Patriotisme
21. diloo
(
21/02/2010 12:50)
Rapa-->
Ny bailleurs de fond anefa ny GIC ihany no en méme temps facilitateur hafahan'ny 4 mouvances hiara-miasa hitsinjonvana ny ho avin'ny firenentsika, fa tsy ny ho avin'i rabelety samy irery akory.
Tena be contracdiction mihintsy ianao mon ami Rapa: tsy mila GIC nefa manaiky angataka amin'ny GIC bailleurs de fond.
Entre temps ianao milaza etsy ambany, ataovy 1euros=50000 ariary, fa vitan'i rabelety foana ny mizizo ny toerana afahany hiantsoan'ny foza : appelez moi president.Sois concret dans ton raisonnement. :wink:
Rehefa tsy mila CI dia aza mangataka any.
Ianao miadana be any Vancoover, tsy dia mahaga loatra raha tsy asianao hasina ireo vatotra ankizy mijaly tsy ampy sakafo.1 euros=50000ariary hoy ianao hafahanao manabontsina ny kibonao ara-bola sy ara devises, tsy fanevatevana ireo ankizy malagasy tsy ampy sakafo ve ireo fomba tianao hiantra amin'ireo mila vonjy aina? Drôle de patriotisme! :roll:
Ny vaha olana dia ny fiverenany fiaraha-miasa anireo bailleur de fond ihany .

22. patrick2002
(
21/02/2010 12:59)
Scofield007:
aza be vava ialahy rapati an ,efa hita izao fa matahotra ireo fat ireo ,misy election libre anie ry le tia ao anatin'io satan'ny maputo io e izay nifanarahana saingy hitan'ireo faty ireo fa mety ho ra8 no ho tafa eo ,izay no nahatonga ny frantsay tsy hanaiky an'io ,efa nampanao sondage eran'ny dago ry lerony dia hitany hoe tsy tafa rajoelina ,si non efa ela ireo no nanao election presidentielle,saingy noho le tahotra dia aleo legislative aloha
misy election ao @ MAPITOHANA 2 fa tsy maintsy mipetraka aloha ry cons presidents roa sy ny mpifaiminisitra Mangalaza eugene vao miroso ny fifidianana.
Dia izany ve no hisiany election libre et democratique ,tsy izany mihintsy ,heveriko fa hatao izay hampandresena an`i Ravalo dia tsy maintsy izy na ny olony no mitondra raha tsy izany tsy misy 1 er toro dia vita :-D :-D
23. patrick2002
(
21/02/2010 13:01)
pikatti:
Raha hampiharin'ny GIC sy ny vondronm-pirenena moa zany ny tsy fahafahan'ny putchites hanao kandidà @ fifidianana ,ohatra an'isany @ ilay sazy mety hihatra???
Tsy ny tolona nimasoanan' ing Rabelety iray manontolo ve no rava???
Tsy sahiny satria maro ny vahoaka malagasy ao ambadiky ny TGV
24. patrick2002
(
21/02/2010 13:08)
katrikatry:
Inona intsony ny aminy moa raha tratran'ny isolement diplomatique :?: :?: na hiseho beloha hanao fifidiana aza nefa tsisy firenena manaiky an'io , dia toy ny papango nahaso sokatra ihany anie izany e, nahazo hoe prez fa prez fantôche, hiverina hiady ambasady miaraka @ GTT zany no tiany hatao , aza dia tgv ihany aloha e
ka inona ny tsy hanekeny firenena hafa tsy hanao fifidianana
:roll: tadiavina tonga dia hapetraka eo izany Ravoleur ah!
Izahay TGV mitaky fifidianana ,fa tsy taratasy soniavina hanalana ny fahefany filolha andry rajoelina .
Handao hiroso @ fifidianana raha masahy homeo helicpotere 50 ny canditat toanany SADC ,dia hasaivo mizara tee-shirt 1 millions ho an`i malagasy ,dia hasivo feu d`artifice isaky ny ambanivohitra rehetra any madagasikara fa izahay tsy matahotra .
25. AndriambyII
(
21/02/2010 13:10)
Resaka patriotisme aloha no lazaina eto : raha resaka legitimité du pouvoir indray dia ekena fa mora ny manova ny apparence d\' une classe dirigeante @ fomba maro havia sy havanana , ny intox ,desinformations ,les coups bas sans noms ,souillures morales ,etc ...raha tena politiciens dia efa mahafantatra tsara ny fomba rehetra ohatr\' izany .
Ny contexte politika @ izao fotoana izao ho an\' iMada dia singuliere tokoa ,satria hita mivandravandra be fa hifandriroritan-dry ambodia maro ny harim-pirenena @ fomba mivantana na ambadika .
Mibaribary tsara angamba ny olana mipetraka ho antsika malagasy tsi 11 , kihon-dàlana goavana io miseho io , ary miantoka ny ho avin\' ny zanaka amam-para .
Na iza na iza mitondra eo , amiko dia tsy hiova mihintsy ny equation efa mipetraka ,na dia anjely aza no hitondra an\' i Mada .
Mazava ny safidy , ny malagasy ve ? sa ny UA ? sa GIC ? Tsy vitan\' ny trangalelan\' alika akory ny fiainam-pirenena ka mivovo rehefa te hivovo ,miogaoga rehefa te hiogaoga !!

26. AndriambyII
(
21/02/2010 13:13)
Mba hialana @ culte de personalité izay mbola hiandanian' ny maro @ malagasy !!
27. patrick2002
(
21/02/2010 13:14)
katrikatry:
Fa tsy hoe ny GIC no hanery anay gasy hoe itsy no mitondra itsy no praiminisitra
Ny frantsay io manendry ny atao PM ry zalahy a, ary io ihany koa no tian'i rapa hanjanaka lava antsika , tsy hangery aty zany nama a!!!
rapa tsy mila fanjanahana hafa raha hiala @ fanjanahany frantsay tsy hiditra @ fanjanahany rainiboto na anglisy ,aleo izay efa teo ihany no ho eo raha tsy hita izay hialana amin`izany fanjanahana izany .
Sahala aminao raha THB no maha katrikatry anao ,aza mivadika betsabetsa ,na ambodovoara ,na whisky ,na titanic rehefa misotro toaka fa sotroy ihany ny THB fa manimba vavony ny mivadi-badika taoka . :lol: :lol:
28. milamm
(
21/02/2010 15:36)
efa oe tsy mety zany rapa a,107 taona ve lesy no nangoronan'ireo ny harena rehetra na ekonomika,politika ,sosialy fananana rehetra tao sy ny harentsaina Malagasy.Zao zany no tsy mampety anzany,
-tsy resaka conflit de generation @ taona tsy mitovy kory no entiko satria efa zokinakahy rapa,efa voatsindry sy voazanaky ny frantsay ka tsy hivoatra tsony ny taranany fa taritiny hanaraka an'i lavanify
-ny fitiavan-tanindrazana resahina eto de zavatra mahasoa sy ilaina @ zao fotoana efa tsapany rehetra ireo tsy mety ka tiany hovaina fa aza avilivily @ resaka hafa oe efa mianjera izahay ka aleo handady eto anatrehany politisiana frantsay daoly(mandehana irery mamono tena rapa raha izay no vahaolana itany akama fa mety nefa aza mieritreritra ny ho arahiny hafa @ lalan-diso...)
-" soa solafaka hahay mamindra ",miloloha lanitra tsy maintsy lena
> no fampanantenana, ireo no mitarika fanantenana ho an'ny taranaka na sarotra aza hitsangana hiaro ny tanindrazana ny rehetra @ zao fotoana mba hahatsaratsara ny ho avy kokoa...tsy voasakana intsony ny alahelo sy hatezerany rehetra voafitaka tao anatiny 2009-2010,ala-nenina farany io nataony GIC io ka tsy ho be resaka za fa iaraha-mahita eo...

29. pikatti
(
22/02/2010 00:16)
Mazava ny safidy , ny malagasy ve ? sa ny UA ? sa GIC ?
Tsy fifidiana akory lesy io rabilly, ary tsy nisy fifidianana
Ny mpanao politika Malagasy no nitady vahaolana avy any ivelany rehefa nikatso ny raharaha vokatry ny fanonganam-panjakana(tapaka ny saosy de tsy maintsy mitady légitimité ry zalahy HAT )ka dia ny tany @ UN aloha no namindra ny tany @UA avy eo dia ny SADC , saingy indrisy fa isika nangataka ny fanampiana indray ity no be loha nefa hita fa tsy maintsy ho hioverina hifampiraharaha ao ihany (tsy ampy antsika ny vola aao ary ny budgetn'i Madagasikara 80% fanampiana avy @ ireo firenen-dehibe manohana sy mamporisika ny GIC hitady vahaolana
30. terrywui
(
22/02/2010 09:17)
Tsisy teren'ny zay GIC patinlah eo Rapika a...!! aona mitsy ry lerony no tonga de oe i anona no ataoko PM i anona ataoko etsy, eroa .. f'angah anlah M/car no elah no handidy eto ry GIC aa!! manome torohevitra sy fanampiana elah de basy !!! fa tsy anlah akory ny tanindrazanay fa ze irevenay azy eo irevenay azy !! fa raha mbola be mokony eo kou reo GIC reo de ze miditra eo Ivato eo de goaka koa hin hon hin hin hon hon hon hon tena goka tokoa any ...!! :-D :-D :-D :-D :-D
31. patrick2002
(
22/02/2010 13:07)
efa 85% ny malagasy letsy tsy nahazo tombotsoa t@ izay GIC anilay zay efa ho 50 taona izay tsy nisy ny sanction ah! ka aza mba ny gasy no hampitahorana anizay sanction eo ,
85% ny malagasy miaina ao anaty fahantrana tsy nisy sanction ,mitovy ihany ny fiainany ,
Ny gasy ambony ohatry ny Andry Rajoelina ,sy Ravalomanana tsy miova ny fiainany na misy sanction na tsy misy ,ka tsy ampihetsika ny volo-maso ny malagasy izay sanction`ialahy rapika ah!
Aleo mahantra tsy mitafy henatra ,to izay mpanana tondron`ny olona molotra

32. milamm
(
22/02/2010 18:45)
tena tsy avotra b le kozinla rapa fa lasa miteniteny foana zany fotsn otrany wuiwui, =)) =)) =)) fa inona ireny asa saika nosokafany agoa(text reny sy ny millenuim account sns,orinasa sinoa nikatona tetsy andranomena nahavery asa 10000),reny drsp(2002-2009 nanafoanana trosa lova navelany sosialisma menany ratsy iraka)
ary le oe ambony i lavanify(noho ny halatra sy vono olona)de diso ,Ravalomanana indray tsara izany satria tsy mahantra dolidoly akory ny Malagasy satria efa multinationale ny orinasany talohany niakarany teo magistrature supreme nangalatra ihany koa @ fomba samihafa nefa
-nampiova ny farimpiainany valala tsy mandady harona,namokatra asa marobe mivantana @ fiarahamonina sy nampiditra famatsiambola izay ilainy firenena
-i lavanify izany dia nanakarena bebe koko tampoka teo noho ny fivarotana tanindrazana @ frantsay ary tompon'andraikitra ' karama tsy voaloa sns mpiasampanjakana sy nahavery ireo asa marobe ary nandoro ireo orinasa maro2 izy mamelona fianakaviana marobe...
ankoatrany zay tsy saribakoly frantsay hitondra an'i Madagasikara ho eo ambany ziogany frantsa indray ,efa teniko foana rapa le oe raha leony miaina dia ndana mamono tena miaraka @ tgv nefa aza manatena oe hisy hanaraka izany

33. AndriambyII
(
22/02/2010 22:12)
Aleo mahantra tsy mitafy henatra ,to izay mpanana tondron`ny olona molotra
=D> =D> =D> au moins c'est pas sournois !!

34. patrick2002
(
23/02/2010 19:12)
milamm:

Ka i Ravalomanana no nahatonga anireny eh! raha nanaiky mora izy ohatry ny t@ teniny voalohany hoe nanipy ny fitondrana tany @ directoire militaire ,tsy nikatona ireny orinasa ireny ,
Fa rehefa natao pression miala dia nanaiky niala , sy nalefa nitsoaka ,rehefa tafatsoaka dia navadika amin`izay fa nanao coup d`Etat Rajoelina ,dia io mitarazoka io ny raharaha .
35. milamm
(
23/02/2010 20:32)
aza b vazizotra otrany ol soara oa rapa =)) =)) =)) tsy any tsony zao le resaka fa oe i lavanify zao no eo manao ny tsy met ' tanindrazana tsy ekeny rehetra fa vava basy sisa itazomana fitondrana de izay samy diso na Ravalomanana na ratsy iraka na i zafy nefa samy tsy eo intsony de tsy mila atao tsenjerin'adala zay Iza no eo tompon'andraikitra @ zao fotoana maka ny fahefana tsy zakany ka tsy mahavaha ny olana rehetra ???averiko ihany tsy tsetsetra ny omaly no manala olana,ny firaisan-kina androany no mamaha fatorana ,mba tena tiako na tsy ananako zo aza ny hanoro andrapa oe ,mifamela dia mifanantona fa samy iray tanindrazana miara-miasa @ zay ,io le kiribiby hamono tena io no ahafaty any lavanify sy tgv fa miomana,de mbola tsy hanaiky ihany ko v lesy oe voavarotra sy hiverina eo ambany ziogany frantsa toy ny rehetra ao Afrika indray ny nositsika ???
Madagasikara ho an'ny Malagasy...
Madagasikara ho an'ny Malagasy...
36. fijo
(
23/02/2010 21:04)
ka rah any hadisoan'ny haf akoa no atao hiarovan any adisoan'ny tena ,tsy naleo tsy niditra
37. patrick2002
(
24/02/2010 03:27)
ka inona no hadisoany Rajoelina ,tsy hitako mihintsy ,raha ohatra kah mbola tsy ekeny firenena hafa izy ho mpitondra fa hekeny malagasy ,
Hitanao tsara fa mandeha ny reheraha eo antoerana mpiasa-panjakana miasa ,mpianatra miassa etc..etc.
Fa ny olana dia tsy misy financement avy any ivelany izay miantoka ny 85% ny investissement ao madaqgasikara ,tsy i Andry Rajoelina no nahatonga an`izany fa efa t@ androny tsiranana no miankina @ any ivelany ny toe-karena malagasy (accord de cooperation t@ frantsay ) amin`izao miankina @ FMI sy ny BM ,ka hilaza ianao hoe i Rajoelina no tsy maha tafa anireo fifanarahana @ FMI sy ny BM laviko tanteraka .
i Ravalomanana no mbola mizizo fa izy no filoha lanim-bahoaka ary i Rajoelina mpanongana ,nefa dia samy hitam-poko hitam-pirenena ny fanaovam-beloma nataony Ravalomanana ny vahoaka malagasy ,ary fisaorana ny malagasy sy ireo partenaire niara-niasa taminy ,herinandro aty aoriana nivadika ilay information ,tsy nametra-pialana Ravalomanana fa noterana ary dia fanonganam-panjakana no natgaony Rajoelina .
vokany tsy misy fankatoavana azo avy @ CI dia ny gasy no mihinana ny manta
Tsy hadisoany Rajoelina mihintsy izany ,raha ianao ve mpanao livraison ny asanao ao France ka tsy mandeha ny fiara hanaovanao livraison fa tsy misy essence azo tsaraina ve ianao va tsy nahavita ny asanao ,Tsia tompoko :-D :-D :-D

38. pikatti
(
24/02/2010 08:16)
Aleo mahantra tsy mitafy henatra ,to izay mpanana tondron`ny olona molotra
K'nen'elah sady mahantra no voatondro molotra !!!
Fa ny olana dia tsy misy financement avy any ivelany izay miantoka ny 85% ny investissement ao madaqgasikara ,tsy i Andry Rajoelina no nahatonga an`izany fa efa t@ androny tsiranana no miankina @ any ivelany ny toe-karena malagasy (accord de cooperation t@ frantsay ) amin`izao miankina @ FMI sy ny BM ,ka hilaza ianao hoe i Rajoelina no tsy maha tafa anireo fifanarahana @ FMI sy ny BM laviko tanteraka .
Mirediredy mihitsy elah rapaty, fanta-poko fantam-pirenena fa io coup d'état io leisy no nahatonga ny vola @ BM sy FMI ,UE nihantona a
39. patrick2002
(
24/02/2010 15:49)
ka coup d`Etat ve letsy hekeny HCC ah! asa na hitany masony ialahy i Rajoelina nanao an`iny fianianana teo imasony HCC iny ,
Rehefa avy eo nilaza Ravalo fa coup d`Etat iny ary noterena izy nametra-pialana fa tsy vokatry ny eritreriny .
Dia nojerena daholo ny preuve rehetra naha coup d`Etat azy .
asa noteneniny conseiller ny norvegien sy allemand angamba izy hoe azo hatao tsara ny mamerina anao @ fitondrana raha coup d`Etat no nialanao teo .
@ izao dia mandeha foana ny intox ,desinformation hatao @ HAT lasa indray ny fitoriana any @ commission de droit de l`homme any geneve ,
Amiko dia tsy acte patriotique izany .
Raha coup d`Etat iny azo lazaina koa fa coup d`Etat no nahatonga any Ravalo teo t@ 2002 ,nitondra reserviste erany province ,reserviste izay tsy ao anisany tafika malagasy .