REGARDER VIDEO Journal Ranovaky chez la HAT 12 fév2010

1. vatofototra ( 12/02/2010 18:09)
REGARDER VIDEO Journal Ranovaky chez la HAT 12 fév2010

- Menace de démission de plusieurs ministres de la HAT
- Commentaire su la démission de Ny Hasina Andriamanjajo par Mamy
Rakotoarivelo

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 15/02/2010 13:56
2. feticon ( 12/02/2010 18:23)
aza manao menace intsony fa tonga dia miala sao tara eo e
3. fijo ( 12/02/2010 20:57)
efa lany nysaosy e,rava ny tsena
4. ndotofetsy ( 12/02/2010 20:59)
sao de midemisona eo koa i wuiwui

hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =))
5. fijo ( 12/02/2010 21:02)
lery tsy hiala raha mbola misy latsaka azo tsimponina ko
6. ndotofetsy ( 12/02/2010 21:07)
ka akofa kosa io ve tsy ho tsimponina
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. fijo ( 12/02/2010 21:13)
hahahhaha
8. xxx3 ( 12/02/2010 21:20)
miandry an'ireo ny TPI araka ny resaka deputes europeanina omaly
tonga dia hon hon hon hon daholo
9. locl ( 13/02/2010 15:00)
Raha za izy miala mangingina dia samy vita
10. nancy ( 13/02/2010 21:54)
Ary nojeren'ny frantsay fotsiny zany? fotoana verimaina le naka sary niaraka tamin'ny parlemantera frantsay o?

11. terrywui ( 14/02/2010 12:11)
vatofotsy====== FILM ____Commando86 __arnold beeeeuuuu :-D :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 15/02/2010 13:56)
Ndàna elah rawix mijery BD aloha fa tsy zakan'ny lohan'elah ny politika :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0713