manomboka ahafinaritra ny hilalao aminareo aaaa
1. terrywui
(
14/02/2010 12:17)
Toa mba velompanantenana kely ndray any ry Mpisera mpanohitra ato zany tato ho ato eee..!! sa de hoe nahazo prezida vaovao ve sa misy mampanatena "ronono antavy vaovao" ndray any ho any !!!! tandremo anefa fa vao ratsy famindra eo de goaka aaa!!!anay tsa misangy raha vao mitetika koudetà eo! hin hin hon hon hon hon tena kotou any ......!! mpetraha tsar iany alou de manaova fihetsika mendrika miandry ampitonina ny fifidianana tsara de tsary misy haninnn anareo eo !!! :-D :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 16/02/2010 19:10
2. Annie2006
(
14/02/2010 13:29)
Hapetraho haingana ny rafi-pifidianana mazava sy rariny, esory ny ministra mpangala-bola fantam-poko fantam-pirenena, apetraho ny datin'ny fifidianana filoham-pirenena, fa tonga dia azo ekena ny paik'ady.
4. pikatti
(
15/02/2010 13:44)
Velominareo hatramin-dry solopaika ary klé, zao lisany tgv tony aloha vao maika be adversa,Roindefo velomina,solapaika velomina, :lol: :lol: tvg vonoina ,sarahana zany no paika mamono tena refa tsy mahay raha leisy a
5. kidoropamba
(
15/02/2010 13:49)
Io Pierrot io ihany hoa no mety ho adversera mazana é. Fa ny ankoatr'izay dia "minime" na "poussin" dolidoly.
6. pikatti
(
15/02/2010 14:13)
Ka io na Pierrot na Tantely fa izay raha resaka MDM , ka i Annie ato miady irery ,rawix zao mbola vidiana alefa hanampy azy eo,
ory nannie a, ahoana ok ve enao klou @ le kôzy e??? sao mantsy lazain-dry zalahy manao unilatéralisme eto indray izahay,
Tsy izany mantsy fa bitrovoalavo voatefaka tany @ UE tany de nolaziny fa desizion uniterale oz ry zareo Eropeana nefa refa izy no gejain'ny "renimalala"na "mpamozaimalala" de hoe misaotsa patrô :-D :-D
ory nannie a, ahoana ok ve enao klou @ le kôzy e??? sao mantsy lazain-dry zalahy manao unilatéralisme eto indray izahay,
Tsy izany mantsy fa bitrovoalavo voatefaka tany @ UE tany de nolaziny fa desizion uniterale oz ry zareo Eropeana nefa refa izy no gejain'ny "renimalala"na "mpamozaimalala" de hoe misaotsa patrô :-D :-D
7. bazylou
(
15/02/2010 18:48)
io ry zalahy tsy misy mahasakisaky an'i tgv a, ; plateforme maty hozatra daholo ny ambiny, :-D :-D :-D :-D :-D beurk
8. fijo
(
15/02/2010 19:02)
ka io lehiretsy ravalo ihany no tafaverina eo an,saingy izao,raha tafaverina eo,ka hanoy ny taloha kosa,dia mihomana fa vita mahia amin'izay
9. pink
(
15/02/2010 19:25)
ny anay Ravalomanana ihany ronono Tiko mahavelona e, fa tsy injet sy ny lamaodiny
10. terrywui
(
16/02/2010 12:37)
ka io lehiretsy ravalo ihany no tafaverina eo an,saingy izao,raha tafaverina eo,ka hanoy ny taloha kosahin hin hon hon hin hin fa inona hono "ilay taloha" ry fijo??? hay mahalala mahatsapa tena iany fa fopla be ny natao teo taloha ????? mbola tohizany avo 200heny izay taloha zay fijo fa minoa ahy ianao aaa!
