Patriotisme
41. ifiona
(
24/02/2010 16:49)
patrick2002:
ka coup d`Etat ve letsy hekeny HCC ah!
f'heverin'i patrick fa normal koa ve iny nataon'ny HCC iny! i Patrick otran' manao tsenjery maimbo fotsiny hoe neken'ny HCC dia mety zany, fa lé circonstances nanaovana an'ilay izy, natao analyse ve?
aiza no misy an'izany hoe androany no nalaina ny fahefana dia ny ampitson'iny tonga dia eken'ny HCC? nefa raha manontany juristes fotsiny enao, dia afaka manamarina ry zareo fa tsy azon'ny HCC atao izany, ilay izy simple lettre fotsiny ny namindràna fahefana.
Eo enao mety hamaly hoe: ka ny an'i Ravalo koa anie anticonstitutionnel ny namindràny fahefana t@ directoire militaire e! kanefa inona moa no hirarahantsika an'izay nataon'i Ravalo any aloha fa i Rajoelina zao no adihevitra! dônky, rehefa namindra fahefana Ravalo, maninona ny HCC no tsy nanome ny fahefana t@ président Sénat? d zay olon-tsotra mitaky fahefàna zany dia omen'ny HCC an'ilay izy? olon-tsotra en plus satria Rajoelina sady tsy maire ntsony donc tsy olom-boafidy akory!
hatreo aloha raha ireo éléments ireo dia efa tsy normal! kanefa mbola tsy tena azo lazaina hoe coup d'Etat fa ny marina kokoa dia hoe: changement inconstitutionnel prolongé angaha?
Dia tamy ary ilay élément maha coup d'Etat azy; ireo miaramila. Samy nahita talohan'ny 17 mars fa efa nanomboka ni-assiéger any Ambotsirohitra ireo capsat. Zay d'efa forme de terrorisme iray zay.
Avy eo, tsarovy fa zao ny tenin'ilay rangaha sefon'ny mutin iny t@ 16 mars (jereo ao @ rfi ny archives fa misy ao): hoy izy: le président doit partir. Il doit démissionner.
Namaly ilay journaliste: et s'il refuse de démisssionner? allez vous l'y obliger?
dia namaly lery hoe: Il partira.
Fa amin'ny fomba ahoana moa no hahalalan'lery an'izay ho ataon'i Ravalomanana??? vao maika mampanontany tena hoe matoa izy manana confiance be @ tenany toy izao, d'efa misy zava mitranga any ho any!
Tsy mahagaga moa fa ny alin'iny ihany dia no-attaquén'ireo miaramila tany Iavoloha, ary be ny témoignages momba izany.
Mbola forme terrorisme fanampiny ndray koa iny.
Ka inona no atao hoe coup d'Etat? renversement du pouvoir par une personne de façon brutale et illégale. Lazao fa nifanao bisous bisous ndray ny miaramila sy Ravalo d nanaiky ho azy teo Ravalo hoe: eny ary fa dia iny atsipiko anareo iny lé fahefana e!
Dônky, ce qui s'est passé à Madagascar en 2009, c'est un coup d'Etat militaire (dé hilaza ve zany rapa hoe militaire zany no fautif fa tsy Rajoelina?)
On n'est pas dans un conte de fées, matoa nisy an'ireny épisode t@ episcopat ireny dia mbola "terrorisme" mitohy ihany, ary matoa ireo capsat sy ireo FIS mbola miaro mafy dia mafy an'i Rajoelina -et personne d'autre???- eo @ sezan'ny filoha dia ao raha.
:*
