Elections législatives le 19 ou 24 mai 2010

1. xxwx ( 04/02/2010 09:55)
Le mercredi 19 mai ou le lundi de la Pentecôte, le 24 mai ont été proposé pour le scrutin des élections législatives hier aux ateliers sur les élections au CCI d’Ivato. La décision devrait étre prise lors d’un prochain conseil des ministres.
Zavatra provocation foana no ataon-dry tgv ( hotran(ny Iranianina @ io bombany io face @ Tandrefana) koa aza gaga raha voafelaka tampoka eo vao taitra

Notsiahivin\'i Diloo etsy ambony etsy
4. DEMANDE INSTAMMENT au régime illégal à Madagascar de mettre fin à ses tentatives d’imposer des solutions unilatérales à cette crise, contournant ainsi l’Accord de Maputo et de l’Acte additionnel d’Addis-Abeba

Iza moa ireto CCI ;olona vitsivitsy antoko vitsivitsy naman-dry lavanify ihany,ireo ve no mi-répresenter ny vahoaka sy ny ankolafy eto Madagasikara, tsss, tena lasa resaka amboletra tsisy fiasainana intsony ty raharaham-pirenena ty !!!
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 15:24
2. katrikatry ( 04/02/2010 10:50)
Mampalahelo ny manjoa ity Nosy Malalantsika e


Anarchie totale,les attaques à mains armées sont devenues monaie courante
3. falyfenosoa ( 04/02/2010 11:02)
Aleoko ihany any ambanivohitra, madio ny rivotra, madio ny fisainana.
4. falyfenosoa ( 04/02/2010 11:06)
Zà zao tsy maintsy lany deputé na iza ho faly na iza ho tezitra, na rahoviana atao ny fifidianana na rahoviana, zà manokana efa niomana ary efa nikarakara izany fifidianana izany, fa raha izao vao hiomana dia aza miditra fa dia tsy ho lany eo mihitsy na hangala-batoa ary. Sady @ 'ty tsy manao bulletin de vote, tsy mahazo mizara zavatra, caution no aloa dia izay no vita.
5. dinitra ( 04/02/2010 13:42)
Aiza i sarereka no tsy mihira intsony? Sa mbola manomana Elections législatives? Tena talentany mantsy ilay mihira eny amin'ireny bac à odrures ireny , sa mety any amin'ny IV ème repoblique angamba izy vao hiverina hy vazo satria very seza. Raha tsy tapaka ny corde vocalny. :lol:
6. pikatti ( 04/02/2010 15:09)
mety any amin'ny IV ème repoblique angamba izy vao hiverina hy vazo satria very seza. Raha tsy tapaka ny corde vocalny.
=D =D
Zà zao tsy maintsy lany deputé na iza ho faly na iza ho tezitra

Aiza anefa bainn no hilatsaka sao mila mitondra tady mantsy :-D :-D
7. AndriambyII ( 04/02/2010 15:11)
Sa reraka i Sareraka ?? :-D :-D :-D
8. pikatti ( 04/02/2010 15:24)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538