misy masera mahatara ahy, tena tiako

1. xxx ( 19/02/2010 07:36)
aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina.

hatram ny nahatongavany taty de lasa mazoto mivavaka isa-maraina foana aho satria izy mizara komonio @ lamesa maraina. na de ni hijery azy fotsiny aza de idirako am-piangonana. Za tsy mpiditra am-piangonana zany nefa taloha.

Tena latsaka aho e, nefa sady matahotra ihany, mba torohy hevitra ry zareo oe inn no ataoko fa tena tiako io masera io a.

Misaotra mialou
2. rakapy ( 19/02/2010 09:04)
:-D :-D :-D Fa inona no tena tanjon'i raxxx atao @ ilay masera?
vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina

Io matetika no mahavoa ny olona sasany. Raha mba mitsikitsiky sy sarika aminy ilay olona dia hitadiavana hevitra hafa ambadika. Nefa rehefa tsy mitsiky na tsy miraika aminy ilay olona dia lazaina fa miavona.

Hajao amin'ny maha masera azy izy raha tinao aharitra ny fahitanao ny fitsikiny aminao . Kotio kosa izy raha tinao hifarana ny fitsikiny aminao.
3. Djhamhal ( 19/02/2010 10:41)
trotroy am-bavaka i Masera é !! :lol:
4. rakapy ( 19/02/2010 11:28)
Hoy i Djhamhal
trotroy am-bavaka i Masera é !!

Izay mihintsy no tokony ataon'i xxx nametraka ny lohahevitra fa tsy hanakorotana izay tanjon'ilay masera.
5. ravonjison ( 19/02/2010 14:25)
rakapy:

:-D :-D :-D Fa inona no tena tanjon'i raxxx atao @ ilay masera?
vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina

Io matetika no mahavoa ny olona sasany. Raha mba mitsikitsiky sy sarika aminy ilay olona dia hitadiavana hevitra hafa ambadika. Nefa rehefa tsy mitsiky na tsy miraika aminy ilay olona dia lazaina fa miavona.

Hajao amin'ny maha masera azy izy raha tinao aharitra ny fahitanao ny fitsikiny aminao . Kotio kosa izy raha tinao hifarana ny fitsikiny aminao.



Ireny vazaha mandeha manampy olona any @ tany andalam-pandrosoana ireny ( fivavahana, fitsaboana sns...) dia ao anatin' ny programme nitaizana azy ireo ny fitsikitsikiana sy ny fahaizana mifandray @ olona eo antoerana, mba ahamora ny asany.

Ka ilay izy ra xxx a , tsy voatery tonga dia raisinao ho zavatra hafa a .
6. botra10 ( 19/02/2010 15:04)
xxx:

de efa mba mitsikitsiky be amiko izy satria izy mizara komonio @ lamesa maraina


de mbola tsy mahafapo anao ve rxxx ilay tsikitsiky sy komonio omeny anao gratôsy isamaraina no mbola mitady zavatra hafa gratôsy ndray ianao :evil: :evil:
amen
7. ikaretsaka ( 19/02/2010 15:25)
nampatsiaro anahy ny tantaran'ilay masera akamako izay, nianatra medecine de tara taminy ilay doko prof -ndry zareo , farany namboraka.. ho'zy masera avy eo hoe ..hivavaka ho anao aho dokotera :-D
8. Mirananirina ( 19/02/2010 16:23)
Ireny vazaha mandeha manampy olona any @ tany andalam-pandrosoana ireny ( fivavahana, fitsaboana sns...) dia ao anatin' ny programme nitaizana azy ireo ny fitsikitsikiana sy ny fahaizana mifandray @ olona eo antoerana, mba ahamora ny asany.

Ka ilay izy ra xxx a , tsy voatery tonga dia raisinao ho zavatra hafa a
de mbola tsy mahafapo anao ve rxxx ilay tsikitsiky sy komonio omeny anao gratôsy isamaraina no mbola mitady zavatra hafa gratôsy ndray ianao
amen
izay mihitsy.Ny tsy masera eo be dia be kotio :) fa laingalainga aloha fa betsaka ihany ny masera miala dia manambady an!ary tsy diso izany fa fiainana daholo.
nampatsiaro anahy ny tantaran'ilay masera akamako izay, nianatra medecine de tara taminy ilay doko prof -ndry zareo , farany namboraka.. ho'zy masera avy eo hoe ..hivavaka ho anao aho dokotera
:-D :-D :-D dia raikitra ny vavaka masina.
9. ikaretsaka ( 19/02/2010 17:01)
de tsy haiko fa i masera mbola masera any ihany de le doko hono toa nahazaka sipa mpianany tao ihany de efa 2 anaka koo :wink:
10. ni81 ( 19/02/2010 18:55)
Tena latsaka aho e, nefa sady matahotra ihany, mba torohy hevitra ry zareo oe inn no ataoko fa tena tiako io masera io a.

Misaotra mialou
:D fa inona ty mampatahotra?
Io matetika no mahavoa ny olona sasany. Raha mba mitsikitsiky sy sarika aminy ilay olona dia hitadiavana hevitra hafa ambadika. Nefa rehefa tsy mitsiky na tsy miraika aminy ilay olona dia lazaina fa miavona.
:-D :-D
11. soanja ( 19/02/2010 23:46)
xxx:

aôna ry zareo fa misy masera jeune kely izay manjakely, vazaha espagnole le izy vao tonga 1 mois zay de efa mba mitsikitsiky be amiko izy fa mifanena foana zahay isa maraina.

hatram ny nahatongavany taty de lasa mazoto mivavaka isa-maraina foana aho satria izy mizara komonio @ lamesa maraina. na de ni hijery azy fotsiny aza de idirako am-piangonana. Za tsy mpiditra am-piangonana zany nefa taloha.

Tena latsaka aho e, nefa sady matahotra ihany, mba torohy hevitra ry zareo oe inn no ataoko fa tena tiako io masera io a.

Misaotra mialou


Mino aho fa kolontsaina roa samihafa ny anareo no manjaka ka. Ny antsika gasy dia mihevitra foana fa raha mitsikitsiky sy sariaka ny olona iray, indrindra fa tovovavy dia hiteny haingana hoe " mola amiko le sipa iny" , fa andavanandro monjomonjo sns satria tsy misy idiranao ny fiainany. Ny azy anefa mety efa izay no nanjarana azy hoe " mitsikia amin'izay mitopy maso aminao fa izay no fahendrena".

Manaja ny safidin'ny hafa. Izay kosa angamba samy nianatra an'izany isika. Raha masera izy dia nisafidy tokoa ny tsy hadalain-dehilahy. Nefa iza no mahalala, ny fitiavana soran-jadiana ary tsy misy mahalala izay ampo tsy miloaka. Isaory Andriamanitra fa mba nahita anjely indray izany ianao teo amin'ny fiainanao!


12. Mirananirina ( 20/02/2010 09:52)
de tsy haiko fa i masera mbola masera any ihany de le doko hono toa nahazaka sipa mpianany tao ihany de efa 2 anaka koo
tsara kosa rehefa tsy niala masera izy
13. selesy ( 20/02/2010 10:32)
Akory indray izany!tena zavatra tsara izany hoe nanitona anao hiditra any ampiagonana any izany. Ny toro-hevitra ataoko anao dia hajao amin'ny maha masera azy izy raha tena tianao na dia mitempo mafy aminy aza ny fonao, haiko manko fa raha hitory fitiavana direct aminy ianao dia atahorako sao hisy fiatraikany eo.Mifandraisa aminy toy ireny fifandraisana tsotra ireny aloha ianao dia hitanao eo izay hiafarany...
14. xxx ( 21/02/2010 08:20)
kôtio any leitsy dia omeo ny azy ny tena gout-ny la vie a! aiza koa no dia ry mopera foana no omena vahàna hanao zvtr sahalam'izany. :�) :}
15. xxx ( 21/02/2010 08:49)
kôtio any leitsy dia omeo ny azy ny tena gout-ny la vie a! aiza koa no dia ry mopera foana no omena vahàna hanao zvtr sahalam'izany. :�)
aiza kosa ry xxx13 a! :D
16. mion ( 22/02/2010 12:05)
kôtio any leitsy dia omeo ny azy ny tena gout-ny la vie a! aiza koa no dia ry mopera foana no omena vahàna hanao zvtr sahalam'izany. :�)

Impiry lesy aho no maheno oe masera bevoka.

Ny mampalahelo de ataon'ny oul sahirana fiavotana fotsiny ireny Congregation religieuse ireny de refa tafatafa izy de manao ny ataony.

raha ny eritreritro de ataovy raha sahy elà fa lazaiko deny zao fa ho sahirana elà satria ireny masera ireny tsy afaka mivoaka fahatany, efa voa isa ny ora ivoahany raha hanao zavatra any ivelany izy sady voa ara maso be, ka mety hampijaly anlà, sa izay angà le côté matsiro ???
17. 3188 ( 22/02/2010 16:37)
aza mitondra anay @fakam panahy ,fa hitanay ny lalana mankany,,,mtady ho fetsy ndray ny sasany an
18. xxx ( 22/02/2010 18:03)
dia iza hono no nahabevoka an'ireo masera ireo ry mion?hihi! sady ny an'i lery koa ange mety hoe mba fitiavana te hitsaingoka kely fotsiny no tadiaviny e! :-D :-D
19. Mirananirina ( 23/02/2010 08:26)
Impiry lesy aho no maheno oe masera bevoka
dia iza hono no nahabevoka an'ireo masera ireo ry mion?hihi! sady ny an'i lery koa ange mety hoe mba fitiavana te hitsaingoka kely fotsiny no tadiaviny
fanontaniana mila valiny??Ela ihany izay niainako niaraka tamindry masera izany fa niala masera misy ihany fa bevohoka io indray no tsy hitako,raha tsy hoe niala angaha izy fa bevohoka :roll: :roll:
20. mandrindra ( 23/02/2010 22:31)
rehefa mipetrapetraka eny amorondrano ka mahita trondro mitsambikimbikina dia na faly sy fianritra ny maso na mandeha maka haranjono haingana. ary rehefa maka haranjono dia za adino ny kankana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7597