Vita ny fisarahana GIC vs HAT
1. pikatti
(
18/02/2010 23:48)
Une réunion du conseil permanent de sécurité de l'Union Africaine est prévue ce jour pour étudier les résolutions du GIC du 18 février
Tsy misy hifanarahana intsony zany , tsy manaiky an'izany tambazana fifidiana volana Mai izany intsony ny GIC na hapihatra na tsia
Tsy misy hifanarahana intsony zany , tsy manaiky an'izany tambazana fifidiana volana Mai izany intsony ny GIC na hapihatra na tsia
novalian'i pikatti ny 21/02/2010 00:17
2. pikatti
(
19/02/2010 00:01)
Des enquétes indépendantes ont par ailleurs été réclamées sur les diverses violations des droits fondamentaux perpétrées avant et après mars 2009.
Mais si la délégation malgache a promis d’examiner les questions citées plus tôt, et d’apporter ses réponses plus tard, elle a immédiatement refusé d’accéder à deux recommandations. La proposition australienne de mettre en place une commission d’enquéte sur les décès et les événements liés au coup d’État militaire de mars 2009, ainsi que la suggestion espagnole sur la nomination par les mouvances politiques d’un médiateur de consensus, ont été sèchement déclinées.Express
Dia lavina daholo ve sa tena tahotra ny hivoahinn'y marina, ianao rapaty mantsy no nilaza fa mila an'io isika dia ahona izany ny tgv-nao izany aloha sa dia ho atao samy gasy ao dia ny adversa foana no hosoram-potaka
:roll: :roll:

3. esserra
(
19/02/2010 00:07)
hitler kely miseho mazana manohitra ny vondrona iraisam-pirenena
http://www.youtube.com/watch?v=5hoH0_5QOqk&NR=1
http://www.youtube.com/watch?v=5hoH0_5QOqk&NR=1
4. katrikatry
(
19/02/2010 00:14)
Raiso ry be galona ny andraikitra fa leo ny pokna e, esory tany io fa nareo ve manao an-pataloha daholo @zay io lucke luke io e :twisted: :twisted: :twisted:
Jereo ry zalahy tany Niger , ny azy tsy navelany hitohy hijaly ny vahoakany dia nasoriny tao ny fanetribem-pirenena
Jereo ry zalahy tany Niger , ny azy tsy navelany hitohy hijaly ny vahoakany dia nasoriny tao ny fanetribem-pirenena
5. pikatti
(
19/02/2010 00:17)
Efa arakarako hoa io paika io fa lery mitady ahazo fotoana , satria ny sazy tsy hoe akory refa avy eo dia handaitra , ary mbola misy fotoana kely ndray hanirahana olona hisolelaka @ renimalala aloha
6. milamm
(
19/02/2010 00:20)
2 no andraikitra mizara noho ireo famotorana ataony tribonaly iraisampirenena izay ialana fitsarana maika,vanim-potoana mbola naha -filoha an'Atoa Ravalomanana reny 07 fev teny Ambohitsirohitra ireny nefa koa tsy manakana ireo jiolahy mpanongam-panjakana(lavanify sy reo sbires-ny)nanao ny asa ratsiny
>ozy le hira izay,entina ilazana lojika 1 fa tsy misy olona hanakarama andia-miaramila hamono sy hitifitra vahoaka ary hanongana ny tenany,raha atao aza oe tena tsy nieritreritra mintsiny i Atoa Ravalomanana namely tena dia tsy hilaza izy @ zao fotoana fa « Je n’ai pas peur des sanctions qu’on pourrait prendre contre moi, mais je refuse que Madagascar soit pris en otage » eo anoloany fitsarana any Geneva,araho eto ary ireo tatitra mivantana avy any
http://www.amnesty.org/en/library/asset/AFR35/001/2010/en/6e05b73b-1337-4a57-b80b-4c6d3e7fef61/afr350012010en.pdf

7. pikatti
(
19/02/2010 00:22)
Mazava tsara aloha izay ny position ny GIC, bravo aloha ny @ iny
Rabitro mitetika ny mbola hivarotra saka beloha( fifidianana @ volana Mai) ity aloha de tsy nahita hirika ntsony e, efa zay de zay , tsisy olona adalain-drangahy intsony eo :-D :-D
Rabitro mitetika ny mbola hivarotra saka beloha( fifidianana @ volana Mai) ity aloha de tsy nahita hirika ntsony e, efa zay de zay , tsisy olona adalain-drangahy intsony eo :-D :-D
9. xxxw
(
19/02/2010 00:47)
Le GIC a noté qu’en cas de persistance de l’impasse actuelle, des Organisations et des pays prendront, dans les semaines à venir, les dispositions qui s’imposent, y compris de nouvelles sanctions.Midi
Ahoana ty e, aza omena fe potoana izany io fa leo sy tofoka tanteraka ny vahoaka ry ingahy Ping :roll: :roll: voaborosy ingh Kouchner tany angamba io gendren'i Omar Bongo io actionnaires (banky Gabonaizy mpamatsy aty Afrika) miaraka amin'ny gasy mpanao afera any Gabon sy gasy mahitahita ao @ HAT ao, aië ao @ sisi-tosy ao france à fric tsy maty voalavo an-kibo aië, conflit d'interéts???

10. patrick2002
(
19/02/2010 01:02)
pikatti:
Une réunion du conseil permanent de sécurité de l'Union Africaine est prévue ce jour pour étudier les résolutions du GIC du 18 février
Tsy misy hifanarahana intsony zany , tsy manaiky an'izany tambazana fifidiana volana Mai izany intsony ny GIC na hapihatra na tsia
dia inona izany lesy no tadiaviny GIC rehefa tsy hanaiky fifidianana izy :-D :-D tonga dia hametraka an`i masindahy ravalo ao :-P :-P non non non
haleonay lasa 1 euro = 50 000 ariary fa tsy mila an`izany izay
Efa tsy misy 1 er toro dia vita intsony satria efa tsy eo fitondrana intsony Ravalo kou ,tena hita fa mpangala-bato no nahalany azy teo .
11. milamm
(
19/02/2010 01:15)
ny akaiky fatana feno arina hoy ny fiteny,raha ny zava-misy ao an-tanana no jerena dia tsy hilamina intsony ireo izay tena miaina akaiky ao dia afaka manamarina tanteraka izany fitomboany asa very(1500 no voaroaka tao @ ozinina sinoa Andranomena kwok hing ,chomage technique manampy reny agoa,sy reo zone franche tsy mitsahatra manakatona varavana...)tsy reo dokotera sy mpitsabo,mpiasam-panjakana isaky ny faritany tsony fa mirotsaka ny rehetra),lany fanahy mbola velona ny fat ho fotorana daholo@ zay ny raharaha malotony 2009 ,CNME eny ambohibao no foibeny(toerana nisy ny bianco,dgide taloha natsangana t@ decree No 2009/282 ,30 March 2009 avy any @ prezidansa ny lavanify, sy ny FIS ....efa mihamasaka ny nahandro ela niketriketrehina reto fat ,tsy ela tsony io fa tsy namokatra ny iraka diplaomasia nalefany lavanify reny tany geneva reny ary tsy hisy ho tanterahany ny recommendation nalefany amnesty azy reo tao araka ny mahazatra dia ho forsena io fifidianana rehetra io ...teboka farany iny geneva iny fa dia afa-tsiny ny UN raha tsy hanaraka reo fepetra @ zao fotoana
12. xxxw
(
19/02/2010 01:16)
Io no lazain'ny namana atsy hoe raha tsy maharaka vaovao ianao dia mametra fanontaniana sankalité
13. katrikatry
(
19/02/2010 01:33)
Efa tsy misy 1 er toro dia vita intsony satria efa tsy eo fitondrana intsony Ravalo kou ,tena hita fa mpangala-bato no nahalany azy teo .
Tsy misy resaka R8 eto izao ry le vendrana a, ny GIC sy ny HAT no resahina eto
14. AndriambyII
(
19/02/2010 10:47)
Dehors les GIC , SADEC ,UA ,UE .On a marre de leurs prestations mediocres .
:lol: :lol: :lol:
:lol: :lol: :lol:
15. sylvain
(
19/02/2010 12:08)
dehors wa dehors nefa mande milela- paladia any misy ny mande antsokosoko nefa daka voude hatrany no mahazo, hita mihitsy fa efa lany henatra ka d rediredy sisa atao
16. pikatti
(
19/02/2010 12:30)
Dehors les GIC , SADEC ,UA ,UE .On a marre de leurs prestations mediocres .:-D :-D :-D :-D aza manadala an'i rawix leisy elah bainn a, lery aza any marary fo, :roll: :roll: mangatsiatsiaha aleisy rawix a,mirary fahasalamana ho anao ny mpisera e, ry zalahy ao no miady fa tsy tsika bainnn a :-D
17. ndotofetsy
(
19/02/2010 16:24)
dehors mpanao politika rehetra fa hiditra antsehatra i sarla =)) =)) =)) =)) =))
20. pikatti
(
21/02/2010 00:17)
Raha nihizingizina hatramin'izao aloha dia sarotra no mieritreritra fa hitsoaka an-daharana ry foza isany ,io mantsy no sisa reharehana na dia fantatra izao aza fa tsy maintsy hiverina hifandinika ihany na tiany na tsy tiana , ary rabitro no efa nilaza an'io t@ farany teo