana sy fifandraisana ary fiarovana @ izy ireo nefa tsy azo ekena no ho zanahiny mandrakizay ny taranaka Malagasy
diniho tsar aloha ,toko tapaka vilany mirongilana izay tsy mety arenina
> ireo no fototra niorenany fanjakana sy fiarahamonina Malagasy hatrizay ary iriany rehetra ho tafita @ zanaka amam-para na sarotra aza ny fiainana
Amiko io no atao hoe fitiavan-tanindrazana rehefa tafita @ rehtra

15. milamm
(
21/02/2010 01:46)
ilaina foana ny teny ifampierana @ rehetra ,tsy ny politisiana tsy mihoatra ny 500 ao antainy 20 millions akory fa ireo fototry ny andrim=mpanjakana (parlementera,fitsarana tsy matahotra vava basy nefa voaaro ho anisany mangarahara sy voaaramaso sy ny firahamitondra tetezamita anaovana fifidiananatsy misy mahadiso fa le resaka oe tia kano tsy tia kano efa nilaozany toetrandro,tsy ilaina intsony nytafika sy foloalindahy tokony ho foanana fa tsy ny assembly satria tsy nahaaro na olompirenena 1 aza tao anatainy sarotra,efa vonona ny tafika mpanelanelana mampandry tany avy any ivelany hanaramaso ny CNME,FIS,organes ati-tany sns,,,ka aleo hiditra fa nihinana ny volambahoaka @ tsy antony hatr@ afera Itpkl Ratsimandrava ka hatr@ Atoa Ravalomanana
16. katrikatry
(
21/02/2010 02:20)
Fa tsy hoe ny GIC no hanery anay gasy hoe itsy no mitondra itsy no praiminisitra
Ny frantsay io manendry ny atao PM ry zalahy a, ary io ihany koa no tian'i rapa hanjanaka lava antsika , tsy hangery aty zany nama a!!!
17. AndriambyII
(
21/02/2010 08:46)
Réflexions
À la croisée des chemins : que faire ?
vendredi 19 février 2010
La crise qui n’en finit pas provoque depuis quelques mois des questionnements sur la voie à suivre car il se trouve que le pays est aujourd’hui à la croisée des chemins. Deux ou trois grandes voies s’ouvrent devant le citoyen malgache. La première est celle adoptée ou déclarée par une portion de la classe politique mais qui n’arrive pas à s’implanter dans le paysage, c’est la voie malgache. La seconde est celle présentée ou définie par les détracteurs de Andry Rajoelina comme étant l’unilatéralisme. La troisième voie est celle que propose la communauté internationale dominée par les occidentaux.
Sous prétexte ou encouragée par la « mondialisation », il faut dire que la troisième voie est en train de gagner l’opinion publique, d’autant que nos intellectuels sont peu convaincants quant à la conduite d’une politique économique et financière réellement malgache dans laquelle le contribuable et le travailleur n’ont rien à perdre. Ainsi, la dépendance à l’égard de la communauté ou du moins les relations avec l’étranger sont au centre des réflexions.
Qu’est ce que la communauté internationale, généralement composée de la France, des Etats-Unis, de l’Allemagne… souhaite vraiment dans le cas de Madagascar ?
L’intérét de la France pour Madagascar est facilement compréhensible. La France veut préserver ses acquis dont en premier les intéréts des citoyens français résidant dans le pays et qui constituent une communauté assez importante numériquement. Mais aussi d’une importance non négligeable économiquement et financièrement ; on compte près de 600 entreprises françaises dans le pays et les banques sont dans leur totalité françaises.
Quant aux USA, ils ont peur avec la chute de Marc Ravalomanana, de perdre leur influence dans le pays et dans la zone. Liés par des intéréts privés et la volonté impérialiste motivée par le business, les USA et Marc Ravalomanana ne font qu’un et on comprend le comportement de l’ambassadeur américain à l’égard de Andry Rajoelina et de la HAT. Les USA souhaitent encore voir un jour l’installation de l’AFRIKOM dans le pays quoique rejeté par toute l’Afrique mais bien perçu par l’ancien président Ravalomanana comme utile.
Marc Ravalomanana est un très proche collaborateur qui leur a permis d’étendre leur zone d’expansion en s’implantant à Madagascar ou plus exactement en s’imposant à Madagascar à travers divers programmes, dont le fameux AGOA qui n’est autre à plusieurs égards qu’une expression de l’exploitation de l’homme par l’homme et d’un pays par un autre pays, bref de la colonisation pour ne pas dire de l’esclavage moderne ou mondialisé. Les richesses du sous-sol et les capacités des Malgaches attirent aussi les USA et par leur caractère impérialiste, on peut toujours s’attendre, qu’avec cette crise malgache qui s’enlise et qui fait des ravages dans le corps social et dans le tissu économique jusqu’à provoquer des remous ou des fissures dans l’Armée, à ce que des GI’s et l’armée de la SADC débarquent pour des raisons humanitaires.
Dès lors que faire pour résoudre rapidement cette crise ?
Mme Bao Andravoahangy Atsinanana - Antananarivo
:?: :?:

18. diloo
(
21/02/2010 10:37)
Pika-->
Marina tokoa, tsy mila GIC hoy rabrelty, nefa lery nandefa an'i meninblack vital fatal (nandany vola raoplanina) tany Addis Abeba sy ny nangataka fihaonana tamin'i Joaquim Chissano mba tsy ho mafy loatra ny sanctions ciblées au cas où voatery hiroso amin'izany. Tsy mila GIC nefa natolotra ihany ilay proposition ny mouvance rajoelina.
Koa izay nolazaiko an'i Rapa foana hoe, tsy mifanaraka amin'ny heviny, na ny fat na i rabelety, koa manainga azy aho hanantona azy ireo fa tokony i Rapa no conseiller spécial an'i rabitro.I Rapa no hitako manana kalite kokoa noho i lavanify.Be contradiction be ny sefon'i Rapa: pas besoin deGIC mais envoyons quand méme un émissaire car besoin de GIC en vrai.
:-D :wink:
Mninona moa raha ny hevitr'elah no narahina , tsy mila GIC !!!Nahoana moa rabitro no mbola mitady fifanarahana @ GIC???
Marina tokoa, tsy mila GIC hoy rabrelty, nefa lery nandefa an'i meninblack vital fatal (nandany vola raoplanina) tany Addis Abeba sy ny nangataka fihaonana tamin'i Joaquim Chissano mba tsy ho mafy loatra ny sanctions ciblées au cas où voatery hiroso amin'izany. Tsy mila GIC nefa natolotra ihany ilay proposition ny mouvance rajoelina.
Koa izay nolazaiko an'i Rapa foana hoe, tsy mifanaraka amin'ny heviny, na ny fat na i rabelety, koa manainga azy aho hanantona azy ireo fa tokony i Rapa no conseiller spécial an'i rabitro.I Rapa no hitako manana kalite kokoa noho i lavanify.Be contradiction be ny sefon'i Rapa: pas besoin deGIC mais envoyons quand méme un émissaire car besoin de GIC en vrai.
:-D :wink:
19. diloo
(
21/02/2010 11:02)
Milamm-->
Marina izany.
Io no tokony ho izy.Raha mikasika ny mouvances efatra dia tokony io ihany koa no tanterahana manatanteraka ny fifanarahana nosoniavina niaraka tao amin'ny sata ny Maputo(facilitateur).
> I Andry sisa no andrasana hiroso amin'io fomba amam-pahendrena malagasy voalazan'i Milamm.
Amin'izay dia azo atao hoe tena Patriotes daholo (na misy nety na misy tsy nety).
:-*
> ireo no fototra niorenany fanjakana sy fiarahamonina Malagasy hatrizay ary iriany rehetra ho tafita @ zanaka amam-para na sarotra aza ny fiainana
Amiko io no atao hoe fitiavan-tanindrazana rehefa tafita @ rehtra
Marina izany.
Io no tokony ho izy.Raha mikasika ny mouvances efatra dia tokony io ihany koa no tanterahana manatanteraka ny fifanarahana nosoniavina niaraka tao amin'ny sata ny Maputo(facilitateur).
> I Andry sisa no andrasana hiroso amin'io fomba amam-pahendrena malagasy voalazan'i Milamm.
Amin'izay dia azo atao hoe tena Patriotes daholo (na misy nety na misy tsy nety).
:-*
20. esserra
(
21/02/2010 12:01)
Tsy ny GIC mihintsy no handidy ny malagasy ao aminy taniny
Pourquoi la communauté internationale est très sevère à l'endroit des tégévistes ? Tout simplement parce qu'ils ont accédé au pouvoir par la violence, par un coup d'Etat. Et alors que la légitimité de leur pouvoir n'est pas prouvée, ils refusent de consulter le peuple à ce sujet. Et en plus, ils refusent que l'Etat et les affaires publiques soient cogérés malgré l'absence de cette légitimité. Ce n'est pas tout: ils continuent, de manière systématique, à récourir à la violence pour imposer leur volonté. Et au plan économique et social, ils sont littéralement en train de 'tuer" le pays. Alors à l'intention tgvistes les résolutions du parlément européen, comme celles de l'Union Africaine et du SADC, s'imposaient, dans l'intérét, et par respect pour le,du peuple malgache, indiscutablement opprimé.