Mba ovay amin'izay le toetsaina lomorina e.! efa 2010 zao...

1. terrywui ( 05/02/2010 19:07)
mahafinaritra ahy i Annie ka!! hindramiko kely alou ry Annie le kozindroky fa toa marina loatra a!!

Azo atao ny tsikera rehetra satria tsy dia ampiova zavatra maro be.
8 taona teo Ra8 nanao izay noheveriny fa mety kanefa tsy nisy nosinganina ny zavatra nasehony ka niafara t@ fanidiana ny habakabaky Madagasikara izany. Henatra hoan'ny Firenena aminay izany. Tsy hidirako lalina izany fa mandany fotoana tsy amin'ny antony.

Ny zava-misy aloha izao dia tsotra: zon'ny mpanao politika ny miomana amin'ny fifidianana. Zon'ny olon-tsotra PRJ ny manao ny adidiny. Zon'ny sasany mitsikera sy manatsatso ary maneho ny heviny (na marina io na diso). Adidinay sy isika ny mitandro ny fametrahana ny mangaraharaha sy ny fahadiovan'ny fifidianana. Ny vahoaka ihany no hitsara @ farany.

Ny vatonay dia efa mazava be.
fa tsy miala amin'ny TGV FOREVER

ny fahadiovan'ny fifidianana dia efa noraisin'ny GIC antanana ka asakasak'izay tsy hiroso amin'ny fifidianan fa anay tsy hipody koa na hidongy lava sy hikonetaka tsary mety hanao eo ary efa tongotra mby andakana io ka eny ampivoandrano no fetra hon hon hon hon hon

mahazo mijanona rehefa tsy hanao fa be ny hilatsaka sy hifidy

STAT:90% =ny tahan'ny mpifidy amin'ity
TGV = 67,50%
TIM=12,27%
AMF3FM=1,12%
AREMA =7%
Autres=18%
:-D :) :-D :-D :-D :

mahazo mitomany ze te higogogogo
tsy miova le fanasana hataoko rahapitso any amin'ny à gogo fa mbola mpetraka ze handeha ! Rapika hono hande fa sambany lery vao mba ho eny ....!!! tsisy fisaorana letsy a ! mahazo manara-po elah ao ....! hin hin hin miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: hin hin hiun hin
répondu par pikatti le 07/02/2010 23:46
2. rijadolly ( 05/02/2010 19:56)
STAT:90% =ny tahan'ny mpifidy amin'ity
TGV = 67,50%
TIM=12,27%
AMF3FM=1,12%
AREMA =7%
Autres=18% :
efa nivaly sahady ny Fifidianana vao heritreretina ho tanterahina.
3. Scofield007 ( 05/02/2010 19:59)
tena mahagaga mihitsy ireto mpmba ny HAT ireto an,mbola misy manofinofy hoe ahazo vato betsaka i tgv :-D :-D :-D
4. fijo ( 05/02/2010 20:34)
antsirabe letsy atao lesona an
5. andywui ( 06/02/2010 07:30)
mampalahelo lesy ela ry terrywui, hita mihintsy hoe TGVendrana,manao resamaoly,hita mihintsy hoe ny vody ny misaina fa tsy ny loha
6. Mirananirina ( 06/02/2010 10:25)
Voalaza teo :
STAT:90% =ny tahan'ny mpifidy amin'ity
TGV = 67,50%
TIM=12,27%
AMF3FM=1,12%
AREMA =7%
Autres=18% :
efa nivaly sahady ny Fifidianana vao heritreretina ho tanterahina.
tena mahagaga mihitsy ireto mpmba ny HAT ireto an,mbola misy manofinofy hoe ahazo vato betsaka i tgv

Tsy ataoko mahagaga izany fa ao amitsika anie mbola lalàn'ny vola eh!inona no tsy vitan'ny vola?????fanjakana ara-dalàna izany dia nofy.....halabato amin'io tsy haiko intsony fa ity farany ity manko tena pire mihitsy amin'ny fanambanana basy.
7. terrywui ( 06/02/2010 11:41)
fa ity farany ity manko tena pire mihitsy amin'ny fanambanana basy.
mbola ambana fotsiny zany ane ry mirana fa tsy nitifitra izy eee!! i dada aza tonga de nitifitra sy namono an'i ravolomaso fotsiny tena novakiany mitsy ny lohany tamin'ny famaky sady notifiriny basy fa ny TGV aza zany mbol nanambana :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
8. pikajunior ( 06/02/2010 12:37)
i dada kosa tsy nampitifitra izany e ,tsy i pikatti io an ,fa lisany foza ireo no tena be vinany eo sady fetsifetsy loatra
9. bazylou ( 06/02/2010 19:29)
ny ahy ny mampalahelo ahy dia ireto gasy jamba sy efa andevon'ny 3 movansy lany bala. efa mitaninandro sy mialahabary sisa dia mbola mivika eny ihany , beuuurrrk , rah amahery ianaly isany avoiahay di arodany tgv , eeeeee ankoatr'izay akombony fa basy rora :-D :-D :-D :-D
10. pikatti ( 07/02/2010 23:46)
mitaninandro sy mialahabary sisa dia mbola mivika eny ihany , beuuurrrk , rah amahery ianaly isany avoiahay di arodany tgv ,

Narian(ny tgv daholo ny asany , nangalarin'i tgvdaholo ny volam-bariny aza taitra elah beeeeeuuurrrrrk fa ho avy eo le tena rezatra :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0517