misy masera mahatara ahy, tena tiako

21. mion ( 24/02/2010 07:20)
ary rehefa maka haranjono dia za adino ny kankana


inn le kankana eto @ ito resaka ito?
novalian'i nofinofy ny 31/08/2010 10:43
22. Mirananirina ( 24/02/2010 12:18)
Voalaza teo :
ary rehefa maka haranjono dia za adino ny kankana


inn le kankana eto @ ito resaka ito?
:-D :-D :-D
23. mandrindra ( 24/02/2010 12:57)
falifaly indray mirannirina mahita kankana :lol:
mion, ilay kanakan dia ilay fitaovana ampiasaina ahazahoana trondro (tandremo ny fofna :-D )
24. muro ( 25/02/2010 08:24)
Kaiz!
ny fitiavana dia tsy azo sakanana fa rehefa tonga io dia tonga, fa ny tena kosa azo fehezina e! mety maharary anao kanefa masera efa nanao ny safidiny ka hajao @ safidiny kosa izy e!courage lesy!
25. jodasy2009 ( 27/02/2010 07:18)
tsotra leis zany ah! tadiavo ny congregation ny de midira seminarista any de manaova mompera de mba samy any izany! sady ise rahateo lasa nazoto nivavaka! izay le vocation e! :lol: :lol: :lol:
26. nofinofy ( 31/08/2010 10:43)
Masera anie ka hary fitaovana sady olombelona e!!!! Omeo valiny ny filany raha mangataka izy fa manao asa soa ianao amin'izany. manamaivana izay mavesatra aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068